Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra

1. niryna ( 17/09/2009 04:51)
Maromaro tokoa izay fanontaniana izay an? raha toa ka Atra be fitiavana ilay Atra resahina eto foana maninona no aringany ny olona ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ?
Inona no tadiavin'Atra ataontsika kosa raha izany no mitranga ?

Antony mety nanaringanan'Atra ny olona dia voalaza ao amin'ny Joda 1

Andriamanitra dia efa nampahanfatra antsika

18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny.19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany fa tsy mba manana ny Fanahy. [Na: tsy mba manana fanahy

A - mamadika ny fahasoavan'Atra

4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy, izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.[Na: mandà ny Andrian-tokana sy Jesosy Kristy Tompontsika.]

B Tsy nino Azy

5 Ary ta-hampahatsiaro anareo aho na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen'ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian'izany izay tsy nino.

D na ny anjely izay nisafidy andao an'Atra

6 Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin'ny fatorana mandrakizay ao amin'ny maizina ho amin'ny andro fitsarana lehibe.

E ny fijangajangana( fananana Atra hafa no ilay Jehovah)

7 Ary toy izany koa, Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna nanodidina azy, izay nijangajanga tahaka azy koa ka lasa nanaraka nofo hafa, dia aseho ho fananarana amin'ny iaretany fijaliana amin'ny afo maharitra mandrakizay.

F nandoto nofo

8 Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy [Gr. manao blasfemia; izahao Mat. ix. 3.] ny manana voninahitra.

10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany.

Dia inona izany no mitranga ?

"Indro, tonga Jehovah hitsara ny olona rehetra

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=15&dika=asv-ls

Dia miangatra ve Atra ?

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=16&dika=asv-ls

Soa ihany fa nomeny ny Teny ary ny tokony ataontsika dia

20 Fa hianareo kosa ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;

Amin'ny fomba ahoana?

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=21&dika=asv-ls

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=22&dika=asv-ls

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=24&dika=asv-ls

Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika rehetra ! Ny hevitra no ampiadiana fa isika rehetra dia iray ihany satria iray ihany no nahary antsika

:-* (l) niryna
novalian'i niryna ny 03/10/2009 03:41
2. cutie ( 17/09/2009 12:55)
tsy mazava :)
3. ikaretsaka ( 17/09/2009 13:05)
Be loatra le tsimpona nefa tsy mifandraika @ le hevi-dehibe tian'ny mpanokatra adihevitra ampitaina ka izay no tsy mampazava azy ry cutie a...
Efa lazaina foana hoe avantano...
Ohatran'ny hoe poritra de lazaivo hoe poritra fa tsy mila theory be momban'ny areti-kibo....
Izay aloha fa poritra be o
4. cutie ( 17/09/2009 13:07)
:-D :-D :-D :-D
5. niryna ( 18/09/2009 03:49)
ikaretsaka:

Be loatra le tsimpona nefa tsy mifandraika @ le hevi-dehibe tian'ny mpanokatra adihevitra ampitaina
ataoko fa mazava ry ika a,raha tsy ao aminao ny hetaheta mikasika ny tsimpona dia tsy ho fantatrao ,tsy ho tianao mihitsy tokoa ka ity no valiny teninao ary e

18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny.19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany fa tsy mba manana ny Fanahy. [Na: tsy mba manana fanahy
ambava homana ry ika
ikaretsaka:

Ohatran'ny hoe poritra de lazaivo hoe poritra fa tsy mila theory be momban'ny areti-kibo....
Izay aloha fa poritra be o
HS sahady toi izany sa .....
hi,hi raha ny olona no misioka vorondolo an fa raha ika voromanga Hmmm!

:D
6. niryna ( 18/09/2009 03:55)
cutie:

tsy mazava :)

Omeko tsikelikely ary ny tiako tenenina e

Inona no antony mety nahatonga an'Atra nandringana ny olona ?
Tadidinao ny tantaran'i Noa ?
olona valo fotsiny no velona .Noa sy ny vadiny ary ny zanany telo lahy sy ny vady izy telo lahy .

Fa naninona ? nanota ny olona ary efa notenenin'Atra kanefa tsy nihaino,efa nampahatsiahy izy fa ho aripany ireo olona ireo ary nisy fotoana maro be nanaovana ny sambo saingy tsy nihaino ny olona ary dia novonoiny avokoa ireo olona nanota rehetra.
Mety iteny indray izany isika hoe dia tena ratsy fanahy tokoa anie izany Atra reo izany e?
Dia ataoko ohatra amin'ny tenin'i kristy ihany hoe rehefa tonga ny fotoana fijinjana dia esorina ny voa ratsy ary atokana fa ho dorona
Na koa amin'ny fiainana dia avahana ny tsipolitra ohatra na ny voa ratsy manodidina ny zavatra volena satria manangeja ireo voly tsara .
Toy izany koa no antony nataon'Atra ireo olona nanota

7. niryna ( 18/09/2009 04:09)
Inona no antony mahatonga ny fisarahana

Joda 1
18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny.19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany fa tsy mba manana ny Fanahy. [Na: tsy mba manana fanahy

Ny tenin'Atra dia mampiseho amintsika mazava tsara fa noho ny fisian'ny mpaniratsira(tsy mino an'Atra,manohitra ny tenin'Atra,mankahala ilay Atra,manao an'Atra tsy misy sns),izay mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny (ny fahotana maro karazany ,ny filan'ny nofony ihany ) dia ireo no nahatonga ny fisarahana fa tsy hoe noho ny maha samy hafa ny fiangonana.Raha fiangonana mihorina amin'ny anaran'i kristy izy,manaiky fa kristy dia zanak'Atra , dia tsy hisaraka velively na dia tsy mitovy aza ny rafitra fa ny tanjona dia ny ampahafantarana sy ny anasana ny olona hino an'ilay kristy ,anatona Azy ary anaiky azy ho mpamonjiny :arrow: kristiana (mpanaradia an'i kristy )
8. niryna ( 18/09/2009 04:26)
Dia miverina ery amin'ny fanontaniako amin'izay ary aho ry cutie>
Antony mety nanaringanan'Atra ny olona dia voalaza ao amin'ny Joda 1

1- Mamadika ny fahasoavan'Atra ary manoro voana ny olona
Tsy mino an'i Jesoa Kristy fa mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika

2-Tsy nino Azy .Na dia nahalala ny fisiany aza dia niverina tsy nino azy indray toy ny tantaran'ny Israely nafahana tao Egypta

fa rehefa novonjen'ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian'izany izay tsy nino.

3-anjely izay nisafidy andao an'Atra :arrow: ireo ilay anjely niaraka an'i satana :arrow: mbola ho tsaraina koa na dia ny anjely aza a .Iza no itsara azy? ny olon'Atra .tsimpony an'io aho ry ika e ..misaotra mialoha

4- ny fijangajangana( fananana Atra hafa no ilay Jehovah) adultery koa no ilazana azy ireo na koa ireo fornicator na ireo olona manao Atra hafa oops ,voatoraky ny voatabia eto aho hi,hi

5- ary ity koa misy ohatra dia ireo olona mi-blasfemia na ireo manompa ny fanahy masina na maniratsira na koa tsy mahalala ireo olona nofidian'Atra dia manoso-potaka aminy ... hoy ny teny ao amin'ny Joda 1
10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany. :arrow: izay saim-pantany no lazainy fa tsy mino ny teny izay voasoratra izy ary dia maniratsira an'Atra sy manompa Azy.
miala tsiny fa lava
9. cutie ( 18/09/2009 11:11)
mba mazava ihany le izy refa tsiponina tsikelikely hihihihihi, misaotra e :)
10. soanja ( 19/09/2009 00:21)
niryna:

Maromaro tokoa izay fanontaniana izay an? raha toa ka Atra be fitiavana ilay Atra resahina eto foana maninona no aringany ny olona ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ?
Inona no tadiavin'Atra ataontsika kosa raha izany no mitranga ?

Antony mety nanaringanan'Atra ny olona dia voalaza ao amin'ny Joda 1

Andriamanitra dia efa nampahanfatra antsika

18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny.19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany fa tsy mba manana ny Fanahy. [Na: tsy mba manana fanahy

A - mamadika ny fahasoavan'Atra

4 Fa misy olona sasany efa niditra misokosoko, izay voasoratra fahiny ho amin'izany fahamelohana izany, dia olona ratsy fanahy, izay mamadika ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fijejojejoana sady mandà ny Andrian-tokana, dia Jesosy Kristy Tompontsika.[Na: mandà ny Andrian-tokana sy Jesosy Kristy Tompontsika.]

B Tsy nino Azy

5 Ary ta-hampahatsiaro anareo aho na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen'ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian'izany izay tsy nino.

D na ny anjely izay nisafidy andao an'Atra

6 Ary ny anjely izay tsy nitana ny anjara-fanapahany, fa nandao ny fonenany, dia voahazony amin'ny fatorana mandrakizay ao amin'ny maizina ho amin'ny andro fitsarana lehibe.

E ny fijangajangana( fananana Atra hafa no ilay Jehovah)

7 Ary toy izany koa, Sodoma sy Gomora mbamin'ny tanàna nanodidina azy, izay nijangajanga tahaka azy koa ka lasa nanaraka nofo hafa, dia aseho ho fananarana amin'ny iaretany fijaliana amin'ny afo maharitra mandrakizay.

F nandoto nofo

8 Kanefa toy izany koa, ireo dia manonofy ka mandoto ny nofo sady mandà ny manana fahalehibiazana ary miteny ratsy [Gr. manao blasfemia; izahao Mat. ix. 3.] ny manana voninahitra.

10 Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany [Na: andotoany] ny tenany.

Dia inona izany no mitranga ?

"Indro, tonga Jehovah hitsara ny olona rehetra

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=15&dika=asv-ls

Dia miangatra ve Atra ?

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=16&dika=asv-ls

Soa ihany fa nomeny ny Teny ary ny tokony ataontsika dia

20 Fa hianareo kosa ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;

Amin'ny fomba ahoana?

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=21&dika=asv-ls

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=22&dika=asv-ls

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JODA&Toko=1&andininy=24&dika=asv-ls

Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika rehetra ! Ny hevitra no ampiadiana fa isika rehetra dia iray ihany satria iray ihany no nahary antsika

:-* (l) niryna

Izay mantsy. Fantatrao fa Iray ihany isika satria iray ihany no nahary antsika. Mova va tsy faniriany ny hitambarantsika ho iray ao aminy!
Ireo lazainao ireo dia hevitra fa tsy ireo no fahamarinana. Ny Fahamarinana dia tsy ampisaraka antsika ary hampiray antsika hatrany na tamin'ny andro taloha na ho mandrakizay!

Amen!

11. cutie ( 19/09/2009 00:58)
ary efa henonareo ve fa nisy mpaminany tany ho any Bahá’u’lláh no anarany ary izy io no namorona ny bahai faith. Izy hon no mpaminany farany taorinan'ny Mahomet. De ny bahai faith zany ny concept an-dry zareo hono "progressive revelation" zany we as humankind develope , God continues to speak to them. Satria as humankind matures de tsika mila new guidance, new message from God. Ny tena fototry iorenan'ny bahai faith koa hono de ny "unity of the humankid", satria reo mpaminany rehetra zay nandalo avy @ Atra daholo de tokony tsy hisy ny fisaratsarahana hono satria reo mpaminay rehetra zauy nifanesisesy de avy @ Atra daholo. Ny bahai faith zany de tsy mijery we katolika iry na we protestant ry fa mitovy daholo ny finoana rehetra satria avy @ Atra daholo.

Tsetsatsetra tsy aritra ihany izy fa sao de hisy ndray ny hirongatra eo :-D
12. soanja ( 19/09/2009 02:22)

Efa henoko tokoa io Finoana io ary tsy mahita ny maharatsy azy aho rehefa tsy mampisaratsaraka sy manavakavaka. Samy manana ny lalany isika rehetra olombelona ahitana ny HAZAVANA. Tsy lasitra ao anaty vilany iray ary tsy hisy fetra izany fibanjinana azy izany.

13. cutie ( 19/09/2009 02:32)
Efa henoko tokoa io Finoana io ary tsy mahita ny maharatsy azy aho rehefa tsy mampisaratsaraka sy manavakavaka. Samy manana ny lalany isika rehetra olombelona ahitana ny HAZAVANA. Tsy lasitra ao anaty vilany iray ary tsy hisy fetra izany fibanjinana azy izany.

Za alou tsy miditra @ finoana io fa hitako we interesting ihany le concept we tsy mitsahatra miresaka @ tsika Atra ary tokony hiombona fa tsy hisaratsaraka na hifanaratsy na we my god is bigger than your god :-D
14. soanja ( 19/09/2009 02:35)
Manana namana akaiky aho manaraka an'io finoana io fa dia mahafinaritra ahy tokoa ny mifandray sy mifanakalo hevitra aminy momba ny finoany sy ny finoako.
15. cutie ( 19/09/2009 02:40)
ah ok, any Toronto ny foiben-dry zareo reo de tsy misy fiangonana fa samy atao an-tranon'oul ny fivoriana de tsy misy service be fa samy maka boky zay tiany na baiboly na Coran ny mpivory de mifanakalo hevitra eo, ohatran'ny ataontsika eto @ forum ihany fa saing ny eto ny tsimpona baiboly no tena betsaka :)
16. ikaretsaka ( 19/09/2009 03:16)
cutie:

ary efa henonareo ve fa nisy mpaminany tany ho any Bahá’u’lláh no anarany ary izy io no namorona ny bahai faith. Izy hon no mpaminany farany taorinan'ny Mahomet. De ny bahai faith zany ny concept an-dry zareo hono "progressive revelation" zany we as humankind develope , God continues to speak to them. Satria as humankind matures de tsika mila new guidance, new message from God. Ny tena fototry iorenan'ny bahai faith koa hono de ny "unity of the humankid", satria reo mpaminany rehetra zay nandalo avy @ Atra daholo de tokony tsy hisy ny fisaratsarahana hono satria reo mpaminay rehetra zauy nifanesisesy de avy @ Atra daholo. Ny bahai faith zany de tsy mijery we katolika iry na we protestant ry fa mitovy daholo ny finoana rehetra satria avy @ Atra daholo.

Tsetsatsetra tsy aritra ihany izy fa sao de hisy ndray ny hirongatra eo :-D

nga i cutie Baha'ii
D'efa nanao Ridvan koa izany izao she okory :-) de revy be @ 12 novembre ;-)
17. cutie ( 19/09/2009 13:48)
ka efa we za tsy bahai koa , fa henokenoko fotsiny io resaka io de zay :)
18. majesty ( 20/09/2009 04:40)
Betsaka ny firehan-kevitra mifamoivoy ato dia fantampantatro aby hoe finoana zao zany ,fa ny an'i cutie zao no mbola maiziana amiko mintsy hoe mba inona ary e ? :D
19. cutie ( 20/09/2009 14:13)
aza misahirana ry majesty a , ny anao no tano tsara :-D
20. ikaretsaka ( 20/09/2009 16:08)
majesty, cutie,
Mila fantarina ihany ny "ivelan'ny vala" indraindray mba ahalalana ny situation misy ny tena par rapport @ manodidina ka
izay le hoe tsy ianao fe ianao ihany no eto an-tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425