Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy

41. cutie ( 14/10/2009 21:31)
Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24
Hoy i Jesoa:
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.


misokatra ary ny adihevitra, diso ve i Jesoa?

jesoa alou tsy diso mitsy ary tsy ho diso mandrakizay, ny mpanao interpretation ny teniny aty aorina no matetika mety ho diso sy ze mpandray antendrony rehetra :-D
42. ikaretsaka ( 14/10/2009 22:00)
namasteeee..
ndrindra reo mpitsimpona! satria tsy teniny feno no vopatsimpona fa sombiny ihany
43. soanja ( 14/10/2009 22:32)
rakaroka:

8O 8O 8O
Manahirana raha ny marina ny mifanakalo hevitra @ olona tsa mahafantatra afa-tsy loko iray monja , raha toa hilaza ny marina ianao fa tsy loko iray monja anie ny fisiana! tahaka izany koa eo @ niavian'ireo "Christ"
Eto dia "Teren'i Laza tsotra izao i Soanja "hibaradaka fa hoe "Jesoa no "Izy!"
'Za io koa ry Laza nilazan'ny olona fa nisy t@ ireo "Christ" nanao mission teto
an-tany , dia mbola nisy "nahahoitra" an'i Jesoa aza ny "niveau spirituel et perfectionnement-ny" , ary io "Christ" io tsy nametra ny fijerin'ny olona tahaka izao mba ifantoka aminy monja, satria ny hary rehetra no natao hanana ny maha-Izy azy, sy hiatrika ny fiainana koa. Tsy lazaiko ny anarany satria na izy aza dia nametraka fa tsy natao ivavahana izy fa tonga "ampianatra ny olona ftsn ny lalam-piainana!
Ary raha milaza ny "misy" toa izao aho, samby "fahatsapana" tahaka ny "fahatsapanao ireo "mpaminany hafan'ny olona" na Mesia hafan'ny olona.
Fa ny mizana dia manondro eo afovoany "tsara" raha handanja ny "Mesianareo" @ Mesian'olon-kafa koa ianareo. Ny tombony @ hafa, toa efa
miatrika ny fiainan-tany koa fa tsy tonga dia "lasany avokoa!"


Namaste Rakaroka


44. majesty ( 15/10/2009 04:22)
Ravato : salama razoky a! manketo ihany rehefa mba misy fotoana malalaka iny e :)
45. ikaretsaka ( 15/10/2009 07:43)
Aiza zao ravato eto izao le
46. ni81 ( 15/10/2009 07:49)
:lol: :lol:
47. niryna ( 15/10/2009 20:19)
LazaDaddy:

Naverimberin'i Jesoa io hevitra io, ohatra iray amin'izany ny ao @ Jaona 8:24
Jesoa:
raha tsy mino hianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo hianareo.


misokatra ary ny adihevitra, diso ve i Jesoa?

tongasoa laza a,ny fahotana no manasarana antsika amin'Atra ka ,na velona aza isika dia ho faty ny fanahy raha tsy mino Azy ,mivavaha ho an'ireo izay mbola tsy resy lahatra,anjarantsika no mizara fa Atra irery no manokatra ny fon'izy ireo raha manaiky ho reseny lahatra izy

48. ikaretsaka ( 15/10/2009 20:43)
niryna an.. le fanontaniana valiana fa aza eo no laozana mi baratin eo... efa nahita xtianina nanao fahotana mahafaty ve ianao? de efa nahita tsy kristianina nanao asa soa tsara lavitra nohon'ny xtianina (@ fo tsy miangatra)
49. LazaDaddy ( 15/10/2009 21:23)
ikaretsaka> ise anie no toa mamadi-dresaka e :) ... ny fanontaniana tokoa valiana fa aza manao "avocat du diable"

=> diso ve i Jesoa?

io valiana fa aza ny "ambodia" mitafy hodi-janakondry no resahina :)
50. ikaretsaka ( 15/10/2009 21:57)
efa za hoa aza ataon la se se zany fa tsy mbola nosesefako teo imason i dada sy maman'i lisany ialahy! an la teo imason bavin ... haaaa! grrrrrrr!


tsy haiko na diso izy na tsy diso ry ty ..honnetement mba tsy hamoronana sy hitompoan-teny fatratra a
satria tsy nisy ary tsy hisy mahalala hoe "nanota" sy "maty " lavitra nohon'ny mino azy ve ny tsy nino azy
51. LazaDaddy ( 15/10/2009 22:05)
ikaretsaka:
tsy haiko na diso izy na tsy diso
ise aloha izany efa tsy mahay ... na miolakolana minia tsy mahay, na tsy sahy mamaly ilay fanontaniana noho ny antony maro (anisan'izany ny tsy fahalalana, rehefa tsy mahalala tokoa dia aleo mangina na mandalina toy izay sanatria lasa manao "avocat du diable") ... fa andao andrasana indray ny hevitry ny hafa :)
52. ikaretsaka ( 15/10/2009 22:14)
aleo milaza tsy mahay toy izay mitompo teny fatratra hoe diso lery na marina lery nefa tsy hay akory..
iza no tena miolaka @ zay ?
53. LazaDaddy ( 15/10/2009 22:23)
LazaDaddy:
diso ve i Jesoa?
ikaretsaka:
tsy haiko na diso izy na tsy diso
amin'Ikaretsaka aloha dia mety ho diso i Jesoa kanefa koa mety ho marina :)

ahoana ny hevitry ny namana hafa? :)
54. ikaretsaka ( 15/10/2009 22:29)
de araraotiko kely... inona no idiran le "diable' eto nefa i jesoa no resaka eto?

fa io koa nen-drakaroka efa nazava beeeee
Manahirana raha ny marina ny mifanakalo hevitra @ olona tsa mahafantatra afa-tsy loko iray monja , raha toa hilaza ny marina ianao fa tsy loko iray monja anie ny fisiana! tahaka izany koa eo @ niavian'ireo "Christ"
Eto dia "Teren'i Laza tsotra izao i Soanja "hibaradaka fa hoe "Jesoa no "Izy!"
'Za io koa ry Laza nilazan'ny olona fa nisy t@ ireo "Christ" nanao mission teto
an-tany , dia mbola nisy "nahahoitra" an'i Jesoa aza ny "niveau spirituel et perfectionnement-ny" , ary io "Christ" io tsy nametra ny fijerin'ny olona tahaka izao mba ifantoka aminy monja, satria ny hary rehetra no natao hanana ny maha-Izy azy, sy hiatrika ny fiainana koa. Tsy lazaiko ny anarany satria na izy aza dia nametraka fa tsy natao ivavahana izy fa tonga "ampianatra ny olona ftsn ny lalam-piainana!
Ary raha milaza ny "misy" toa izao aho, samby "fahatsapana" tahaka ny "fahatsapanao ireo "mpaminany hafan'ny olona" na Mesia hafan'ny olona.
Fa ny mizana dia manondro eo afovoany "tsara" raha handanja ny "Mesianareo" @ Mesian'olon-kafa koa ianareo. Ny tombony @ hafa, toa efa
miatrika ny fiainan-tany koa fa tsy tonga dia "lasany avokoa!
"


de halalaino sy dinidiniho aloha io fa efa voavalin'io ny fanontaniana... fa aza nenao ihany ro asesika
55. rakaroka ( 15/10/2009 22:43)
Ny filazana aloa fa "i Jesoa no lala-tokana mankany @ Atra!" dia karazana "fehi-mason-tsoavaly amiko. Lazaina fa teniny ao @ baiboly io dia "inoana avy hatrany" tsy ampy fandalinana akory wé "ny teny noteneniny tokoa ve no nosoratana?..Contexte sns. Ary raha atao hoe "marina aza hono izany?" Dia tsy mba voasaina ve fa mitanila izany ny fiainana ka ireo tsy nahafantatra an'i Jesoa teo @ fiainany dia niaina "foana!" sanatria "hary tsy voahevitra"?. Inoako kokoa hoe "tsy nanaonao foana kosa ilay Mpahary e!" ka hisy tombo sy hala tsy fidiny izany! Tsy mitanila indrindra koa ny Atra "Fahamarinana inoako, ary izay no mbola "HANAMAFISAKO" ny hevitro ery ambony fa "Marina sy "rariny indrindra raha samby mba nandefasana Christ tetsy tsy teroa t@ vanimpotoana samihafa ka tsy hoe ny "Jiosy ihany na hifetra @ "Jentilisa"t@ faritra iray no 'ndeha ho indraindrainy fa samby nandefasany aby e. Ary tena Atra "FAHAMARINANA" tokoa ilay inoako. Ka raha niteny ilay Jesoa eto dia ny
"tontolo nisiany t@ izany no anjeriny, taloha tsinn tsy mbola "globe akory ny fiheran'ny olona ny tany, dia efa manova zavatra BBBe izay! Raha miteny izao hoe "any amparan'ny tany: dia "aiza izany? => relatif BBbbe ny resaka ka izay no tsy tokony hanaborina ny resaka @ fijery sobjectiva!
56. LazaDaddy ( 15/10/2009 22:51)
LazaDaddy:
ikaretsaka> ise anie no toa mamadi-dresaka e ... ny fanontaniana tokoa valiana fa aza manao "avocat du diable"
ikaretsaka:
inona no idiran le "diable' eto nefa i jesoa no resaka eto?
:)


ikaretsaka:
efa nahita xtianina nanao fahotana mahafaty ve ianao?
ireo "xtianina nanao fahotana mahafaty" nanodinan'ise resaka ireo ilay "diable", ilay "amboadia mitafy hodi-janak'ondry"... saingy tsy ireo no resaka eto fa i Jesoa.

Ise moa rehefa namerenana ny fanontaniana momba an'i Jesoa dia efa nilaza ny hevitr'ise fa tsy mahay ise; izany hoe mety diso i Jesoa araka ny hevitr'ise kanefa koa mety ho marina

isaorana ise naneho hevitra :)
57. ikaretsaka ( 15/10/2009 23:00)
namaste rakaroka(hafatra 54)
58. majesty ( 16/10/2009 04:42)
ika:
Aiza zao ravato eto izao le


jereo ny hafatra n°02
59. LazaDaddy ( 16/10/2009 05:05)
majesty> sendra tsy hitan'ikaretsaka re io fa aza tsiny a!... i Jesoa aza "hoy izy" mety ho diso ... maika izany fa ny "namana"? :^)
60. fahamarinana ( 16/10/2009 06:07)
majesty:

ika:
Aiza zao ravato eto izao le


jereo ny hafatra n°02

:arrow: Izay ilay maika mamaly kouh ! :-D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088