Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
61. rakapy
(
02/10/2009 05:25)
hoy i Nirina
Tena efa asosan'i jesosy zato izy marina :{ :{ :{ :{
hoy i nirina
Voalaza teo :
fa maninona no aseho an-gazety
Hoy i rakapy:
Ka io izy efa publier-na eto @ internet io ko hoe fa maninona.
aleloia praise the lord > >
[b] Deraina ny anarany masina fa lehibe ny famindrampony ,isaorana ny anarany masina fa mpamindra fo izy ,tsy mijery ny fahotantsika izy fa ny fontsika izay mangetaheta no hiandrasany,tsy mbola reraka izy hatramin'izao fa mbola maro ny olona nomeny fahendrena izara ny tenin'Atra,mbola tsy tonga ny antso rakapy a ,rehefa tonga ilay izy dia hianao no ijoro eo amin'ny pilipitra ,ny fatra pandaha ihany no manaiky
Tena efa asosan'i jesosy zato izy marina :{ :{ :{ :{
62. ikaretsaka
(
02/10/2009 18:59)
efa eeeeela io no nigorisa saingy tsary mety mahatsapa tena fa matevina be le solomaso manakona azy @ realite
63. niryna
(
03/10/2009 03:41)
rakapy:
hoy i Nirinahoy i nirina
Voalaza teo :
fa maninona no aseho an-gazety
Hoy i rakapy:
Ka io izy efa publier-na eto @ internet io ko hoe fa maninona.
aleloia praise the lord > >
[b] Deraina ny anarany masina fa lehibe ny famindrampony ,isaorana ny anarany masina fa mpamindra fo izy ,tsy mijery ny fahotantsika izy fa ny fontsika izay mangetaheta no hiandrasany,tsy mbola reraka izy hatramin'izao fa mbola maro ny olona nomeny fahendrena izara ny tenin'Atra,mbola tsy tonga ny antso rakapy a ,rehefa tonga ilay izy dia hianao no ijoro eo amin'ny pilipitra ,ny fatra pandaha ihany no manaiky
Tena efa asosan'i jesosy zato izy marina :{ :{ :{ :{
=D> =D> ^:^ ^:^ Sambatra tokoa aho manana azy fa misaotra anao nahatsapa izany ,ny miaraka aminy tsy mba ho irery na hiahiahy velively (l) (l)
