NY HALEMEMPANAHY

1. cutie ( 12/10/2009 13:49)
Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy eo @ fiarahabanao.
@ ankizy, @ mahantra
ary @ zay rehetra mijaly
aranofo sy arapanahy,
atoroy lalandafa ny tsiky falifaly.
Omeo azy ireo tsy ny fikarakarano fotsiny
fa ny fonao koa.

Mere Teresa.

Mba tiako le hafatra de zaraina aminareo
:) :) :)
novalian'i cutie ny 22/10/2009 22:10
2. soanja ( 12/10/2009 16:23)
cutie:

Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy eo @ fiarahabanao.
@ ankizy, @ mahantra
ary @ zay rehetra mijaly
aranofo sy arapanahy,
atoroy lalandafa ny tsiky falifaly.
Omeo azy ireo tsy ny fikarakarano fotsiny
fa ny fonao koa.

Mere Teresa.

Mba tiako le hafatra de zaraina aminareo
:) :) :)


namaste namaste! Amen!


3. cutie ( 12/10/2009 22:32)
4. soanja ( 13/10/2009 00:21)
Mba nomena chicken soup of the day zany agnay! Saotsa anjiako! :-* :-*
5. cutie ( 13/10/2009 01:35)
tsara zany nahazo sakafo njy fa ny ahy njay ho entiko mandeha matory :wink:
6. majesty ( 13/10/2009 04:30)
cutie : ataoko fa nisy santimaka niainga maraina lol hay hafatr'i tompokovavy no nampitain-ndry.
Misaotra e!
7. cutie ( 13/10/2009 12:41)
majesty :-D :-D :-D :-D
8. prime ( 14/10/2009 14:16)
Mankasitraka tanteraka... :)
9. cutie ( 14/10/2009 20:08)
10. ikaretsaka ( 14/10/2009 20:45)
mety ra cutie a.. kay revenao koa ny aingam... an-dravehivavy iny e
11. cutie ( 14/10/2009 20:50)
:-D :-D :-D :-D
efa ela be io no tato amiko e, sendra nijery cahier de souvenir za de nahita an'io de hoy za we handeha ampidiriko ato @ serasera :)
12. prime ( 15/10/2009 14:25)
Cahier de souvenir? hummm... :wink: :D
13. niryna ( 15/10/2009 20:20)
cutie:

Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy eo @ fiarahabanao.
@ ankizy, @ mahantra
ary @ zay rehetra mijaly
aranofo sy arapanahy,
atoroy lalandafa ny tsiky falifaly.
Omeo azy ireo tsy ny fikarakarano fotsiny
fa ny fonao koa.

Mere Teresa.

Mba tiako le hafatra de zaraina aminareo
:) :) :)


misaotra cutie nizara a
14. ikaretsaka ( 15/10/2009 20:50)
niryna> tsy diso nge za miteny heo mba jereo ihany ny ambaran"ireny olomasina ireny njainjay e
15. cutie ( 22/10/2009 22:09)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 15-10-2009 22:20:30
Lohateny : Re : NY HALEMEMPANAHY
Hoy i cutie:

Aza mamela na oviana na oviana
olona iray manatona anao
Ka hiverina tsy nihatsara sy falifaly kokoa.
Aoka ianao ho fanehoana
ny halemempanahin' Andrianamanitra.
Halemempanahy eo @ endrikao
sy eo @ fiarahabanao.
@ ankizy, @ mahantra
ary @ zay rehetra mijaly
aranofo sy arapanahy,
atoroy lalandafa ny tsiky falifaly.
Omeo azy ireo tsy ny fikarakarano fotsiny
fa ny fonao koa.

Mere Teresa.

Mba tiako le hafatra de zaraina aminareo




misaotra cutie nizara a

tsy misy fisaorana :wink: :)
16. cutie ( 22/10/2009 22:10)
Mpandefa : prime [ Valio ] 15-10-2009 16:25:18
Lohateny : Re : NY HALEMEMPANAHY
Cahier de souvenir? hummm...
:wink: :) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1716