Fivavahana, finoana

niryna ( 01/10/2009 05:16)
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2009 03:45
rakapy ( 30/09/2009 15:39)
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toeran... tohiny
novalian'i rakapy ny 05/10/2009 13:47
rzakarivola ( 28/09/2009 14:33)
[color=red]Je prie pour la paix à Madagascar, dans le monde, et afin que nous marchions dans la vérité[/color]. En réfléchissant bien, je me rend compte que le monde ne peut pas donner cette p... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2009 06:23
hanjaris ( 28/09/2009 11:24)
Hono oà reto, ny fanalana devoly v tena misy? D maninn no tsy mba misy eny reetra eny fa any amin'izay tsy hitan'ny daolobe foana vao misy? ... tohiny
novalian'i cutie ny 11/10/2009 13:50
niryna ( 28/09/2009 01:00)
Nanambady ity sinoa vavy iray atao hoe Peggy.Niaraka nipetraka tamin'ny rafozany izy ary nisy olana teo amin'ny fianakaviana satria lasa tsy nifandray ireo mpianakavy ,izy moa vahiny vao tonga ao am... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 23:03
rakapy ( 27/09/2009 12:12)
Ity misy tantara kely iray niseho tany Louisiana(US) nandritry ny fandalovan\'ny hurricane katrina tany @ faritra iny taona vitsivitsy lasa izay. Tantara marina fa nampian\'ny mpanoratra mba hampisy ... tohiny
fidinirina ( 26/09/2009 07:59)
Ny fifohazam-panahy na «réveil spirituel» Ny hoe matory dia tsy mihetsika, tsy manao na inona na inona, tsy mahita fa maizina, mety ho manonofy fotsiny koa…Torak’izany ny matory ara-pan... tohiny
rijah ( 23/09/2009 06:23)
Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen! Dite cette prière 6 fois/jour pendant 9 jours et vos prières seront excausé... tohiny
novalian'i indro ny 20/12/2012 10:40
xxx ( 22/09/2009 20:37)
Izaho dia xstianina ,aty @toerana misy ahy dia misy ilay temoin de jehovah ireny zareo mizara boky de raisiko satria mba misy zvt mahasoa sy mahaliana ho vakiana ilay bokinzareo reny marihiko aloha fa... tohiny
novalian'i ni81 ny 29/09/2009 07:21
niryna ( 21/09/2009 14:56)
Raha mieritreritra ny fiainana tokoa isika dia hita taratra ny fijoroana vavolombelona fa miaraka amin' i kristy isika Ahoana no ilazana izany? Amiko ? 1 tia Azy ary mampiseho izany fitiavaNy izan... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/10/2009 19:42
majesty ( 21/09/2009 04:29)
Zavatra 3 no manamarika ny fiainan'ny olombelona amin'ny ankapobeany : 1) TERAKA 2) MANAMBADY 3) MATY Dia mipetraka ny fanontaniana hoe raha izay foana no fizotran'ny fiainana ety ambany masoandro... tohiny
novalian'i cutie ny 07/10/2009 19:19
soanja ( 20/09/2009 13:09)
Tsara ve sa ratsy aminao ny fipetraky ny fahafatesana amin'ny fiainantsika olombelona? Omeo ny hevitrao raha sitrakao. Alefaso ny tsimpona fa tsy manahy. ... tohiny
fidinirina ( 18/09/2009 07:31)
[b]I Jaona[/b] 1 Izay hatramin'ny voalohany, dia [color=blue]izay efa renay, izay efa hitan'ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain'ny tananay[/color], dia ny amin'ny Teny Fiainana 2 (fa ... tohiny
niryna ( 18/09/2009 05:37)
Mino aho fa tsy ity namana ity irery no matahotra mandeha fiara manidina,maro ny tahotra izay mety mitranga ny olona toy ny tahotra mandeha sambo,miakatra avo,mitsindrona sns Mila vonjy ity namana ... tohiny
niryna ( 17/09/2009 04:51)
Maromaro tokoa izay fanontaniana izay an? raha toa ka Atra be fitiavana ilay Atra resahina eto foana maninona no aringany ny olona ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ary inona no antony mahat... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2009 03:41
rzakarivola ( 15/09/2009 12:04)
[[b]MATIO 22:15-22[/b]] "[color=blue][b]20[/b] Ary hoy Jesosy taminy: An'iza ity sary sy soratra ity? [b]21[/b] Hoy izy taminy: An'i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay a... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/09/2009 20:49
rzakarivola ( 15/09/2009 08:13)
[[b]MATIO 5:11-17[/b]] [b][color=blue]Hianareo no fanasin'ny tany[/color][/b] 1- Iza izany "ianareo" izany ? --> "[color=blue]Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay ... tohiny
novalian'i cutie ny 29/09/2009 22:02
soanja ( 15/09/2009 04:08)
i Marcion, Ity lehilahy ity izany no isany nandamina ny soratra tao amin'ny baiboly ary nianatra manokana momba ireo epistily nosoratan'ny apostoly maromaro taloha'ny nametrahana ny Testamenta Vaovao ... tohiny
rzakarivola ( 14/09/2009 15:43)
"[color=blue]Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy.[/color]"[[b]Jaona 6:38[/b]] "[color=blue]Fa hoy izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa... tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2009 19:10
niryna ( 14/09/2009 14:57)
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana? ... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2009 14:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1378