Matahotra mandeha fiaramanidina
1. niryna
(
18/09/2009 05:37)
Mino aho fa tsy ity namana ity irery no matahotra mandeha fiara manidina,maro ny tahotra izay mety mitranga ny olona toy ny tahotra mandeha sambo,miakatra avo,mitsindrona sns
Mila vonjy ity namana iray fa andeha anainga hono izy ka tao anatin'ny androm-piainany dia in enina izy no nandeha fiaramanidina saingy nataony daholo izay notenenin'ny olona fa tsy nisy nandaitra
Ankehitriny izy nanomboka nino an'Atra ary dia mila tsimpona
Omeo teny fampaherezana aho hoy izy mba ho vatsim-panahiko ho entiko hamavikivaky ity lalako
Andriamanitra dia tsy manome antsika fanahy matahotra .God did not give us the spirit of fear
misaotra mialoha
(l) niryna

novalian'i ikaretsaka ny 08/10/2009 15:50
2. xxx
(
18/09/2009 07:38)
Lazao azy fa tsy misy maty raha tsy amin'ny androny. Ka raha efa voasoratra fa ho faty izy amin'io andro andehanany avion io dia efa izay izany.
Na tsy mandeha avion aza izy amin'io fotoana io dia zavatra hafa ny hahafaty azy.
Tsy maintsy ho faty daholo ny olona rehetra, mety nisy maty fa nianjera avy eny ambony avion NA natory dia tsy mifoha intsony.
Tranga efa nisy daholo ireo:
-nisy olona iray nivoaka t@ TV fa hoe tara izy ka soa ihany fa tsy nandeha t@ ilay avion tany Brésil AF447 nianjera iny. Falifaly ery fa hoe tsy maty teny ambony teny.
Kinanjo nivoaka ny trano ny hariva handeha hiantsena dia voadonan'ny auto dia maty teo no ho eo.
-nisy havana akaiky mbola niresaka sy nifananihany tsara izao t@ fianakaviany ary ny projet izay ho atao mbola be dia be. Natory ny alina dia tsy nifoa intsony ny maraina.

3. ni81
(
18/09/2009 07:48)
Omeo teny fampaherezana aho hoy izy mba ho vatsim-panahiko ho entiko hamavikivaky ity lalakoIsaia 43:2 Raha mita ny rano ianao, dia homba anao aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo
Andriamanitra dia tsy manome antsika fanahy matahotra .God did not give us the spirit of fear
4. ikaretsaka
(
18/09/2009 15:03)
dommage tsisy resaka roplanmina ao anaty baiboly :-D
fa teny fankaherezana:
"ze sahy ihany no mahazo"
fa teny fankaherezana:
"ze sahy ihany no mahazo"
6. rakaroka
(
18/09/2009 19:03)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Mahavariana mihitsy 'tony antsoina hoe "mpino" itony 'ndraindray marina!

8. rakaroka
(
18/09/2009 19:41)
Sahala @ hoe "doudou"n'ny zaza izany ny baiboly amin'ny sasany! sahala @ sampy dia ifikirana fa tsy "afaka ny mba hanana "confiance en soi"!
INDRISY ihany :? :cry: :cry: :cry: Nefa raha izay moa no mba "andrin-drizareo" atao ahoana? zara aza nisy izay itampikirana koah, asa aloha ilay izy raha mahasehaka ity "fiainana tokoa" !

9. ikaretsaka
(
18/09/2009 19:47)
ka izay le izy.. lasa tsy ilay "maha olona ilay zaza" sy ny "torimaso" intsony no ifantohana .. fa ny mazii mazii an'ilay "doudou"..
Tsy mahita tory raha tsisy doudou eee
de rehefa tsy ao ra doudou de veloma ra torimaso!
fia toy iuzany... ny tsy Maha olona anao sy ny ny asan'Atra ao aminy intsony ny hifantohana fa ny maziii ao anaty tsimpona
de rehefa tsy ao ra tsimpona fa tsy misy tsimponina dia veloma ry maha asan'Atra ny tena!
mahonena !

10. soanja
(
18/09/2009 21:20)
Ny vatsim-panahy avy aty amiko dia:
" TSY MISY TAHOTRA IZAY MANANA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA IZY NO ANDRY SY FAHAZAVANA."

11. cutie
(
18/09/2009 23:40)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-09-2009 23:20:55
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Ny vatsim-panahy avy aty amiko dia:
" TSY MISY TAHOTRA IZAY MANANA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA IZY NO ANDRY SY FAHAZAVANA."
zay matahotra zany de we tsy manana an'Atra? Mba mitsimpona koa za io alou :)
12. soanja
(
19/09/2009 00:15)
cutie:

Ny tahotra dia avy amin'ny aizina. Andriamanitra dia Fahazavana. Izay rehetra matahotra dia miaina ao anaty aizina, DONKO tsy manana an'Andriamanitra.
14. rakaroka
(
19/09/2009 01:13)
Ie io koa ny "blem-ko" misy fotoana misy "partialite" izany! "tsy ianareo no nifidy ahy! " dia etsy an-daniny koa anefa sady asaina mifidy Azy ihany!ary hoe izy irery!
16. soanja
(
19/09/2009 02:14)
cutie:
le Atra resahina eto ve atran'ny xstiana irery ihany ? :)
Tsy mahalala Andriamanitra afa tsy IRAY aho aloha. Koa izay Andriamanitra resahiko dia TOKANA ihany na ao ampon'i Silamo na ao ampon'i Xtianina sy ny hafa maro rehefa manome ny HAZAVANA.
18. soanja
(
19/09/2009 02:24)
rakaroka:
Ie io koa ny "blem-ko" misy fotoana misy "partialite" izany! "tsy ianareo no nifidy ahy! " dia etsy an-daniny koa anefa sady asaina mifidy Azy ihany!ary hoe izy irery!
Ka raha vao teny mandidididy aloha amiko dia efa tsy izy avokoa. Antsitrapo sy ampitiavana no ahitana ny HAZAVANA.
19. rakaroka
(
19/09/2009 15:07)
cutie:
gaga be za efa nifoha sahady nga njy ry rakaroka :wink:
:-D :-D :-D Koa hoe mifohaza ianao izay matory fa hampahazava anao i Kristy, dia sao lasa ihany ny "omby nihahaka fa aleo hifoha e!" :-D :-D :-D