Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
61. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:43)
hafatra faha 60 ve zao de hiakatra midina ohatran'ny takon-kenatra mpivaron-tena rehefa avy nandray karama ny fonksionera eo kosa?
62. xxx
(
16/10/2009 13:45)
hafatra faha 60 ve zao de hiakatra midina ohatran'ny takon-kenatra mpivaron-tena rehefa avy nandray karama ny fonksionera eo kosa?nareo zany ve lé fonksionera nahita an'izay? :^)
63. ikaretsaka
(
16/10/2009 13:51)
de ngo de nareo le mpivaro-tena zatra nampiakatra sy nampidina hitako aza de za no asainareo mamoiakatra sy mampidina eo :wink:
65. LazaDaddy
(
16/10/2009 14:05)
ikaretsaka> manararaotra mampiseho ny "toetran'ise" eto indray ise an! Sao kosa lahy dia heverin'ise fa "fahendrena" ary izao?
Rehefa tsy nety nahodin'ise tamin'ny resaka "kristianina" ny adihevitra dia ampisehoan'ise indray ny talentan'ise amin'ny "mpivaro-tena"... :^)
Rehefa tsy nety nahodin'ise tamin'ny resaka "kristianina" ny adihevitra dia ampisehoan'ise indray ny talentan'ise amin'ny "mpivaro-tena"... :^)
66. ni81
(
16/10/2009 14:09)
Rehefa tsy nety nahodin'ise tamin'ny resaka "kristianina" ny adihevitra dia ampisehoan'ise indray ny talentan'ise :-D amin'ny "mpivaro-tena"...
67. ikaretsaka
(
16/10/2009 14:16)
nga raha hoe Xtianina de tsy afaka manao example @ fiainana profane ? de raha manao an zany de "tsy hendry" sy "manan-talenta"
i Jesoa aza r'ianona Olomasina be iny .. vehivavy janga sy "samaritanina" koa nataony akama sy nataony example..kisoa sy ny alika noresahany nataony fanoharana....sns...
fa io Hypocryte io toetrana fariseo.. hoe zahay "olon'Atra de hhhhmmm zao hatram fanasanay tanana"

68. LazaDaddy
(
16/10/2009 14:21)
ikaretsaka> dia tohizo ary ny fampisehoan-talentan'ise raha izay no mety amin'ise :)
69. ikaretsaka
(
16/10/2009 14:24)
de ianona mihatsara velatsihy manao fariseo evolue... :wink: k'hony an!
70. xxx
(
16/10/2009 15:15)
Raha tsy manana fijery pratique dia tsy hahalala mihitsy ny tenin'ny Tompo. Tsara ny olombelona rehetra raha maka ny toerany aloha vao mnakatra ny tiany hotenenina. Ohatra, raha maka ny toeran'ny mpampianatra anao ianao dia hahatakatra kokoa ny tiany ampianarina ary afaka hampita izany amin'ny mpiara-belona aminao.
Ny filazan'i Rakaroka ny momba ny contexte dia tsara jerena tokoa. Fa amiko ny contexte principal amin'i Jesoa dia tsotra ihany: Hitany fa tsy mandeha amin'ny laoniny ny fisainan'ny olombelona dia nidina Izy hanitsy azy araka ny tokony ho foto-pisainana tokony hananany tokoa fa tsy hifamono sy hifandratra sy hifanebaka satria samy zanak'Andriamanitra. Un point, c'est tout.

71. ikaretsaka
(
16/10/2009 16:26)
Fa amiko ny contexte principal amin'i Jesoa dia tsotra ihany: Hitany fa tsy mandeha amin'ny laoniny ny fisainan'ny olombelona dia nidina Izy hanitsy azy araka ny tokony ho foto-pisainana tokony hananany tokoa fa tsy hifamono sy hifandratra sy hifanebaka satria samy zanak'Andriamanitra. Un point, c'est tout.
izay mihitsy
namaste!
72. niryna
(
16/10/2009 19:48)
rijadolly:
Iza marina moa ny olom-boavonjy ? izay mino an'i Jesoa Kristy ho mpanavotra AZY ve sa izay minomino,sa izay tsy mino,sa izay manao azy hoe Tompoko Tompoko nefa ny tongotra àry?
Mbola tsy fantatra foana zany hatramin'izao an!
Aleoko mandini-tena ry Kristianina malala ô...,sa ny resaka ny tiana atavy,sa ny hafa taritina hananao foana fa efa vita ny famonjena ka samy tsy maintsy ho voavonjy? :roll:
=D> ^:^
73. niryna
(
16/10/2009 19:50)
LazaDaddy:
ikaretsaka> manararaotra mampiseho ny "toetran'ise" eto indray ise an! Sao kosa lahy dia heverin'ise fa "fahendrena" ary izao?
Rehefa tsy nety nahodin'ise tamin'ny resaka "kristianina" ny adihevitra dia ampisehoan'ise indray ny talentan'ise amin'ny "mpivaro-tena"... :^)
:roll: :D
74. niryna
(
16/10/2009 20:02)
ikaretsaka:
i Jesoa aza r'ianona Olomasina be iny .. vehivavy janga sy "samaritanina" koa nataony akama sy nataony example..
ika izay no fanoharana nomeNy antsika fa na inona fahotantsika dia ho dioviny raha miaiky izany isika,vehivavy janga? raha misy tsy nanota taminareo dia aoka hitora-bato azy ...tsy nisy na iray aza fa lasa nilefa avokoa.Na i kristy aza dia tsy nanameloka azy fa nataony hoe mandeha dia aza manota intsony:arrow: mandehana dia aza manota intsony ary isika ry ika a,fahotana koa ny manda ny tenin'Atra ary indrindra ny manenjika ireo olona izay voaositra izara ny tenin'Atra "blasphemy" manompa ny fanahy masina
ikaretsaka:inona izany fanoharana alika izany azafady e
kisoa sy ny alika noresahany nataony fanoharana....sns...
amiko dia tsotra fotsiny ihany ,tsy miady varotra amin'iza na iza aho fa mizara ,mino ika arabaina tsy mino fa mijanona amin'ny fahalalanao eo dia izay .
Mampalahelo satria mifangaro ny finoan'ika ,kato ,prote,dadarabe,
krystal,mpanandro ,mitahy ny razana...kanefa dia miaraka ny pedro indray sy hoe Jesusist.mahavariana sy mampalahelo e.
Mivavaha mafy fa misavorivory ny finoanao ka dia tsy fantatrao intsony izay inoana .
:-* :-*
75. rakaroka
(
16/10/2009 20:53)
Mampalahelo tokoa ny olona "tery saina" (azafady fa izay ilay "teny mahalaza" ny tian-ko ho lazaina) ka tsy afaka hanakatra fa ny "hary" noharian'ilay mpamorona anie ka sarobidy sy misy "ilana azy avokoa!" dia minia mikimpy tsotr'izao tsy ifantoka raha tsy "fisiana" iray!
77. rakaroka
(
16/10/2009 22:10)
Dia iza moa no tena "mahantra" sy mampalahelox :? :( :cry:
"aiza koa efa izao "tontolo izao ve no noharian' Atra mba ho hanjakan'ny olona, dia ny sasany mi"borné" fijery ho "Itsy ihany no fihevitra!" => TSA METY ka! Maty antoka Atra namorona ny rehetra raha ny "iraika monja no mba natao ho heverina!" :x

78. ikaretsaka
(
17/10/2009 01:24)
" efa izao "tontolo izao ve no noharian' Atra mba ho hanjakan'ny olona, dia ny sasany mi"borné" fijery ho "Itsy ihany no fihevitra!" => TSA METY ka! Maty antoka Atra namorona ny rehetra raha ny "iraika monja no mba natao ho heverina!":wink:
Hevitramiaro fanontaniana natsindroko ilay Ramatoa 1 namantsika mpitanisa tsim,pona be ato iny io t@ herintaona..
fa nodiany fanina! :wink: ary tsary novaliany mandrak'ankehitrio!
79. xxx
(
17/10/2009 06:23)
amiko dia tsotra fotsiny ihany ,tsy miady varotra amin'iza na iza aho fa mizara ,mino ika arabaina tsy mino fa mijanona amin'ny fahalalanao eo dia izay .ary dia enjehiny avokoa ianareo mitory sy mitondra ny hafatra eto!
Mampalahelo satria mifangaro ny finoan'ika ,kato ,prote,dadarabe,
krystal,mpanandro ,mitahy ny razana...kanefa dia miaraka ny pedro indray sy hoe Jesusist.mahavariana sy mampalahelo e :(
80. xxx
(
17/10/2009 06:40)
Rehefa tena dinihina tanteraka anie ilay izy ry Ika sy rakaroka dia tsy maintsy tonga any amin'i Jesoa daholo ihany ny rehetra izay manana fikatsahana marina ny Fahamarinana e!
Raha jerentsika ohatra ny nanjo an'i Ezekiela (4: 15) Hoy Andriamanitra taminy: "Indro tain'omby no omeko anao ho solon'ny diky, ka izany no ataonao kitay hanendasanao ny mofonao". Tsy mampahatsiahy ny Ntaolo Malagasy izay nahandro hanina tamin'ny tain'omby va izany? Dia ireo ny taranaka rehetra sy ny mpitana ny Doany rehetra sy ny Ampanjaka rehetra fa manana Soratra Masina avokoa ary mahagaga fa mitodika amin'Andriamanitra Ray Tsitoha avokoa. Dia lasa manaiky an'i Jesoa ihany ny farany rehefa tsidihiny ao am-po. Ka tsara raha avy ao anatintsika indray isika no mijery fa tsy avy eny ivelany ahafahantsika mahita ny lalan-kombana. Indrindra fa ho an'ny Gasy.
Anjarantsika Kristiana no mandalina tsara sy mamakafaka tsara dia hitantsika fa vahoaka voafidy hiditra ao amin'ny Lalana tokony hizoran'ny fanahintsika isika.