Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
41. niryna
(
27/09/2009 04:37)
ikaretsaka:
Ka ny sasany mbola variana manoro foana hoe iny ny lalana. Karaha ohatran'ny olona 1 mijoro eo tanjombato no miteny sy mamerina hoe iny ny lalana mankany Bira... na hamerimberia injato amberivo eo aza le olona de tsy ho tonga any mihitsy ...saingy tsy arany izay
hs indray toi ,
Andriamanitra tsara indrindra o ,mangataka ny fanahinao masina aho mba irotsaka ao ampon'ika ,ampahafantaro azy fa mandalo izao fiainana izao ,mibitsia mangina ao ampony fa tsy izay heverin'ny sainay no fahamarinana fa izay mitady anao dia hianao no fahamarinana ,hianao no fiainana ry hianao no mibanjina anay isan'andro isan'andro. Enga anie mba ho fantany fa mahery ny teninao ,jiro sy fahazavana amin'ireo manodidina anay,enga anie ka mba andray ireo teny mamy izay nozarain'ireo olona nirahinao eto izy .Andriamanitra fitiavana hianao ,asehoy azy izany fitiavanao azy Tompo o .Aza avelanao hangahiahy na hanosika ny teny izay nampitondranao an'ireo mpanomponao ireo izy ,ampahafantaro azy fa marina tokoa ny teninao ary tsy misy fandrika.Ny fahasoavanao anie no ipetraka ao aminy.Misaotra Ray fa nomenao ny fanahy masina izahay ,misaotra Ray o noho ny famonjenao anay.Avy amin'ny alalan'ilay Zanako Malalanao dia Jesoa kristy izany no anaovanay izany vavaka izany Amena ^:^
42. rakapy
(
27/09/2009 18:44)
Hoy Niryna
Izao ve izany ilay vavaka tora-po aseho an-gazety?:-D :-D :-D
hs indray toi ,
Andriamanitra tsara indrindra o ,mangataka ny fanahinao masina aho mba irotsaka ao ampon'ika ,ampahafantaro azy fa mandalo izao fiainana izao ,mibitsia mangina ao ampony fa tsy izay heverin'ny sainay no fahamarinana fa izay mitady anao dia hianao no fahamarinana ,hianao no fiainana ry hianao no mibanjina anay isan'andro isan'andro. Enga anie mba ho fantany fa mahery ny teninao ,jiro sy fahazavana amin'ireo manodidina anay,enga anie ka mba andray ireo teny mamy izay nozarain'ireo olona nirahinao eto izy .Andriamanitra fitiavana hianao ,asehoy azy izany fitiavanao azy Tompo o .Aza avelanao hangahiahy na hanosika ny teny izay nampitondranao an'ireo mpanomponao ireo izy ,ampahafantaro azy fa marina tokoa ny teninao ary tsy misy fandrika.Ny fahasoavanao anie no ipetraka ao aminy.Misaotra Ray fa nomenao ny fanahy masina izahay ,misaotra Ray o noho ny famonjenao anay.Avy amin'ny alalan'ilay Zanako Malalanao dia Jesoa kristy izany no anaovanay izany vavaka izany Amena

43. rakaroka
(
27/09/2009 20:05)
8O 8O 8O :o :^) :^) :^) Tokony nakimpiko kay ny masoko fa misy olona mivavaka ato :^) :^) :-P :-D :-D :-D =)) =)) =))
45. ikaretsaka
(
28/09/2009 02:04)
adiridirio tsara..
ary le andriamanitr'io ramatoa io koa toa raisiny ohatran;ny genie de la lampe an
"enga anie" "asehoy" "ataovy" "omeo" .... no misesisesy be!
Koseho @ zay r'ianona fa aza ilaozana tazomina fotsiny le jiro a! :-D :-D

46. rakaroka
(
28/09/2009 15:52)
:-D :-D :-D Ho "avotra ihany" kosa izany lé Ika @ vavaka toa izao knou! :lol: :wink: Tena misy tora-po "MIPOLOLOTRA Bbbe" tsy hay tohaina mihitsy izany! fa dia asha re ny fiantraikany :?: :roll: :^) :^) :-D :-D :-D
47. ni81
(
28/09/2009 16:21)
ary le andriamanitr'io ramatoa io koa toa raisiny ohatran;ny genie de la lampe an"enga anie" "asehoy" "ataovy" "omeo" .... no misesisesy befa ny anao kosa atao toa an'iza?
48. bor2lais
(
29/09/2009 09:18)
ni81:
ary le andriamanitr'io ramatoa io koa toa raisiny ohatran;ny genie de la lampe an"enga anie" "asehoy" "ataovy" "omeo" .... no misesisesy befa ny anao kosa atao toa an'iza?
----
Dia mba miandry an'"Ise" hamaly izany isika !
HS. Aleoko ihany aloha antsoina hoe "Ise" izy fa tsy "Ive" na dia lazainy fa "verrou" aza hono izy fa tsy "serrure" !
Tanjemo sô mikinikiny eo an !
:D
50. fahamarinana
(
29/09/2009 10:06)
:arrow: sao sanatria ho valaka am-piandrasana eo nareo mianadahy ry ni sy bor2 an ! :lol:
:arrow: rehefa tsy tianao ho raisina re dia aza raisina fa ohatrany hoe ianao irery koa no mpamaky forum dia hoe natao ho anao irery ny fizarana ataon'ny bobaka eto,sa ianao angaha ilay mpisolo vavam-bahoaka ,sa mpisolo-vava n'iza eky ! Ny fihevitrao koa anie misy mety tsy mankasitraka e! sa akory ?
Matoa mbola misy mpandray anjara dia misy ny mpamaky,ary mino aho fa misy ny mandray tahaka ahy ihany koa na tsy mametraka valiny etoana aza ny hafa !! Misy koa ny mamakafaka fa tsy hoe olo-ko azy aby izy ireo ato nge e! Agnay tsary nianatra theologie na taizan'ny Jesuite na frere na mompera na pasitera fa mianatsa avao isan'andro vaky izao o !
Azo raisina na tsy raisina,raha mahatohina na tsy misy fotony dia arivo malaky malaky any amin'ny zoridira dia tsy henoina akory e ! :)
Am-pitiavana hatrany dia tohizo ndray ilay resaka aloha fa tsetsatsetsa tsy aritra iny !
euh....miandry valiny hono ny namana ao ambony ao ry Ikaretsaka an ! :lol: (l)
ikaretsaka:
Ka ny sasany mbola variana manoro foana hoe iny ny lalana. Karaha ohatran'ny olona 1 mijoro eo tanjombato no miteny sy mamerina hoe iny ny lalana mankany Bira... na hamerimberia injato amberivo eo aza le olona de tsy ho tonga any mihitsy ...saingy tsy arany izay
:arrow: rehefa tsy tianao ho raisina re dia aza raisina fa ohatrany hoe ianao irery koa no mpamaky forum dia hoe natao ho anao irery ny fizarana ataon'ny bobaka eto,sa ianao angaha ilay mpisolo vavam-bahoaka ,sa mpisolo-vava n'iza eky ! Ny fihevitrao koa anie misy mety tsy mankasitraka e! sa akory ?
Matoa mbola misy mpandray anjara dia misy ny mpamaky,ary mino aho fa misy ny mandray tahaka ahy ihany koa na tsy mametraka valiny etoana aza ny hafa !! Misy koa ny mamakafaka fa tsy hoe olo-ko azy aby izy ireo ato nge e! Agnay tsary nianatra theologie na taizan'ny Jesuite na frere na mompera na pasitera fa mianatsa avao isan'andro vaky izao o !
Azo raisina na tsy raisina,raha mahatohina na tsy misy fotony dia arivo malaky malaky any amin'ny zoridira dia tsy henoina akory e ! :)
Am-pitiavana hatrany dia tohizo ndray ilay resaka aloha fa tsetsatsetsa tsy aritra iny !
euh....miandry valiny hono ny namana ao ambony ao ry Ikaretsaka an ! :lol: (l)
52. ni81
(
29/09/2009 11:04)
sao sanatria ho valaka am-piandrasana eo nareo mianadahy ry ni sy bor2 anmiandry zahay fa gasy retsy a! :D
53. niryna
(
02/10/2009 04:59)
Hoy Niryna
hs indray toi ,
Andriamanitra tsara indrindra o ,mangataka ny fanahinao masina aho mba irotsaka ao ampon'ika ,ampahafantaro azy fa mandalo izao fiainana izao ,mibitsia mangina ao ampony fa tsy izay heverin'ny sainay no fahamarinana fa izay mitady anao dia hianao no fahamarinana ,hianao no fiainana ry hianao no mibanjina anay isan'andro isan'andro. Enga anie mba ho fantany fa mahery ny teninao ,jiro sy fahazavana amin'ireo manodidina anay,enga anie ka mba andray ireo teny mamy izay nozarain'ireo olona nirahinao eto izy .Andriamanitra fitiavana hianao ,asehoy azy izany fitiavanao azy Tompo o .Aza avelanao hangahiahy na hanosika ny teny izay nampitondranao an'ireo mpanomponao ireo izy ,ampahafantaro azy fa marina tokoa ny teninao ary tsy misy fandrika.Ny fahasoavanao anie no ipetraka ao aminy.Misaotra Ray fa nomenao ny fanahy masina izahay ,misaotra Ray o noho ny famonjenao anay.Avy amin'ny alalan'ilay Zanako Malalanao dia Jesoa kristy izany no anaovanay izany vavaka izany Amena
rakapy:
Izao ve izany ilay vavaka tora-po aseho an-gazety?:-D :-D :-D
fa maninona no aseho an-gazety :D
ny fifandraisana amin'Atra dia tsy mila par coeur,mivavaka ao am-po isika,toy izaho miresaka amin'i rakorako izao.
Ataovy ny fanandramana raha mbola tsy nanokatra ny fonao ho Azy hianao
:-*
54. niryna
(
02/10/2009 05:01)
ikaretsaka:
adiridirio tsara..
ary le andriamanitr'io ramatoa io koa toa raisiny ohatran;ny genie de la lampe an
"enga anie" "asehoy" "ataovy" "omeo" .... no misesisesy be!
Koseho @ zay r'ianona fa aza ilaozana tazomina fotsiny le jiro a! :-D :-D
:roll: :oops: :oops: :cry: :cry: :cry: efa mivoaka tsikelikely tokoa ilay finoan'ika tohizo ihany fa tsara ho fantatry ny rehetra ilay izy
55. rakapy
(
02/10/2009 05:04)
hoy i nirina
Ka io izy efa publier-na eto @ internet io ko hoe fa maninona.
fa maninona no aseho an-gazety

56. niryna
(
02/10/2009 05:05)
rakaroka:
:-D :-D :-D Ho "avotra ihany" kosa izany lé Ika @ vavaka toa izao knou! :lol: :wink: Tena misy tora-po "MIPOLOLOTRA Bbbe" tsy hay tohaina mihitsy izany! fa dia asha re ny fiantraikany :?: :roll: :^) :^) :-D :-D :-D
Aminay dia ny fitiavana ny fahavalon'Atra no tena zava-dehibe satria mbola ao anatin'ny maizina izy ,tsy misy tonga lafatra anefa fa rehefa mahita hazavana kosa dia zaraina ilay hazavana,inona no zavatra tsy vitan'Atra ? mbola tsy tonga ny fotoanan'i rakorako ka ,tsy izahay no nifidy azy fa izy no nifidy anay ,toy izany koa rakorako ,rehefa tonga ilay fotoana dia ho hitanao ny voninahiny ary dia iresaka toy i Paoly koa hianao
=D> =D> ^:^ ^:^
57. niryna
(
02/10/2009 05:06)
rakaroka:
:-D :-D :-D Ho "avotra ihany" kosa izany lé Ika @ vavaka toa izao knou! :lol: :wink: Tena misy tora-po "MIPOLOLOTRA Bbbe" tsy hay tohaina mihitsy izany! fa dia asha re ny fiantraikany :?: :roll: :^) :^) :-D :-D :-D
niryna:dia mbola porofo iray ilazana fa krisitiana ny olona dia ny mitia ny fahavalony ,tsy izaho tsinona no enjehiny fa ilay Atra toriko ka dia anjarako no mivavaka azy mba ho voavonjy ny fanahiny
Aminay dia ny fitiavana ny fahavalon'Atra no tena zava-dehibe satria mbola ao anatin'ny maizina izy ,tsy misy tonga lafatra anefa fa rehefa mahita hazavana kosa dia zaraina ilay hazavana,inona no zavatra tsy vitan'Atra ? mbola tsy tonga ny fotoanan'i rakorako ka ,tsy izahay no nifidy azy fa izy no nifidy anay ,toy izany koa rakorako ,rehefa tonga ilay fotoana dia ho hitanao ny voninahiny ary dia iresaka toy i Paoly koa hianao
=D> =D> ^:^ ^:^
58. niryna
(
02/10/2009 05:10)
hoy i nirina
fa maninona no aseho an-gazety
rakapy:
Ka io izy efa publier-na eto @ internet io ko hoe fa maninona.
aleloia praise the lord =D> =D>
[b] Deraina ny anarany masina fa lehibe ny famindrampony ,isaorana ny anarany masina fa mpamindra fo izy ,tsy mijery ny fahotantsika izy fa ny fontsika izay mangetaheta no hiandrasany,tsy mbola reraka izy hatramin'izao fa mbola maro ny olona nomeny fahendrena izara ny tenin'Atra,mbola tsy tonga ny antso rakapy a ,rehefa tonga ilay izy dia hianao no ijoro eo amin'ny pilipitra ,ny fatra pandaha ihany no manaiky
:-* :-* ^:^
59. niryna
(
02/10/2009 05:12)
ikaretsaka:
adiridirio tsara..
ary le andriamanitr'io ramatoa io koa toa raisiny ohatran;ny genie de la lampe an
"enga anie" "asehoy" "ataovy" "omeo" .... no misesisesy be!
Koseho @ zay r'ianona fa aza ilaozana tazomina fotsiny le jiro a! :-D :-D
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
60. niryna
(
02/10/2009 05:22)
fahamarinana:
:arrow: sao sanatria ho valaka am-piandrasana eo nareo mianadahy ry ni sy bor2 an ! :lol:
[quote=ikaretsaka]Ka ny sasany mbola variana manoro foana hoe iny ny lalana. Karaha ohatran'ny olona 1 mijoro eo tanjombato no miteny sy mamerina hoe iny ny lalana mankany Bira... na hamerimberia injato amberivo eo aza le olona de tsy ho tonga any mihitsy ...saingy tsy arany izay
:arrow: rehefa tsy tianao ho raisina re dia aza raisina fa ohatrany hoe ianao irery koa no mpamaky forum dia hoe natao ho anao irery ny fizarana ataon'ny bobaka eto,sa ianao angaha ilay mpisolo vavam-bahoaka ,sa mpisolo-vava n'iza eky ! Ny fihevitrao koa anie misy mety tsy mankasitraka e! sa akory ?
Matoa mbola misy mpandray anjara dia misy ny mpamaky,ary mino aho fa misy ny mandray tahaka ahy ihany koa na tsy mametraka valiny etoana aza ny hafa !! Misy koa ny mamakafaka fa tsy hoe olo-ko azy aby izy ireo ato nge e! Agnay tsary nianatra theologie na taizan'ny Jesuite na frere na mompera na pasitera fa mianatsa avao isan'andro vaky izao o !
Azo raisina na tsy raisina,raha mahatohina na tsy misy fotony dia arivo malaky malaky any amin'ny zoridira dia tsy henoina akory e ! :)
Am-pitiavana hatrany dia tohizo ndray ilay resaka aloha fa tsetsatsetsa tsy aritra iny !
euh....miandry valiny hono ny namana ao ambony ao ry Ikaretsaka an ! :lol: (l)
=D> misaotra aky faha ,izay anie ilay tsy afoizako andry e ,tena tonga amin'ilay anarana hoe fahamarinana tokoa.
Ny zavatra tsy tsampany dia toheriny foana ny tenin'Atra ,tsy izaho no toheriny fa ilay ATra naniraka ahy,tsy maninona izany ,mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony,mivavaka ho azy no fanafodiny mba omen'Atra azy ny fanahiny .
tsy ho voatery ho nianatra faha fa izay teny kely nomen'ny olona raisina raha mahasoa a,izy izao milaza ho Jesuite tokony izy no ampianatra antsika .Eny e,rehefa izay no mahafaly azy dia izay izy izany ,ny hevitra no miady fa tsy ny olona sa ahoana ? ary ny ohabolana no manambara fa avadio impito ny lela vao miteny ,tsara ny tsy miteny toy izay miteniteny foana mba tsy ho tsaraina isika .Ny loza dia rehefa latsaka ilay teny tsy azo averina intsony :D