Matahotra mandeha fiaramanidina

21. majesty ( 20/09/2009 04:35)
Tahotra ny ho faty izany raha azoko tsara ny antony ahatahoran'ity olona voalaza ity ho matahotra raopilanina; normal ihany zany fihetsiny izany satria tsy fantany hoe inona marina no hevitra fonosin'ilay atao hoe fahafatesana fa samy mandrirotra an'izay azo roritina momba an'io avy ny olona rehetra na ny mpino na ny tsy mpino, afangaroaaroan'ny réincarnation sy ny fanahy tsy mety maty sns dia very tanteraka.
Indrisy!
22. soanja ( 20/09/2009 13:06)
majesty:

Tahotra ny ho faty izany raha azoko tsara ny antony ahatahoran'ity olona voalaza ity ho matahotra raopilanina; normal ihany zany fihetsiny izany satria tsy fantany hoe inona marina no hevitra fonosin'ilay atao hoe fahafatesana fa samy mandrirotra an'izay azo roritina momba an'io avy ny olona rehetra na ny mpino na ny tsy mpino, afangaroaaroan'ny réincarnation sy ny fanahy tsy mety maty sns dia very tanteraka.
Indrisy!


Amiko indray ny mampatahotra azy dia ny fahalalana ananany [b]izay tokana ka tsy afa-mankaiza izy satria voafetra ny fahafantarany ny manaraka amin'ny fiainany. Raha ataoko hoe mihevitra ny tenany ho mpanota izy nefa tsy nanam-potoana hibebeka sy hanonitra ny zavabitany IZAY LAZAINA FA RATSY dia mazava ho azy fa hatahotra ny ho faty izy. Fa ho an'izay mahalala ny " fifohazam-panahy" dia tsy hatahotra ary tsy hangorohoro satria efa fantany ny manaraka.


23. cutie ( 20/09/2009 14:15)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 19-09-2009 17:07:25
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Hoy i cutie:

gaga be za efa nifoha sahady nga njy ry rakaroka




Koa hoe mifohaza ianao izay matory fa hampahazava anao i Kristy, dia sao lasa ihany ny "omby nihahaka fa aleo hifoha e!"

moramora le izy refa lazaina ohatr'zao :-D
24. rakaroka ( 20/09/2009 20:45)
cutie:

moramora le izy refa lazaina ohatr'zao :-D


Dia ho mora noho ny hoe " @ vava no hanekena hahazoana famonjena!" Ve ?
Dia hoe "Mino e!" AMEN :-D
25. cutie ( 20/09/2009 22:48)
23. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 20-09-2009 22:45:20
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Hoy i cutie:

moramora le izy refa lazaina ohatr'zao



Dia ho mora noho ny hoe " @ vava no hanekena hahazoana famonjena!" Ve ?
Dia hoe "Mino e!" AMEN

non mitsy ka :-D ny mifamadika @ zay ndray :-D
26. rhina ( 21/09/2009 06:06)
asaivo mande sambo ndray izy e!!
hiiiii!!!!!
d ho itany eo oe sambo sa fiara manidina no tiany
hiiiii
27. hery ( 21/09/2009 07:03)
Tsy hoe fanompoantsampy kosa aloha ny mila teny fankaherezana avy ao amin'ny baiboly. Na ny Malagasy asa dia mila fankaherezana avy amin'ny fitenenana toy ny ohabolana sns. Ny olona hafa mila tohana avy any @ psy sns. Koa raha misy teny mankahery ao amin'ny baiboly dia tsy ratsy ny maka izany teny mankahery izany raha manampy @ fiainana.

(PS. ary izay vao hitako ny avatar-n'i cutie :-p)
28. ikaretsaka ( 21/09/2009 12:45)
Ka indraindray...euh matetika mihitsy moa izany..le izy rahery nge teny tsy mifandray mihitsy fa atao bontolo hifandray fa hoe "mankahery" hono!

Ohatran le hoe te hikoty sipa botabota ry lerony de hoe "mankanesa aty amiko nareo ze mabesatr'entana"

De tene misy poins tokoa ann!
29. cutie ( 21/09/2009 13:07)
:-D :-D :-D :-D :-D
30. ni81 ( 21/09/2009 13:09)
Ohatran le hoe te hikoty sipa botabota ry lerony de hoe "mankanesa aty amiko nareo ze mabesatr'entana
tsssssss :-D :-D :-D
31. cutie ( 21/09/2009 13:28)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-09-2009 14:45:31
Lohateny : Re : Matahotra mandeha fiaramanidina
Ka indraindray...euh matetika mihitsy moa izany..le izy rahery nge teny tsy mifandray mihitsy fa atao bontolo hifandray fa hoe "mankahery" hono

lasa voapozina ny mind avy eo lol
32. niryna ( 22/09/2009 03:55)
ni81:

Omeo teny fampaherezana aho hoy izy mba ho vatsim-panahiko ho entiko hamavikivaky ity lalako
Andriamanitra dia tsy manome antsika fanahy matahotra .God did not give us the spirit of fear
Isaia 43:2 Raha mita ny rano ianao, dia homba anao aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo

misaotra ni a
Hoy ilay nenitoanay izay tamin'izy noentina nandeha teny ambony sambo" vimbino tsara izahay ry Jesoa kristy tomponay " ary io hirahira io foana koa no nataony teny ambonin'ny fiaramanidina nandeha taty aminay.
fa tena nanampy azy ilay tahotra

33. niryna ( 22/09/2009 03:59)
xxx:

Lazao azy fa tsy misy maty raha tsy amin'ny androny. Ka raha efa voasoratra fa ho faty izy amin'io andro andehanany avion io dia efa izay izany.
Na tsy mandeha avion aza izy amin'io fotoana io dia zavatra hafa ny hahafaty azy.
ka ilay tahotra mihitsy no misy ao aminy knou
misy fanahiana be ao aminy izay koa no fieritreretako azy ,tsy matoky tsara fa hoe na inona mitranga amin'ny fiainana dia efa lahatra ilay izy

Tsy maintsy ho faty daholo ny olona rehetra, mety nisy maty fa nianjera avy eny ambony avion NA natory dia tsy mifoha intsony.
ka angaha izy miraharaha izany fa matahotra aloha dia izay,hi,hi


Tranga efa nisy daholo ireo:
-nisy olona iray nivoaka t@ TV fa hoe tara izy ka soa ihany fa tsy nandeha t@ ilay avion tany Brésil AF447 nianjera iny. Falifaly ery fa hoe tsy maty teny ambony teny.
firifiry ny olona no narovan'Atra tamin'izany? ary ireny no mijoro vavolombelona aty aoriana

Kinanjo nivoaka ny trano ny hariva handeha hiantsena dia voadonan'ny auto dia maty teo no ho eo.
rehefa ho avy tokoa ny loza patsa iray tsy omby vava an
rehefa tonga ny anjara tsy misy afaka midify isika

-nisy havana akaiky mbola niresaka sy nifananihany tsara izao t@ fianakaviany ary ny projet izay ho atao mbola be dia be. Natory ny alina dia tsy nifoa intsony ny maraina.




ka izay ilay antony iray anaovana tsara amin'ny fiainana mba ho tsara no zavatra tadidin'ny olona amin'ny tena
34. niryna ( 22/09/2009 04:03)
ikaretsaka:

dommage tsisy resaka roplanmina ao anaty baiboly :-D
fa teny fankaherezana:
"ze sahy ihany no mahazo"

tsimpona
God did not give us spirit of fear
Tsy nomen'Atra fanahy atahotra isika .....
ny olona tsy manana an'Atra na tsy mahatoky azy no matahotra ny ho faty,malahelo andao ny havana ny tena fa raha hoe fahafatesana izany dia tsy tokony atahotra ka
mitovy ny phobia ihany io ka na voalavo kely sy kalalao aza dia misy matahotra kou ,samy manana ny azy ny rehetra fa mety tsy miteny saingy rehefa aty aoriana ka mahalala tsimpona dia mampiasa ilay tsimpona amin'ny fiainana dia ho mora ny hiady amin'ilay tahotra

35. niryna ( 22/09/2009 04:05)
rakaroka:

:-D :-D :-D =)) =)) =))
Mahavariana mihitsy 'tony antsoina hoe "mpino" itony 'ndraindray marina!



fa ahoana ?
36. niryna ( 22/09/2009 04:06)
ikaretsaka:

Rakaroka>
"mpitsimpona" fa tsy voatery ho "mpino" ka
Nuance



:D :D marina izany ,izy sy Atra irery ihany no mahafantatra izany fa tsy isika velively
37. niryna ( 22/09/2009 04:07)
ikaretsaka:

Rakaroka>
"mpitsimpona" fa tsy voatery ho "mpino" ka
Nuance



:D
38. niryna ( 22/09/2009 04:12)
rakaroka:

Sahala @ hoe "doudou"n'ny zaza izany ny baiboly amin'ny sasany! sahala @ sampy dia ifikirana fa tsy "afaka ny mba hanana "confiance en soi"!
hi,hi

INDRISY ihany :? :cry: :cry: :cry: Nefa raha izay moa no mba "andrin-drizareo" atao ahoana? zara aza nisy izay itampikirana koah, asa aloha ilay izy raha mahasehaka ity "fiainana tokoa" !
raha tsy mino an'Atra rakorako tsy maninona ka,mahita fifaliana izaho raha izaho irery no resahiko eto.
fifaliana izay tsy voavidy vola ny miaraka amin'i kristy ary ilay mizara izany mbola miampy ihany koa ny fifaliana .


39. niryna ( 22/09/2009 04:17)
ikaretsaka:

ka izay le izy.. lasa tsy ilay "maha olona ilay zaza" sy ny "torimaso" intsony no ifantohana .. fa ny mazii mazii an'ilay "doudou"..
Tsy mahita tory raha tsisy doudou eee
de rehefa tsy ao ra doudou de veloma ra torimaso!
aleo miankina amin'Atra ry ika toa izay miankina amin'ny zavatra hafa a,mahalala fa misy izy ,mampiantra izay zavatra nomeny,tadidio fa raha tsy omeny ny tenin'ika tsy ahay iteny fa dia sasatra ny mitsilany eo
mandrora mitsilany ny fiainana ry ika a


fia toy iuzany... ny tsy Maha olona anao sy ny ny asan'Atra ao aminy intsony ny hifantohana fa ny maziii ao anaty tsimpona
de rehefa tsy ao ra tsimpona fa tsy misy tsimponina dia veloma ry maha asan'Atra ny tena!
indrisy mantsy ,sao mba tsy mahita ho tsimponina kosa ary toi fa alaina daholo ireo olo-masina ,ao ambadika ao ary resaka hafa mihitsy ilay tsimpona heveriko fa tsy mitsimpona hay tamin'ity indray mitoraka ity kitsimpotsimpona tsy misy mandeha amin'izay izy
izay ilay ohabolako hoe raha izahay no misioka vorondolo fa raha ika no misioka voromanga an [/quote]
mahonena !
[/quote] asa izay mahonena na ika mi-rebel na ny olona manana an'Atra

:wink: indrisy mantsy ry tany fa hianao no nahatonga izany !
40. niryna ( 22/09/2009 04:20)
soanja:

Ny vatsim-panahy avy aty amiko dia:
" TSY MISY TAHOTRA IZAY MANANA AN'ANDRIAMANITRA SATRIA IZY NO ANDRY SY FAHAZAVANA."


marina izany satria Atra tsy nanome antsika fanahy atahotra :arrow: God did not give us ths spirit of fear

Matoa ilay olona mbola matahotra dia mbola tsy mafy orona ny finoany na tsy ampy ny vavaka ataony
Ny zavatra rehetra dia mahasoa avokoa ary Atra dia tsy anome zavatra tsy mahasoa antsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1487