Matahotra mandeha fiaramanidina
64. ikaretsaka
(
29/09/2009 20:55)
asio toaka kely fa azo asiana toaka aby izany.. hoy ilay namantsika mpiompy kary ary
65. Ratoa
(
29/09/2009 21:04)
madilo ny nify raha zinga no isotroana taoka. Ny verre plastika indray mitsonika. Sao dia mitsonika hatramin'ny tananao!
66. ni81
(
30/09/2009 06:56)
madilo ny nify raha zinga no isotroana taoka. Ny verre plastika indray mitsonika. Sao dia mitsonika hatramin'ny tananao!:D
67. bor2lais
(
30/09/2009 07:09)
ikaretsaka:
mandehana manketo @ serasera ho'zy manazava ny sain'ireo ka
-----------
Ouziz' "Ise" ve ?
:D
69. bor2lais
(
30/09/2009 14:57)
Ary tsy mba niteny angaha Izy hoe mba meteza koa hazavain'ireo ny sain'"Ise" in11 ? :D
71. ni81
(
01/10/2009 06:33)
ireo tsray manazava ho'zy fa manao bolokim-beboly fotsiny!ka ny baiboly no tiana hazavaina ka inona ndray?
72. bor2lais
(
01/10/2009 07:37)
ikaretsaka:
ireo tsray manazava ho'zy fa manao bolokim-beboly fotsiny!
--------
Sûr ve "Ise" fa Izy tokoa no miteny amin'"Ise" an'io ?
74. bor2lais
(
02/10/2009 06:58)
ikaretsaka:
ho'zy le fanahy masina bitsika mangina ato amiko ato
-----------
Mba efa nozahan'"Ise" toetra ve izany fanahy mibitsika amin'"Ise" an'izany ?
:D
75. ikaretsaka
(
02/10/2009 17:20)
mazava ho azy..
efa nohazavaiko teto ny ex spirituelle sy ny discernement sy ny meditations isankarazany
efa nohazavaiko teto ny ex spirituelle sy ny discernement sy ny meditations isankarazany
76. niryna
(
03/10/2009 03:47)
ikaretsaka:hianareo mpiasa hajao ny mpampiasa anareo,fa tadidio fa manana mpampiasa koa ireny izay tsy iza fa kristy, noho izany manao ny asako aho ary i kristy no ato an-tsaiko,tsy miandry baikona fa mahalala mandeha tsy irahiny tsy voahiraka akory fa mahalala manetry teny manao ny asa amin'ny fo,Atra ao ambony no mahita ny asako ka tsy matahotra na hiahiahy na angovitra velively aho fa vita soa amantsara ny nampanaovina ahy ,
Raha miteny anao ve ny boss nao hoe "mandehana" de hitokona ianao de hitabataba be @ colleage hoe "madeha ho'zy ny Boss r'ireto aaaa.. zay no nolazainy ato anatin'ny note de service ato " (de hoe manantanteraka ny hafatr'i Boss nao ve ianao @ izay? NO! )
vetivety anie ilay ora e,mbola misy asa atao ve patron o .,hi,hi
de toy izany koa raha lazain'i Jesoa hoe
"mandehana" de hijanona ianao de hitokona de hitodika hipentsopentsona hiteny olona hoe "mandehana hono ho'zy Jesoa r'ireto an.. izany no nolazainy ato anaty baiboly" (de hoe manantanteraka ny Hafatr'i jesoa ve ianao @ izay? NO!)
Nefa izany no ataonao!
afaka mitsara hianao raha tsimpona no itondranao azy fa tsy afaka mitsara ahy velively hianao raha ny fisainanao no itondranao azy ok antony raha miaraka aminy hianao dia efa nibaribary teto izany saingy indrisy mantsy ,tsipahinao daholo ny mitoriteny ny namana oh la,la
:-* :-*
77. niryna
(
03/10/2009 03:49)
ikaretsaka:
ireo tsray manazava ho'zy fa manao bolokim-beboly fotsiny!
--------
Sûr ve "Ise" fa Izy tokoa no miteny amin'"Ise" an'io ?
[/quote][quote=bor2lais]
:roll: =)) =))
78. niryna
(
03/10/2009 03:50)
rakaroka:
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Mahavariana mihitsy 'tony antsoina hoe "mpino" itony 'ndraindray marina!
:roll: :cry: :cry: :-* :-* :-*
79. ikaretsaka
(
03/10/2009 11:49)
Hozy bebeanay izay hoe kristianintsianim-poana ny fiantso anreny rakaroka a!
80. ni81
(
03/10/2009 12:05)
Hozy bebeanay izay hoe kristianintsianim-poana ny fiantso anreny rakaroka a!=)) =))
