Matahotra mandeha fiaramanidina

41. niryna ( 22/09/2009 04:25)

Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-09-2009 23:20:55
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Ny vatsim-panahy avy aty amiko dia:
" TSY MISY TAHOTRA IZAY MANANA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA IZY NO ANDRY SY FAHAZAVANA."
cutie:

zay matahotra zany de we tsy manana an'Atra? Mba mitsimpona koa za io alou :)
tsy hoe tsy manana an'Atra cutie a fa tsy manana fahatokisana an'Atra izy,tsy mahery ny finoany fa malemy fa izay mino Azy dia mbola ampanaoviny asa mihoatra noho ny nataoNy .Jereo fotsiny ny fitoriana tonga hatraty anaty ny internet sy ny web .
Matoa ilay olona mbola tsy mino ny hafany dia mbola tsy mahatoky tsara izy izay satria tsy misy zavatra tsy vitan'ny finoana .Rehefa tena mino azy fa anafaka amin'ny tahotra izy dia afaka ilay tahotra ,toy ny fahotana rehetra koa io,tsy amela antsika ho difitra ao anaty ny fahotana Atra ,omeny fanahy masina isika ampianatra antsika mba andeha amin'ny fahamarinana ary mba ampahatsiahy antsika fa tsy mety ny zavatra ataontsika.Raha toa ka mikiry isika dia tsy mahatohitra ny fakam-panahy izany isika.Tsy mora fa mila mivavaka ary mangataka aminy mba omeny ny fanahy masina hiaraka amintsika



42. ikaretsaka ( 22/09/2009 18:36)
niryna:

Rakaroka
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Mahavariana mihitsy 'tony antsoina hoe "mpino" itony 'ndraindray marina!



fa ahoana ?



Mainka tsy kobony le


43. cutie ( 22/09/2009 20:14)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 22-09-2009 06:25:28
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina


Voalaza teo :
Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-09-2009 23:20:55
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Ny vatsim-panahy avy aty amiko dia:
" TSY MISY TAHOTRA IZAY MANANA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA IZY NO ANDRY SY FAHAZAVANA."
Hoy i cutie:

zay matahotra zany de we tsy manana an'Atra? Mba mitsimpona koa za io alou

tsy hoe tsy manana an'Atra cutie a fa tsy manana fahatokisana an'Atra izy,tsy mahery ny finoany fa malemy fa izay mino Azy dia mbola ampanaoviny asa mihoatra noho ny nataoNy .Jereo fotsiny ny fitoriana tonga hatraty anaty ny internet sy ny web .
Matoa ilay olona mbola tsy mino ny hafany dia mbola tsy mahatoky tsara izy izay satria tsy misy zavatra tsy vitan'ny finoana .Rehefa tena mino azy fa anafaka amin'ny tahotra izy dia afaka ilay tahotra ,toy ny fahotana rehetra koa io,tsy amela antsika ho difitra ao anaty ny fahotana Atra ,omeny fanahy masina isika ampianatra antsika mba andeha amin'ny fahamarinana ary mba ampahatsiahy antsika fa tsy mety ny zavatra ataontsika.Raha toa ka mikiry isika dia tsy mahatohitra ny fakam-panahy izany isika.Tsy mora fa mila mivavaka ary mangataka aminy mba omeny ny fanahy masina hiaraka amintsika

ok :)
44. ikaretsaka ( 22/09/2009 21:08)
walk bt faith not bt sight hoy le tsimpon'i niryna atsy ambadika.... fa le asa="walk" @ le part adino!
45. niryna ( 23/09/2009 04:32)
ikaretsaka:

walk bt faith not bt sight hoy le tsimpon'i niryna atsy ambadika.... fa le asa="walk" @ le part adino!

finoana ny teny izay nampitondrana io ry ika a,tsy asa hoe tsy maintsy manao izao vao mahazo famonjena
efa nomena antsika maimaimpoana io tany amboalohany ,tsy averiko eto intsony ny tsimpona fa manjary tezitra eo toi
na izany aza dia ataoko mifanaraka ny sujet-ko tsara ny tsimpona
fahasoavana nomen'Atra maimaimpoana hoy aho e
fa fahasoavana no nomena anareo,izay avy amin'Atra ary avy amin'ny alalan'i kristy tompontsika,tsy avy amin'ny asa anefa izay fa sao hisy hirehareha
raha ataoko dika teny anglisy indray dia hoe By faith ,we are saved,it is gift from God through Jesus Christ,it not from work so no one can boast it dia lazao indray fa mikintsimpontsimpona ny teny ,izay foana mantsy no eritreretanao fa andresena lahatra ny olona
Ataovy ato ambavako mandrakariva ny teniNao Tompo o ka na matory na mijoro na mandeha dia ireny no fiarovana ahy ho an'ny fahavaloko satria ahoana ? tezitra amin'ny hafa aho,tsy fahadisoaka anefa ilay izy fa noho ny fahatezerana efa miboiboika ao anatiny dia ny zavatra no akarampony .. aha ,aiza ilay teny ataoko ao ambavako mandrakariva?
Aza mamaly ratsy ny ratsy ,fenoy soa ny ratsy dia anangana vain'afo eo an-tampon'ny lohany hianao.
Mivavaha ,mangataha famelankeloka fa aza atao tratran'ny masoandro miletika akory ny fahatezeranao .itan'i ka amin'izay ? tsy ho voatery ahay ny teny gasy aho na dia tsy namaky baiboly teny gasy firy aza fa ny teny anglisy dia afaka izarako izany amin'ny teny izay kely fantatro.
Mivavaha mandrakariva mba am-pianatra antsika ny fahamarinana Atra e

46. ikaretsaka ( 23/09/2009 13:44)
Ataovy ato ambavako mandrakariva ny teniNao Tompo o

ka tsy kimpetsopetsona le izy wa fa action
tsy eo amb_bava fotsiny ny Teny fa @ asa

ny finoana ny teny nampitondrana ry nyrina tsy ny fanaovana pli vava sy mamerindesona.. fa ny hoe mandehana de MANAOVA toy izany tsy midika hoe tantarao eraky babay sy lohavohitra ny nataony taminao.

tsdidio fa tsy nitory ihany no nataon'i jesoa fa nanatanteraka sy niangavy anao hanatanteraka sy hanasoa sy hiasa fa tsy hamerindesona
47. cutie ( 23/09/2009 21:10)
:-D :-D :-D :-D
48. ikaretsaka ( 24/09/2009 10:08)
Zay kosa ry cutie a... raha niteny I Jesoa hoe "mandehana" dia le action=mandeha no ataovy fa tsy handeha hamerina. Hanao bolokyny lazainy hoe " mandehana. Ho'zy Jesosy" nefa mitokona eo
49. cutie ( 24/09/2009 18:12)
:-D :-D :-D :-D
50. ikaretsaka ( 24/09/2009 18:26)
ko raha tsy hoparlera na voicemal an jesosy ko... zao ho'zy .. mananona ho'zy
51. cutie ( 24/09/2009 19:02)
ohtran'ny lasa fitaovana ve :-D
52. niryna ( 27/09/2009 04:27)
ikaretsaka:

Zay kosa ry cutie a... raha niteny I Jesoa hoe "mandehana" dia le action=mandeha no ataovy fa tsy handeha hamerina. Hanao bolokyny lazainy hoe " mandehana. Ho'zy Jesosy" nefa mitokona eo



:roll: :cry: :cry: :cry: :cry:
53. ikaretsaka ( 28/09/2009 02:13)
Inona tsy marina @ zany ry niryna...
Ambarao ho'zy i fody izay!
54. ikaretsaka ( 28/09/2009 02:24)
Raha miteny anao ve ny boss nao hoe "mandehana" de hitokona ianao de hitabataba be @ colleage hoe "madeha ho'zy ny Boss r'ireto aaaa.. zay no nolazainy ato anatin'ny note de service ato " (de hoe manantanteraka ny hafatr'i Boss nao ve ianao @ izay? NO! )

de toy izany koa raha lazain'i Jesoa hoe
"mandehana" de hijanona ianao de hitokona de hitodika hipentsopentsona hiteny olona hoe "mandehana hono ho'zy Jesoa r'ireto an.. izany no nolazainy ato anaty baiboly" (de hoe manantanteraka ny Hafatr'i jesoa ve ianao @ izay? NO!)

Nefa izany no ataonao!
55. Mandefitra ( 29/09/2009 11:04)
Ary tsy azoko anie zay mbola ataon 'Ikaretsaka eto nefa hoy Jesoa hoe "mandehana ..." :-P
56. ni81 ( 29/09/2009 11:06)
=)) =)) =))
57. fahamarinana ( 29/09/2009 11:09)
:arrow: :-D :-D :-D joli !! tiako loatra ry Mandefitra ilay voalaza !Samby mbola mi-wawawa eto aby tsika atoy fa ry ikaretsaka angamba tsy eto fa eo am-panaovana ilay asa ! :D (l)
58. ikaretsaka ( 29/09/2009 16:37)
mandehana manketo @ serasera ho'zy manazava ny sain'ireo ka
59. ni81 ( 29/09/2009 17:53)
60. ikaretsaka ( 29/09/2009 19:22)
kopy ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091