Matahotra mandeha fiaramanidina
81. ikaretsaka
(
03/10/2009 12:18)
Niryna>tsary mitsara anao za fa milaza tsotra ny raha fataonao...
Ary mahagaga fa rehefa milaza ny "uncovenient truth"momba anao ny olona de lazainao fa mitsara foana a
Ary mahagaga fa rehefa milaza ny "uncovenient truth"momba anao ny olona de lazainao fa mitsara foana a
82. niryna
(
07/10/2009 03:50)
ikaretsaka:
Niryna>tsary mitsara anao za fa milaza tsotra ny raha fataonao...
Ary mahagaga fa rehefa milaza ny "uncovenient truth"momba anao ny olona de lazainao fa mitsara foana a
afaka mitsara tokoa hianao raha ny baiboly toriko no ilazanao fa iza moa hianao no hitsara ahy ,Atra irery no afaka itsara ahy ,ny kristiana kosa afaka manazava sy milaza ny fahamarinana,tsy mino hianao arahaba soa ra zandry malala ,mino hianao ,ny fahasoavan'ilay tompo mahery anie homba anao .Tsy lavitra ny maso izy fa miaraka aminao isan'andro ka antsoy izy fa izay mtady dia omena ,izay mangataka dia ahazo ,izay mandona dia ho vahana ary izay mangetaheta ny rano izay omeny dia tsy ho maina ny tendany fa ho velombelombolo isan'andro
=D> ^:^
83. niryna
(
07/10/2009 03:51)
Hozy bebeanay izay hoe kristianintsianim-poana ny fiantso anreny rakaroka a!
ni81:
=)) =))
itako eto
=)) =)) =))
84. ikaretsaka
(
07/10/2009 13:06)
tsy mitory baiboly ianao fa mitsimpotsimpona de manasamatsamaka... ho'zy i fody izay
nefa tsy mety tonga saina @ zay!
nefa tsy mety tonga saina @ zay!
85. niryna
(
07/10/2009 18:49)
ikaretsaka:
tsy mitory baiboly ianao fa mitsimpotsimpona de manasamatsamaka... ho'zy i fody izay
nefa tsy mety tonga saina @ zay!
izay lazain'i toi tsary maninona aby,tsy izaho no enjehinao fa ilay kristy izay toriko ka
:cry:
86. ikaretsaka
(
08/10/2009 15:29)
torianao @ fomba diso le Kristy koa..
ohatran'ny hoe mitory Azy de vakiana Izy ny masony tsimponina de atao any @ Tongony de asiana vavany eo akaikin'ny tratrany!
ohatran'ny hoe mitory Azy de vakiana Izy ny masony tsimponina de atao any @ Tongony de asiana vavany eo akaikin'ny tratrany!
87. ikaretsaka
(
08/10/2009 15:50)
tsray i Kristy mihitsy no henjehiko fa ny fomba fitorianao Azy no mivoana ka ahitsiko
