Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy
81. rakaroka
(
17/10/2009 07:03)
[quote=xxx]
Tsia, betsaka ny "marina" @ fiainana tsy idiran'i Jesoa mihitsy! Misy maro tsy mahafantatra ny fisiany na tsy ilay "heverinareo manaraka azy, ary na izy aza nahatsapa fa nisy tahaka ilay "samaritana tsara fanahy" ohatra" faka tahaka.
Donc tsy ny "fieritreretana hoe "JESOA" akory no inn fa "NY TOKONY ATAO SY ATREHINA" no ATAOVY SY "ATREHO" araka ny tokony ho izy. C'est tout!
Rehefa tena dinihina tanteraka anie ilay izy ry Ika sy rakaroka dia tsy maintsy tonga any amin'i Jesoa daholo ihany ny rehetra izay manana fikatsahana marina ny Fahamarinana e!

82. xxx
(
17/10/2009 07:27)
Saingy Izy sy Izay Namorona ihany no tompon'ny teny farany sy ny Fahamarinana. Satria na ny Ombiasy aza dia nisehoany araka ny Teniny hoe: "Hiseho any amin'izay tsy mitady Ahy Aho".
Tsy dia mila mikaroka Azy tokoa isika fa rehefa tonga kosa Izy hiseho dia eo isika mahita Azy.
Resaka pratique hatrany ihany no ahafantarana Azy sy ahafantarana ny fahamarinana hafa izay lazaina fa tena mifanaraka amin'Ilay MAZAVA IRAY.
Ny tsy azontsika holavina fotsiny dia manana zo hahita antsika voariny ny Mpamorona ka afaka mandinika ny zohin-dalana arahintsika avy na mankany amin'ny famonoana ny tenantsika izany na mankany amin'ny fahavelomantsika.
Fa ny ankehitriny aloha dia tsy mandeha any amin'ny lalam-pahavelomana ny olona tsy manam-pahendrena manaja ny Mpahary sy ny Voary, dia isika olombelona ao anatiny. Izany no mahatonga ny chaos sy desease mondial amin'izao fotoana izao.
Raha ny fahalalan'ny olombelona anefa no jerena dia tokony efa tonga lavitra izy fa saingy ny herin'ny tenany no itondrany azy dia tsy tafavoaka izy.

83. ikaretsaka
(
17/10/2009 11:30)
Donc tsy ny "fieritreretana hoe "JESOA" akory no inn fa "NY TOKONY ATAO SY ATREHINA" no ATAOVY SY "ATREHO" araka ny tokony ho izy. C'est tout!
Raha ny fahalalan'ny olombelona anefa no jerena dia tokony efa tonga lavitra izy fa saingy ny herin'ny tenany no itondrany azy dia tsy tafavoaka izy.
->donc tsary mbola mahalala izy na tsary mbola ampy ny fahalalany
84. niryna
(
17/10/2009 19:34)
rakaroka:
Mampalahelo tokoa ny olona "tery saina" (azafady fa izay ilay "teny mahalaza" ny tian-ko ho lazaina) ka tsy afaka hanakatra fa ny "hary" noharian'ilay mpamorona anie ka sarobidy sy misy "ilana azy avokoa!" dia minia mikimpy tsotr'izao tsy ifantoka raha tsy "fisiana" iray!
ny olona tsy mety miaiky ny fahotany dia mametraka ny tenany ho ambony noho ny hafa.pride,self-centered ,fanamboniantena,fisahosahoana
,me.mine,myself.
tsy ho fantany koa ny fanahy izay miaraka amin'izy ireo ary tsy ho fantany velively na rahoviana na rahoviana.Miankina ny tsi11 io satria safidy io rahavako,marary ny fahamarinana fa anjaranao miaiky ny fahotana ihany io
85. rakaroka
(
18/10/2009 13:54)
[quote=niryna]
Tsy voatery satria miaina eto @ toerana tsy mahalala sy tsy mba mampiasa io teny hoe "fahotana" io aho, fa tsy voatery mizahozaho sy manambony tena ny olona ifaneraserako.
Samy manana ny fiheviny sy ny fitondrany ny fiainany ny tsi1/1. Aiza no ahafantaranao na fantany na tsia ny "fanahy miaraka aminy"? Fa mba fantatry ny xtiana moa fa ny fivavahana hafa tahaka ny "Hindouiste" anie ka efa nisy ela talohan'ny Jesoa aza, ary nisy vanim-potoana nianaran'i Jesoa izany koa aza!

86. ikaretsaka
(
18/10/2009 14:43)
Fa mba fantatry ny xtiana moa fa ny fivavahana hafa tahaka ny "Hindouiste" anie ka efa nisy ela talohan'ny Jesoa aza, ary nisy vanim-potoana nianaran'i Jesoa izany koa aza!
rakaroka> tsary hainy izany satria tsary voalaza ao anatin'ny bokiny sy noferany ny sainy tsy handinika izany
87. rakaroka
(
18/10/2009 19:28)
Ka izay ry Ika ny "blocage" @ izy ity ! ny "fahaizana" mametra ny "hatreto sy ity ihany!" Dia izay mifetra @ izay tokoa ireo kofehy mpanara-mpanjaitra , tahaka ilay voa latsaka ao anaty "tsilo" , raha voa moa maninn fa olona nomena saina izao ve rangahy dia "hianona ftsn @ fampandriana "adrisa!"
88. ikaretsaka
(
19/10/2009 12:48)
ka izay le mahalasa saina @ ity resaka"talenta" sy 'asa" ity ange ee
89. niryna
(
20/10/2009 04:32)
xxx:
Rehefa tena dinihina tanteraka anie ilay izy ry Ika sy rakaroka dia tsy maintsy tonga any amin'i Jesoa daholo ihany ny rehetra izay manana fikatsahana marina ny Fahamarinana e!
Raha jerentsika ohatra ny nanjo an'i Ezekiela (4: 15) Hoy Andriamanitra taminy: "Indro tain'omby no omeko anao ho solon'ny diky, ka izany no ataonao kitay hanendasanao ny mofonao". Tsy mampahatsiahy ny Ntaolo Malagasy izay nahandro hanina tamin'ny tain'omby va izany? Dia ireo ny taranaka rehetra sy ny mpitana ny Doany rehetra sy ny Ampanjaka rehetra fa manana Soratra Masina avokoa ary mahagaga fa mitodika amin'Andriamanitra Ray Tsitoha avokoa. Dia lasa manaiky an'i Jesoa ihany ny farany rehefa tsidihiny ao am-po. Ka tsara raha avy ao anatintsika indray isika no mijery fa tsy avy eny ivelany ahafahantsika mahita ny lalan-kombana. Indrindra fa ho an'ny Gasy.
Anjarantsika Kristiana no mandalina tsara sy mamakafaka tsara dia hitantsika fa vahoaka voafidy hiditra ao amin'ny Lalana tokony hizoran'ny fanahintsika isika.
=D>
90. niryna
(
20/10/2009 04:44)
ikaretsaka:
ka izay le mahalasa saina @ ity resaka"talenta" sy 'asa" ity ange ee
toa tsy ataoko mahalasa saina ahy izany kosa aloha e,raha mahay mahandro aho dia zaraiko iny ary faly aho ny mizara an'iny fa tsy toy ilay olona iray izay konjokonjo izay hoe omeo ahy ny fomba fanaovanao io nem io dia omeko anao koa ny recipe-ko ,hi,hi na hoe ny bebenay no nampianatra ahy an'ity ka tsy omeko anao .. misy tokoa ny olona konjo kanefa tsy mahatonga aiza izany
raha zavatra tsy hay tsy ho bitabitahana,raha fahasoavana nomena anefa dia zarao fa vao maika omeny maimaimpoana isika.
angaha adinonao ny teny ao anatin'ny bolokin'ny baiboly fa izay manambe no omena betsaka koa fa izay manana kely dia izay kely ananany indray no endahina aminy.
,tsy arena no teneniko eto fa raha nomena fahasoavana mizara hianao ka tehiriziinao ho anao dia ho foana sy tsy ahazo fifaliana hianao fanoharana ny ahy io .Toy ny hoe raha tia basketball aho dia liana tokoa ny mijery izany fa raha tsy tia dia tsy mijery,toy izany koa ny tenin'Atra izay mangetaheta dia omeny avo eny tokoa ary ho sokafan'ny varavaran'ny fon'izay mitady azy andramo woa mantsy anao mandrakariva fa tsy hisy nenina izany
91. bor2lais
(
20/10/2009 07:30)
Voalaza teo :
"Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy "
-------
Azo lazaina ve izany fa io no antsoina hoe "miteny ratsy ny Fanahy Masina" ?
(mampandainga Azy ohatra)
"Hoy i Jesoa hoe fahotana mahafaty ny tsy finoana Azy "
-------
Azo lazaina ve izany fa io no antsoina hoe "miteny ratsy ny Fanahy Masina" ?
(mampandainga Azy ohatra)
92. ni81
(
20/10/2009 16:01)
toa tsy ataoko mahalasa saina ahy izany kosa aloha e,raha mahay mahandro aho dia zaraiko iny ary faly aho ny mizara an'iny fa tsy toy ilay olona iray izay konjokonjo izay hoe omeo ahy ny fomba fanaovanao io nem io dia omeko anao koa ny recipe-ko ,hi,hi na hoe ny bebenay no nampianatra ahy an'ity ka tsy omeko anao .. misy tokoa ny olona konjo kanefa tsy mahatonga aiza izany:lol: Nisy olona izay koa dia nikohaka ny zanany ary nampiasa ravinkazo izy nitsaboany azy. Dia hoe resatsika fa aza miteniteny fa mba sekiré :roll: :D Nefa ilay izy ravina alaina eny an-tsaha dia ampangotrahana dia afangaro @ ireny pepermint robin (any dago) ireny
93. ikaretsaka
(
20/10/2009 16:30)
io le nolazaiko sy i soanja hoe misy sampany @ ny finoana de "placebo"
94. mia
(
22/10/2009 09:47)
ka tsy ireo izay manohitra an'i kristy ve moa no atao hoe antichrist??
IREO IZAY MANOHITRA SY MANDA AZY
Ireo izay miaraka Aminy kosa dia efa niara-maty taminy ary efa afaka tamin'ny abidim-pianaran'izao tontolo izao ka mandeha araky ny fanahy fa tsy ny nofo na ny didy sy ny fampianaran'olona intsony

95. ikaretsaka
(
23/10/2009 00:33)
taaaaa. lasa sekta moon koa ny hiafaran'ity
vonoy ny tenanao aza ! :-D
vonoy ny tenanao aza ! :-D
96. mia
(
24/10/2009 16:31)
ikaretsaka:
taaaaa. lasa sekta moon koa ny hiafaran'ity
vonoy ny tenanao aza ! :-D
Inona no idran'ny secte moon @ izany?? MATY ARA PANAHY HEVITRY ARA PANAHY FA TSY ARAKY NY NOFO
OHATRAN ILAY HOE ATERAKA FANINDROANY IHANY IO