Fivavahana, finoana

ravonjison ( 24/03/2010 16:27)
Tany dago aho teo ka nitady ireo zavatra mahaliana tao antoerana no nataoko. Nisy ranamana iray izay nitantara tamiko ny fiainana any Diego, satria nipetraka tany ampolony taona maro izy.Nilaza izy fa... tohiny
novalian'i soanja ny 06/04/2010 15:23
soanja ( 24/03/2010 15:43)
Dia variana aho mahita fa misy ny fiangonan'ny mainty ary misy ny fiangonan'ny fotsy hoditra any aminareo ao Atsinanana ka hatrany midina any Atsimo ao. Fa ahoana loatra re ny fandehany amin'io? Isika... tohiny
novalian'i neaj ny 07/03/2015 16:04
reve ( 23/03/2010 07:03)
Manao ahoana daholo ny Namana ato Lasa ihany ny heritrerotro rehefa mba nanao fikarohana kely aho fa toa misy tsy dia mitobono loatra ny dikateny nanaovana ity Baibolin-tsika ity Mba jereo hoe ny A... tohiny
niryna ( 22/03/2010 03:34)
Maro ny torohevitra izay mahasoa antsika.Mahatsara maso ity fa andramo,inona avy ary izany fa tena tiako andramana! mahatsara fo koa hono ny manao izao :aleo hoe andramako ........:D Raha misy... tohiny
rakapy ( 19/03/2010 12:32)
Araka ny voalaza ao anatin'ny baiboly dia t@ andro fahafito no namoronan' A/tra ny olombelona. Rehefa tena dinihina anefa io dia hita fa tsy mitombina velively satria 65 millions taona lasa ,araka... tohiny
niryna ( 17/03/2010 19:00)
Alohan'ny anombohako ny tantara dia misy fanontaniana kely mba tiako ho fantatra ity Inona no fahafantaranaoo izany hoe [b] olona malemy ara-panahy[/b] ? mitovy ny olona mahantra ve izany na ir... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:16
soanja ( 13/03/2010 18:55)
Araho akaiky anie ny tiany ho lazaina eto. Lioka toko 1 andininy 47-55 47 Ary ny fanahiko efa ravoravo t[b]amin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy[/b]; 48 Fa efa nijery[b] ny fahambani-toetry ny ankiz... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2010 22:23
niryna ( 13/03/2010 06:26)
Ny teny ao amin'ny soratra masina Testamenta taloha dia manambara fa [color=red] [b] Eksodosy 21:24 maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tànana solon'ny tànana, tongotra solon'ny tongotra, ... tohiny
Djhamhal ( 12/03/2010 11:55)
ny pasitera ny mopera ny presbitera , sy izay mpitarika fiangonana ! ny fanontaniako dia oe : miasa ve izy ireny ?? zany oe miasa @ fiangonana ve izy ireny ?? nefa aôna moa zany no andro tokony hit... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 21:59
Mandefitra ( 11/03/2010 06:39)
Efa manakaiky ny Paska, ka dia misy fanontaniana manitikitika ahy ity ho antsika Kristianina. "11 Ary toy izao no hataonareo, raha mihinana azy: ny valahanareo ho voasikina, ny kapanareo ho eo amin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:14
niryna ( 09/03/2010 06:06)
[b] [color=blue] Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan-andro tamin'ny fahafinaretana.[/color][/b] [color=green] 20 Ary nis... tohiny
novalian'i hasiniony ny 15/11/2013 18:32
fijo ( 06/03/2010 22:58)
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io????????mahita mantsy aho etsy ambany fa misy avy dia sahy milaza fa "lahy" andriamanitra,ka nahagaga ahy ilay izy.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:23
xxx ( 05/03/2010 13:21)
Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hev... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:25
niryna ( 03/03/2010 08:58)
Hoy ny Tompo:ny Fanahy Masina,ny Mpananatra ,izay irahin'ny Ray amin'ny anarako,Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra,sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko anareo -Fiadanana... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:13
rakapy ( 01/03/2010 10:13)
"Miteraha ary mamanoha ny tany" ," Anjakao ny zava-boahary" Dia teny avy ao anaty baiboly. Raha dinihina lalina anefa dia toa midika hoe vonoy ny tenanareo ary simbao ny planeta tany?.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2010 22:50
fijo ( 26/02/2010 22:02)
dia lasa vaovao mahoraka ao alemana,ny fametrahampialan'ny lehibean'ny pros ao aminy. ny anton'io fametrahampialana dia tsotra. -tratra nitondra fiara nandika afo mena i ramatoa lehibe. rehefa noje... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:28
fijo ( 25/02/2010 21:54)
Définition du mot : pédophile Adjectif singulier invariant en genre qui manifeste une attirance sexuelle pour les enfants Nom masculin singulier personne qui manifeste une attirance sexu... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2010 22:32
niryna ( 25/02/2010 20:52)
Nanoratra ity taratasy ity izaho satria somary hoatry ny navesabesatra ny tapak'andro maraina. Nisy orin'asa niantso ahy izay aty Nanambara ry zareo fa afaka miatrika asa avy hatrany izaho, raha vant... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:08
Mirananirina ( 24/02/2010 13:57)
katolika sy ny fahavetavetana hoy ny atsy aloha atsy. LE SCANDALE DANS L\'EGLISE CATHOLIQUE ekena fa tsy mety Mariée une première fois, en région parisienne, où elle devient pasteure. [b]Div... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:41
niryna ( 18/02/2010 19:14)
Indraindray dia varimbariana amin'ity fiainana ity isika,tsy mahatsiaro an'ATra raha tsy misy zavatra mahazo,mety aza tsy miantso ny anarany akory raha tsy hoe andeha ihinankanina.Tonga ny alahady dia... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6334