Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
1. LazaDaddy
(
13/10/2009 00:55)
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24
misokatra ary ny adihevitra, diso ve i Jesoa?
Jesoa:
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.
misokatra ary ny adihevitra, diso ve i Jesoa?
novalian'i mia ny 24/10/2009 16:31
2. majesty
(
13/10/2009 04:27)
Raha vao Jesoa no inoana dia marina io, fa raha vao finoana hafa tsy mino an'izany Jesoa izany dia lazainy fa adalana io. Dia aleo andrasana ny hevitr'ireo tsy mino ary ;)
3. ravatorano
(
13/10/2009 07:23)
o ra majesty ah hay ve nareo mbola any e ! :-P :-P :-P aiza ny euro e !
miankina amin'ny finoanao marina tokoa io ary tohanako tenin ilay ampanjaka majesty etsy ambony .RAha kirisitianina enao dia inona no inoanao tsy maintsy mino an'i Jesoa ianao raha te hanaraka azy ! raha miaraka amin'ny finoana hafa moa dia ho toy izany tokoa !

4. LazaDaddy
(
13/10/2009 08:18)
Marihina fa i Jesoa niteny an'io tamin'ny olona tsy nino Azy.
Dia averiko sy velabelariko ilay fanontaniana hoe:
Diso ve i Jesoa niteny an'io? Tsy miankina amin'ny hevitra na finoan'olona ny maha diso na maha marina an'io. Arosoy ary ny resaka :)

5. ikaretsaka
(
13/10/2009 10:37)
Amiko manokana io de miankina @ tsirairay fa tsy miankina @ Jesoa loatra intsony...
Firifiry moa ny hoe mino an'i Jesoa nefa mahavita heloka bevava lavitra noho ireo tsary mino Azy?
Firifiry ny olona tsy mino sy tsy mahalala an'i Jesoa akory nefa rehefa manao zavatrade mampilo- bava ny olona hoe tena olon'Atra le zalahy iny....
Ny any @ fiainan-tsy hita sy ny fiainan-ko avy tsary hidirako loatra na nankaiza izy na hankaiza rehefa vita ny adidin'ilay olona eto an-tany. Azy sy izay inoany izany ary tsary misy mahalala afa tsy zareo irery...moa za tsy mbola tany

6. fidinirina
(
13/10/2009 11:33)
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.Diso ve i Jesoa niteny an'io?
Inona no fahadisoan'i Jesoa raha tsy mety mino ianao ? Ary fitiavana no ampitandremany anao mba tsy ho very ianao.
7. ikaretsaka
(
13/10/2009 11:51)
Ka izay no hanaovako hoe aza I Jesoa intsony no. Handeha hotsaraina hoe diso na marina fa ianao sy ny fiainanao atrehina....
8. cutie
(
13/10/2009 12:52)
Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
Hoy i Jesoa:
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo
samihafa be ny voalaza eo ambony sy nolazain'i jesoa :-D :-D :-D :-D
9. rijadolly
(
13/10/2009 15:58)
Salama Laza Daddy a!
Za tsy mbola amaly fa ametraka fanontaniana ihany koa mba hanazava bebekokoa ny lazain'Laza Daddy ra azoko tsara ny fanontaniany.
voavonjy ve izay tsy mino an'Jesoa ho Kristy???

10. rakaroka
(
13/10/2009 16:50)
En faite, ny "mission du Christ" dia "karazana "seho"hitsilovana ny "fomba fijery sy ny fihevitra, fiaina tetsy sy teroa @ vanim-potoana iray ! Raha zohina tsara ny "contexte" eto @ bokin'i Jaona , dia "AHITANA" MAZAVA tsara
fa "ajustement"-na principe efa nisy tany aloha faha "Abrahama" no notsahiviny.Izany hoe nisy "Concept" de base navaonan'ny "fijery sy fihevitra sy fiainan'ny maro, donc ny hevitry ny teny eto raha ny marina dia ny hametrahana indray io "considération de base io satria izay no nahatongavany.=>
Ilainy ny nisintona ny olona mba haatoavan'ny mission!
N'oublie pas hoe "Ny mission" no nahatongavany fa tsy ny hanao "Pub" ny tenany sanatria! OK! :wink:

11. soanja
(
13/10/2009 22:24)
LazaDaddy:
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24Jesoa:
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.
misokatra ary ny adihevitra, diso ve i Jesoa?
Dia hoy aho hoe TSY FAHOTANA izay tsy mino an'i Jesoa satria tsy izy akory ny zavadehibe fa ny zavadehibe dia ny fifandraisantsika aminy sy amin'ny hafa ka ahafahantsika mampivoatra ny momba antsika ahita ny mazava izay arahina sy mahafanahy antsika.
Tsy Jesoa akory no vahaolana fa izy no nanoro ny lalana amiko ka isaorako azy izany asa goavana nomeny ampitiavana izany.
12. cutie
(
13/10/2009 22:33)
ka le izy koa nge raha vo arahina ara-bakiteny de tena zay mitsy we ho faty nareo e lol.
hafa mitsy alou ny fandraisako an'io e :)

13. LazaDaddy
(
13/10/2009 22:49)
soanja:raha araka ny hevitr'i Soanja manokana izany dia diso na nandainga i Jesoa niteny hoe "Izaho no lalana, ary TSY MISY mankany amin'ny Ray AFA-TSY amin'ny alalako"?
Tsy Jesoa akory no vahaolana fa izy no nanoro ny lalana amiko
Raha io tenin'i Jesoa io mantsy dia tsy nanoro lalana fotsiny Izy fa Izy mihitsy ilay "lalana" ary tsy misy lalan-kafa afa-tsy izy irery.
15. LazaDaddy
(
13/10/2009 23:18)
soanja:i Soanja izany eto aloha dia mampiseho mazava tsara fa izy dia mitsipaka tanteraka ny apostoly Jaona na Joany.
Dia hoy aho hoe TSY FAHOTANA izay tsy mino an'i Jesoa
Jaona:
Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka raheteo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanakalahy Tokan'Andriamanitra izy
16. cutie
(
14/10/2009 00:12)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 13-10-2009 18:50:20
Lohateny : Re : Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
En faite, ny "mission du Christ" dia "karazana "seho"hitsilovana ny "fomba fijery sy ny fihevitra, fiaina tetsy sy teroa @ vanim-potoana iray ! Raha zohina tsara ny "contexte" eto @ bokin'i Jaona , dia "AHITANA" MAZAVA tsara
fa "ajustement"-na principe efa nisy tany aloha faha "Abrahama" no notsahiviny.Izany hoe nisy "Concept" de base navaonan'ny "fijery sy fihevitra sy fiainan'ny maro, donc ny hevitry ny teny eto raha ny marina dia ny hametrahana indray io "considération de base io satria izay no nahatongavany.=>
Ilainy ny nisintona ny olona mba haatoavan'ny mission!
N'oublie pas hoe "Ny mission" no nahatongavany fa tsy ny hanao "Pub" ny tenany sanatria! OK!
namaste :)
18. cutie
(
14/10/2009 00:36)
Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 14-10-2009 02:25:41
Lohateny : Re : Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
Tokana ve Andriamanitra ?
yep :)
19. cutie
(
14/10/2009 00:42)
. Mpandefa : AndriambyII [ Valio ] 14-10-2009 02:25:41
Lohateny : Re : Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
Tokana ve Andriamanitra ?
Tokana izy fa ny religion tsy tokana :)
20. AndriambyII
(
14/10/2009 00:44)
Sao dia betsaka ka very fotoana raha tsy mahafantatra azy rehetra ?