Mba ho fantatry ny firenena rehetra fa mahery ny tànaNy

1. niryna ( 04/12/2009 04:57)
Fa nataoNy maina ny falehan'ny rano Jordana teo anoloantsika mandra-pitantsika,mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay.. Josoa 4: 23-24
Niampita ny ranomasina mena ny zanak'Israely ary mbola niampita ny ranon'i Joradana ihany koa,nasehoNy antsika izany mba ho fantatry ny firenena rehetra fa mahery tànaNy.

Kivikivy,mitaintaina,tsy manana finoana firy ve hianao,reraka ara-panahy ka mila hery ? Te hizara ny namana ny finoanao an'ilay Atra mahery ve hianao?

Ity ary ny hafatry ny Tompo mety anome antsika rehetra hery:
Josoa 1 5-8

1- Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao,... tsy handao anao na hahafoy anao Aho

2- Mahereza sy mahatanjaha

3- Tandremo ny didiko izay nandidiana'i Mosesy mpanompoko anao, aza miala aminy..mba hambinina hianao amin'izay rehetra alehanao
4- Aoka tsy hiala ao amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity (ny baiboly izany),hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo;ary amin'izay dia hahalavorary ny làlanao hianao sady hambinina


Ataovy ny fanandramana raha mbola tsy nametraka ny fiainanao eo am-pelantanan'ilay Tompo Mahery hianao


(l) niryna
novalian'i niryna ny 16/12/2009 11:20
2. niryna ( 09/12/2009 05:16)
niryna:

Fa nataoNy maina ny falehan'ny rano Jordana teo anoloantsika mandra-pitantsika,mba ho fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay.. Josoa 4: 23-24

^:^
3. niryna ( 09/12/2009 05:22)
niryna:


Kivikivy,mitaintaina,tsy manana finoana firy ve hianao,reraka ara-panahy ka mila hery ? Te hizara ny namana ny finoanao an'ilay Atra mahery ve hianao?

Ity ary ny hafatry ny Tompo mety anome antsika rehetra hery:
Josoa 1 5-8

1- Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao,... tsy handao anao na hahafoy anao Aho

2- Mahereza sy mahatanjaha

3- Tandremo ny didiko izay nandidiana'i Mosesy mpanompoko anao, aza miala aminy..mba hambinina hianao amin'izay rehetra alehanao
4- Aoka tsy hiala ao amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity (ny baiboly izany),hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo;ary amin'izay dia hahalavorary ny làlanao hianao sady hambinina


Ataovy ny fanandramana raha mbola tsy nametraka ny fiainanao eo am-pelantanan'ilay Tompo Mahery hianao



Toy ny teny nomen'Atra ireo oloNy dia mbola mitazona izany teniNy izany foana izy hatramin'izao,anjarantsika no miantso azy raha toa ka mbola tsy nanao fanandramana isika
:D
4. fahamarinana ( 09/12/2009 20:42)
:arrow: Misaotra nizara Niryna a,misy ho tsakotsakiko ihany koa ! :) (l)
5. niryna ( 16/12/2009 11:20)
fahamarinana:

:arrow: Misaotra nizara Niryna a,misy ho tsakotsakiko ihany koa ! :) (l)


Tsy misy fisaorana fa i faha koa no isaorana mampahery isan'andro
:-* :-* (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376