Fivavahana, finoana
niryna
(
17/12/2009 15:49)
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
[b]Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2010 01:19
niryna
(
16/12/2009 11:49)
Niditra ny trano aho dia naheno olona miresaka,gaga ihany aho fa tsy fotoana fahatongavan'ny rehetra anefa ilay ora
Namakivaky ny lalantsara aloha aho ary niezaka namatatra hoe fa maninona no misy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2010 05:40
xxx
(
12/12/2009 06:56)
----- Original Message -----
From: Kasa M/car
To: mpisera
Sent: Wednesday, November 25, 2009 2:41 PM
Subject: : VAVAKA
Aparitao any e !!!
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy.Misy aho satri...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 15:22
100tinl
(
11/12/2009 13:48)
Rehefa akaiky ny faran'ny taona toy izao dia manao bilan ny entreprise rehetra ajanona mihitsy aloha ny asa dia manao inventaire é !.
Ny olombelona koa rehefa tonga ny noely toy izao dia mba mila m...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 05:39
maikha
(
11/12/2009 13:30)
Miresaka fahatongavan'ny noely isika, noho izany miresaka ny fahatongavan'ny Mesia sy ny asan'ny Mesia, rehefa miresaka Mesia dia miresaka an'i Jesoa Kristy, Jesoa tsinona no Ilay Mazava , tontolo fen...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2009 04:13
cutie
(
04/12/2009 13:43)
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2009 07:38
niryna
(
04/12/2009 04:57)
Fa nataoNy maina ny falehan'ny rano Jordana teo anoloantsika mandra-pitantsika,mba ho [b]fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah And...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 11:20
niryna
(
28/11/2009 10:18)
Mety miatrika fahoriana tsy vitan’ny heriko atrehina aho anio, mety koa mandalo sedra mafy mila tsy hozakan’ny aiko, mety aza mita ranom-pijaliana mila hampamoy fo anefa handresy. Mino aho fa hand...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 06:17
rakapy
(
27/11/2009 14:58)
Miarahaba anao ny tenako.
Ventesinao sy tanisainao ombieny ombieny eto @ ity dinika ity ilay teninao hoe" Nahare ny feon'i kristy" ianao.
Mba liana ny te ahafantatra ny mombamomba izany ny tena...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:26
fidinirina
(
23/11/2009 09:29)
La plupart des prophéties de la Bible ont trait à la venue du Christ. Il faut noter que presque tous les aspects de la vie du Christ ont été annoncés plusieurs siècles à l’avance.
L’un des...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:21
andho
(
23/11/2009 05:52)
Zavatra voizin'ny finoana amin'ny ankapobeny ny mety hisian'ny zavatra tsy azo hazavaina mihitsy na ny fahagagana moa izany. Izaho aloha tsy hoe tsy tena hoe tsy mino fa izaho kosa mbola tsy tena ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:28
Djhamhal
(
21/11/2009 08:56)
ny malagasy dia kristianina ny ankamaroany ! nahoana nefa i madagasikara no mbola tsy tafarina fôna ?? eny fa na dia ny mpitondra ny firenena aza dia manankina tanteraka amin\'Andriamanitra ity tanin...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:24
fidinirina
(
21/11/2009 06:02)
Ne dis pas à Dieu, combien ton problème est grand ;
Dis plutôt à ton problème, combien Dieu est grand !
[b]Vous vous rendez compte que le mot « problème » n’existe pas dans la Bible.[/...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 03/12/2009 08:30
xxx
(
19/11/2009 16:12)
Mangataka antsika hitondra am-bavaka namana mafana fo iray eto amin'ity lohahevitra ity namoy andry niankinana....
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 24/11/2009 13:43
hery
(
16/11/2009 08:39)
Navoaka film mihitsy ily hoe farandro amin'ny 2012. Mafana fo be koa izao ny sekta sasany hoe "Io ary ilay efa nolazaiko". Misy ny mino misy ny tsy mino. Misy petra-kevitra 3 lazain'ny mpiandry fara...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:56
mmmhh
(
14/11/2009 07:49)
Hoy ny baiboly : Ary ny fahafatesana no tambin'ny ota,
Inona kay no dikan'izy io,
satria raha adikako ara-bakiteny io dia hoe : ny fahafatesana no solon'ny ota
Midika ve izany fa reefa maty ny o...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:55
LazaDaddy
(
14/11/2009 01:05)
aza manaiky rebirebena amin'ny fiantsoana hoe ody "gasy" ianareo. Tsy ody "gasy" ny anaran'ireny fa "ody sy mosavin'i Satana", ary feno an'ireny na any Afrika na any Etazonia, na any Eraopa na any Azi...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 23:29
roxanaha
(
13/11/2009 20:21)
Miarahaba antsika rehetra,
Izaho dia efa nanoratra dinika teto @ forum fa manana olana @ tsy fanana anaka. Natao anefa ny analyse isankarazany dia salama daholo izahay mivady.
@ alahady zao aho no...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 10:47
rajy
(
13/11/2009 16:59)
Une fois que tu as ouvert ce mail, il est trop tard pour reculer. Ci-dessous se trouvent les véritables descriptions des signes du Zodiac. Lis ton signe et transfère le.
C'est un vrai ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2009 23:44
rakaroka
(
11/11/2009 19:55)
[url]http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno[/url]
Ahoana ny hevitrao?......
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:56
