Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
23. ikaretsaka
(
21/09/2009 04:55)
Tsy sekta aloha I cutie e.
Fa miresaka baha'i I cutie.. na tsizy aza... ahitsiko kely fa manana foibe ry zareo... any Haifa (Israely).. ary manana trano fiangonana (centre) ary anisan'ny milay (tsara joro) ..architecturelement parlant...ny trano fiangonan'ireo

24. cutie
(
21/09/2009 10:52)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 21-09-2009 06:11:58:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
cutie : tsy mahamenatra anie izany e sa matahotra an'i Ika
27. ikaretsaka
(
21/09/2009 15:20)
Tsary mahay ahako de manontany..ny hitako kalongany de mampihomehy anazy za hono e
28. niryna
(
22/09/2009 03:47)
[quote=cutie]
ary efa henonareo ve fa nisy mpaminany tany ho any Bahá’u’lláh no anarany ary izy io no namorona ny bahai faith. Izy hon no mpaminany farany taorinan'ny Mahomet. De ny bahai faith zany ny concept an-dry zareo hono "progressive revelation" zany we as humankind develope , God continues to speak to them. Satria as humankind matures de tsika mila new guidance, new message from God. Ny tena fototry iorenan'ny bahai faith koa hono de ny "unity of the humankid", satria reo mpaminany rehetra zay nandalo avy @ Atra daholo de tokony tsy hisy ny fisaratsarahana hono satria reo mpaminay rehetra zauy nifanesisesy de avy @ Atra daholo.[;/quote] tsy rantatro indray izany cutie a
Ny mety ho mahasamihafa azy fotsiny dia hoe samy manana fombafomba ,asa aloha fa tsy fantatro io hoy aho

Ny bahai faith zany de tsy mijery we katolika iry na we protestant ry fa mitovy daholo ny finoana rehetra satria avy @ Atra daholo.izany kosa ve tsy tsara raha mifototra amin'i kristy izy? ny antony satria raha kristy no ivavahan'ny rehetra araka ny finoana kristiana dia tokony ho iray ao amin'ny tompo avokoa izay milaza hoe kristiana.
Tsetsatsetra tsy aritra ihany izy fa sao de hisy ndray ny hirongatra eo :-D
Ny mety ho mahasamihafa azy fotsiny dia hoe samy manana fombafomba ,asa aloha fa tsy fantatro io hoy aho
29. cutie
(
22/09/2009 13:11)
izany kosa ve tsy tsara raha mifototra amin'i kristy izy? ny antony satria raha kristy no ivavahan'ny rehetra araka ny finoana kristiana dia tokony ho iray ao amin'ny tompo avokoa izay milaza hoe kristiana.
Ny mety ho mahasamihafa azy fotsiny dia hoe samy manana fombafomba ,asa aloha fa tsy fantatro io hoy aho
ka ny bahai tsy xtsiana ka :)
32. cutie
(
22/09/2009 20:18)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-09-2009 20:03:33
Lohateny : Re : Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
giravy be ity centrage sy cadrage sy bornage ity ka
ka efa we jesus is the only way koa, ze retraretra any tsy misy dikany daholo :-D
(PS: efa manomboka mahay lesona za io a :-D )
33. ikaretsaka
(
23/09/2009 00:53)
Ka le way way ihany...fa ny zavatra andehanana @ le lalana koa mbola tantara
35. ikaretsaka
(
23/09/2009 04:05)
Ka ny sasany mbola variana manoro foana hoe iny ny lalana. Karaha ohatran'ny olona 1 mijoro eo tanjombato no miteny sy mamerina hoe iny ny lalana mankany Bira... na hamerimberia injato amberivo eo aza le olona de tsy ho tonga any mihitsy ...saingy tsy arany izay
37. cutie
(
23/09/2009 13:40)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 23-09-2009 06:05:49:-D :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehet
Ka ny sasany mbola variana manoro foana hoe iny ny lalana. Karaha ohatran'ny olona 1 mijoro eo tanjombato no miteny sy mamerina hoe iny ny lalana mankany Bira... na hamerimberia injato amberivo eo aza le olona de tsy ho tonga any mihitsy ...saingy tsy arany izay
38. cutie
(
23/09/2009 20:58)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 23-09-2009 06:44:15why are u so interested :-D
Lohateny : Re : Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
ika :
Voalaza teo :
Fa za manin ry majesty no hahamenatra an'i cutie
sensation fotsiny ny ahy