ody havandra ... vavaka
1. rzakarivola
(
07/10/2009 07:28)
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadika.
Mampijaly sy manimba ny havandra, inona no ilaina moa fa tsy hoe mba ho afaka ny havandra ? Na ny marina kokoa, mba hahavokatra hisy hihinanana (toa tahaka izay koa ilay nolazain\'i rakapy tatsy ngamba).
Raisiko ny tenin\'ny Apostoly Paoly hoe : \"Aza manahy na amin\'inona na inona, fa aoka ny fivavahana sy fifonana ary fisaorana no entinareo manambara ny fangatahanareo amin\' Andriamanitra amin\'ny zavatra rehetra\". Koa ndeh atomboka amin\'ny fivavahana izany.
Fa inona moa ny fivavahana ? Inona ny vavaka ? Ahoana no tokony hatao na hotenenina amin\'izany vavaka izany ?
Hoy Jesoa Kristy hoe :
\"..., aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; ...
Fa hianao kosa, raha mivavaka, dia midira ao amin\'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin\'ny Rainao, Izay ao amin\'ny mangingina ; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin\'ny mangingina, no hamaly anao.
Ary raha mivavaka hianareo, dia aza mba manao teny maro foana ... fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza hianareo.
Koa amin\'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, ... \" [Matio 6:5-9]
Raha Ray marina izy, nahoana no avelaNy hisy zava-manjo toy izao ?
Hoy ny voasoratra hoe :
\"Famaizana no anton\'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?
Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra hianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
Ary koa, isika dia nanana ny rain\'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain\'ny fanahy, ka ho velona isika?\" [Hebreo 12:7-9]
Ny Ray ve manafay raha tsy nisy ditra ? Inona ary ny ditra nahatonga ny famaizana ?
\"Rainay izay any an-danitra, ...\". Sao dia mba variana loatra amin\'ny fikatsahana sy fiahiahiana ny fiainana ara-nofo isika ka manadino fa ny fiainana omanin\'ny Ray ho antsika dia tsy ny eto fa ny any an-danitra ? Sao hadinontsika anie fa ny jentilisa (ny tsy mino an\'i Jesoa) no mikatsaka fatratra an\'izany [Matio 6:31]. Fa raha mitondra tena tahaka ny tsy mpino isika dia fiatsaram-belatsihy (mpitari-bato vilam-bava) ny vavaka ataontsika hoe \"hohamasinina anie ny anaranao\".
Inona ary no hatao e?
\"katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ... izany rehetra izany.\" [Matio 6:32]

novalian'i bor2lais ny 20/10/2009 08:09
2. rakapy
(
07/10/2009 08:39)
Rzakarivola> Tsy manda ilay hevitrao aho raha izay no hitanao fa vahaolana.
Raha araka ny lohahevitra nosoratan'i Ikilitika tatsy ambadika dia nolazainy fa "Ody avandra any @ faritry Fianarantsoa"(fambolem-boaloboka) no tiany ambara. Nefa tsy any @ iny faritra iny ihany no misy avandra fa manerana ny nosy manotolo ary manimba ny volin'ny olona maro izy io.
Iverenako ilay faritry Fianarantsoa satria izay moa no tao anaty lohahevitra.
Vavaka hoy ianao> Tsy hoatra ny milaza ve izany fa tsy mivavaka na tsy mahay mivavaka na tsy ampy vavaka ireo Apostoly ao Soatanana (Fianar) satria dia efa 100 taona izy ireo no nanorom-ponenana tany @ iny faritra iny ary vavaka andro aman'alina no fiainan'izy ireo. Ary ataoko fa tsy maintsy efa nisy vavaka maro nataon'izy ireo mba hampitsahatra ny avandra tany @ iny faritra iny nefa dia mbola misy isan-taona izy io.
Amiko ,ny zavatra toa itony dia tsy vitany vavaka fotsiny fa mila mampiasa ilay SAINA izay nomena antsika isika. Ny vavaka dia azo atao fanampiny ho an'izay mila azy.
Aza manahy na amin'inona na inona, fa aoka ny fivavahana sy fifonana ary fisaorana no entinareo manambara ny fangatahanareo amin' Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra". Koa ndeh atomboka amin'ny fivavahana izany
Raha araka ny lohahevitra nosoratan'i Ikilitika tatsy ambadika dia nolazainy fa "Ody avandra any @ faritry Fianarantsoa"(fambolem-boaloboka) no tiany ambara. Nefa tsy any @ iny faritra iny ihany no misy avandra fa manerana ny nosy manotolo ary manimba ny volin'ny olona maro izy io.
Iverenako ilay faritry Fianarantsoa satria izay moa no tao anaty lohahevitra.
Vavaka hoy ianao> Tsy hoatra ny milaza ve izany fa tsy mivavaka na tsy mahay mivavaka na tsy ampy vavaka ireo Apostoly ao Soatanana (Fianar) satria dia efa 100 taona izy ireo no nanorom-ponenana tany @ iny faritra iny ary vavaka andro aman'alina no fiainan'izy ireo. Ary ataoko fa tsy maintsy efa nisy vavaka maro nataon'izy ireo mba hampitsahatra ny avandra tany @ iny faritra iny nefa dia mbola misy isan-taona izy io.
Amiko ,ny zavatra toa itony dia tsy vitany vavaka fotsiny fa mila mampiasa ilay SAINA izay nomena antsika isika. Ny vavaka dia azo atao fanampiny ho an'izay mila azy.
4. Mirananirina
(
07/10/2009 13:09)
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadikaka ny anareo anie baiboly no soratanareo eto,dia lava loatra tsy voavaky intsony e
5. niryna
(
07/10/2009 19:31)
rzakarivola::D :D fomban-javatra io rzaka,indraidray misy namana tsy ita dia miova kely ilay izy ka,fa misy kosa manova ny tenin'Atra dia lasa any amin'ny tsy izy satria izay no efa fanaony,tsy tiany ho tonga ny hafatra izay nomena,tsy mampaninona anefa izany fa mila faharetana daholo isika rehefa mizara ka,toy ny mampianatra ihany io ,misy tonga dia mandray ,misy tsy mandray ary misy misalasala fa raha tiany ny teny dia ho tonga ao aminy izany amin'ny farany ka,raha toheriny foana ilay izy dia efa izay izy izany ,ny mivavaka azy ireo no anjarantsika ary ny mivavaka koa no ataontsika mba ho tonga ny hafatra izay nampitondrana.Tsy kivy ry toi a ok :D
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadika.
Mampijaly sy manimba ny havandra, inona no ilaina moa fa tsy hoe mba ho afaka ny havandra ? Na ny marina kokoa, mba hahavokatra hisy hihinanana (toa tahaka izay koa ilay nolazain'i rakapy tatsy ngamba).
toy ny hoe tsy misy orana,sy maintany ,zavatra voajanahary izany amiko ,asa aloha fa ny firenentsika moa mahay zavatra izay ihany kanefa ny vavaka dia mampiova ny zavatra tsy eken'ny sain'ny olombelona kanefa vitan'Atra ,
"with God,everything is possible " hoy ny baiboly.
Tantara nanambara izany ny orana tsy nilatsaka kanefa rehefa nomena teny ny mpaminany iray ka naniraka ny olona tao aminy hivavaka dia nirotsaka ny orana.
miombonkevitra koa aho.Raha misy roa na telo ao aminareo ka mangata-javatra amin'ny anarako dia hoe eo afovoany aho hoy ny tenin'Atra
Raisiko ny tenin'ny Apostoly Paoly hoe : "Aza manahy na amin'inona na inona, fa aoka ny fivavahana sy fifonana ary fisaorana no entinareo manambara ny fangatahanareo amin' Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra". Koa ndeh atomboka amin'ny fivavahana izany.
Raha manana finoana tokoa isika ka hibaiko na ny tendrombohitra aza hoe mikisaha dia hikisaka koa io,fanoharana avokoa no efa nomeny antsika ,koa ampiharo ary ny fivavahana fa na dia kely toy ny voatsiperifery aza izany finoana izany dia hanova fiainana tokoa .mbola fanoharana ihany koa no azavaina izany finoana izany
mba azavao hoe ny tena hevin'io rzaka azafady
Inona ary no hatao e?
"katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ... izany rehetra izany." [Matio 6:32]
6. rakaroka
(
07/10/2009 19:51)
ikaretsaka:
Ny vavaka rzaka tolona fa tsy sento a
"Ity antsoina hoe vavaka ity mihitsy" no mila "dinihina angamba!" =>
1- Ary mety ho "interesanty 'lé izy raha toa ...
2- Anefa mety ho "fandaniam-potoana" ihany koa!...
7. ikaretsaka
(
07/10/2009 21:53)
ka izay le izy...misy tsy mahalala sy manavaka ny maha "interessant" sy/nany "maha fandaniam-potoana "azy
avy eo ny olona no omeny tsiny raha sendra nahay nanavaka

8. soanja
(
07/10/2009 22:32)
rakaroka:
ikaretsaka:
Ny vavaka rzaka tolona fa tsy sento a
"Ity antsoina hoe vavaka ity mihitsy" no mila "dinihina angamba!" =>
1- Ary mety ho "interesanty 'lé izy raha toa ...
2- Anefa mety ho "fandaniam-potoana" ihany koa!...
Inona tokoa moa no atao hoe " vavaka" ? ndeha horesahina izany rehefa malalaka.
:)
9. cutie
(
08/10/2009 00:35)
Inona tokoa moa no atao hoe " vavaka" ? ndeha horesahina izany rehefa malalaka
fifandraisana am-po sy fanahy @ Atra :)
10. Rajim
(
08/10/2009 11:24)
VAVAKA
Oui! tena ny Vavaka tokoa ny vaha-olana
Vavaka= resaka atao @ Atra
toy ny zaza iray mangataka zavatra @ RAD ihany io,atao hitan\'ny RAD aloha ny fahendrena ohatra manao raha² tsy maditra(manaiky teniny) dia avy eo mangataka dia azo antoka fa mahazo.
Resaka atao @ Atra izany hoe:
Ny olona ety an-tany: mpanota,maditra
Andriamanitra any an-danitra: Masina, Marina,Tsitoha(mahay sy mahefa ny zavatra rehetra)
Dia tsy maintsy hampitoviana ny onde mba hifandray()en reseau tsara ny resaka araka ny tenin\'Atra hoe satria Masina Aho dia aoka ho Masina ianareo.
Sy hoe Atra tsy mihaino ny mpanota,fa ny manao ny marina sy ny mibebaka(miala @ fahotany) no henoiny.
Taloha ny olona rehefa te hiresaka (hivavaka) @ Atra dia manao fanatitra (fisoronana sy fibebahana),fa taty aoriana efa vitan\'i Jesosy izany t@ nanolorany ny ainy mba hanadiovana an-tsika koa izany no mahatonga Azy hilaza hoe raha mangataka zavatra @ Anarany isika dia ataon\'Atra izany.
Ny hita ao @ vavaka: fisaorana sy fiderana an\'Atra; fifonana sy fibebahana(fanekena ota)fanoloran-tena mba hohamasin\'Atra;fangatahana;fisaorana sy fanekena ny fandaharany.Amen
Matoa misy ny avandra dia porofo izany fa maditra ny olona, simba ny tontolo iainana,...misy anefa ny vahaolana efa nomen\'Atra Deotoronomia.28:1-3..
Sy ny Joba.22.21(ny fifankazarana @Atra sy ny fihainoana ny teniny no manome ny fiadanana)
Ny vavaka tsy misy formul fa tena iainana,tsy ihatsarana ivelatsihy fa aleo mitsotra
Ohatra:ao anaty Baiboly misy karazana vavaka(matio.6/Daniela.10...)
Andriamanitra Masina sy Tsara indrindra Mpanao izao rehetra izao ô fenoy ny fahasoavanao sy ny fitiavanao izahay mpiserasera eto,dia mampianara anay hanisa ny andronay hananay fo hendry.AMEN

11. rakapy
(
08/10/2009 11:33)
Ka manao ahoana ny fiasan'ny vavaka @ zao fotoana izao Rajim? mihatsara ve ny tany sa miharatsy mbola misy ve ny avandra sa efa foana ?satria mantsy toa efa feno fiaigonana sy mpivavaka ary mpitory teny ny helakelatrano rehetra @ zao fotoana izao.
12. ikaretsaka
(
08/10/2009 12:13)
Tena le definition an le hoe "mivavaka" mihitsy no hitako hoe mivaona satria de samy manana ny eritreretiny hoe zao ny fivavaka...
Le mitsimpona fotsiny de misalaka tanana aloha izany raha cas an'ny havandra tsy tafa satria tsy nanakana ny havandra tsy hirotsaka sy hamely ny voly
Fa le fivavahana mitapoka asa = fananganana greenhouse ho an'ny voly ohatra..izao toa tafa ihany satria mba tsy voan'ny havandra ny voly anatin reny

13. cutie
(
08/10/2009 16:07)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 08-10-2009 14:13:32
Lohateny : Re : ody havandra ... vavaka
Tena le definition an le hoe "mivavaka" mihitsy no hitako hoe mivaona satria de samy manana ny eritreretiny hoe zao ny fivavaka...
Le mitsimpona fotsiny de misalaka tanana aloha izany raha cas an'ny havandra tsy tafa satria tsy nanakana ny havandra tsy hirotsaka sy hamely ny voly
Fa le fivavahana mitapoka asa = fananganana greenhouse ho an'ny voly ohatra..izao toa tafa ihany satria mba tsy voan'ny havandra ny voly anatin reny
ka tsy voatery hitovy koa io satria samihafa ny oul e :D
14. ikaretsaka
(
08/10/2009 16:17)
za tsy manda ny fahasamihafany... fa ny vkany ihany no hijerevana azy koh! 8)
16. niryna
(
08/10/2009 16:53)
rakaroka:dia izay izy izany aminao ka
ikaretsaka:
Ny vavaka rzaka tolona fa tsy sento a
"Ity antsoina hoe vavaka ity mihitsy" no mila "dinihina angamba!" =>
1- Ary mety ho "interesanty 'lé izy raha toa ...
2- Anefa mety ho "fandaniam-potoana" ihany koa!...
17. niryna
(
08/10/2009 16:54)
Inona tokoa moa no atao hoe " vavaka" ? ndeha horesahina izany rehefa malalaka
cutie:
fifandraisana am-po sy fanahy @ Atra :)
=D> =D> ^:^
18. niryna
(
08/10/2009 16:55)
Rajim:
VAVAKA
Oui! tena ny Vavaka tokoa ny vaha-olana
Vavaka= resaka atao @ Atra
toy ny zaza iray mangataka zavatra @ RAD ihany io,atao hitan\'ny RAD aloha ny fahendrena ohatra manao raha² tsy maditra(manaiky teniny) dia avy eo mangataka dia azo antoka fa mahazo.
Resaka atao @ Atra izany hoe:
Ny olona ety an-tany: mpanota,maditra
Andriamanitra any an-danitra: Masina, Marina,Tsitoha(mahay sy mahefa ny zavatra rehetra)
Dia tsy maintsy hampitoviana ny onde mba hifandray()en reseau tsara ny resaka araka ny tenin\'Atra hoe satria Masina Aho dia aoka ho Masina ianareo.
Sy hoe Atra tsy mihaino ny mpanota,fa ny manao ny marina sy ny mibebaka(miala @ fahotany) no henoiny.
Taloha ny olona rehefa te hiresaka (hivavaka) @ Atra dia manao fanatitra (fisoronana sy fibebahana),fa taty aoriana efa vitan\'i Jesosy izany t@ nanolorany ny ainy mba hanadiovana an-tsika koa izany no mahatonga Azy hilaza hoe raha mangataka zavatra @ Anarany isika dia ataon\'Atra izany.
Ny hita ao @ vavaka: fisaorana sy fiderana an\'Atra; fifonana sy fibebahana(fanekena ota)fanoloran-tena mba hohamasin\'Atra;fangatahana;fisaorana sy fanekena ny fandaharany.Amen
Matoa misy ny avandra dia porofo izany fa maditra ny olona, simba ny tontolo iainana,...misy anefa ny vahaolana efa nomen\'Atra Deotoronomia.28:1-3..
Sy ny Joba.22.21(ny fifankazarana @Atra sy ny fihainoana ny teniny no manome ny fiadanana)
Ny vavaka tsy misy formul fa tena iainana,tsy ihatsarana ivelatsihy fa aleo mitsotra
Ohatra:ao anaty Baiboly misy karazana vavaka(matio.6/Daniela.10...)
Andriamanitra Masina sy Tsara indrindra Mpanao izao rehetra izao ô fenoy ny fahasoavanao sy ny fitiavanao izahay mpiserasera eto,dia mampianara anay hanisa ny andronay hananay fo hendry.AMEN
=D>
19. niryna
(
08/10/2009 16:56)
ikaretsaka:dia izay mahamety anao ataovy hoe mivavaka raha izany fa misy tsininy sy tsy any daholo ny vavaka ataon'ny mpivavaka aminao ooops
Tena le definition an le hoe "mivavaka" mihitsy no hitako hoe mivaona satria de samy manana ny eritreretiny hoe zao ny fivavaka...
Le mitsimpona fotsiny de misalaka tanana aloha izany raha cas an'ny havandra tsy tafa satria tsy nanakana ny havandra tsy hirotsaka sy hamely ny voly
Fa le fivavahana mitapoka asa = fananganana greenhouse ho an'ny voly ohatra..izao toa tafa ihany satria mba tsy voan'ny havandra ny voly anatin reny
20. ikaretsaka
(
08/10/2009 17:04)
ka tsy mety izany hoe metimety "ihany" izany (izay no tsy hitsimponako) va ze mahasoa...
tsy nahasoa aloha ny ody havandra @ vavaka @ eto; matoa mbola miraraka ny havandra... mazava be izany!