Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary

1. niryna ( 24/03/2010 20:21)
Nanao fanadihadiana ireo dokotera nitsabo olona ka naka vondron'olona maromaro,ao ny mpino ao ny tsy mpino an'Atra.
Ny zavatra itany sy azo tsampaintanana dia 60% an'ireo niaraka nivondrona nivavaka isa-maraina no nihasitrana ny marary novavahany.

Na ny dokotera aza dia maro no mivavaka vao manao fandidiana
Maro ny olona narary no sitrana tsy nila fanafody fa nifady haninana fotsiny ary napetrany teo amin'Atra izany aretina izany.
Ny tsy fahasitranana raha mivavaka kosa anefa dia tsy milaza fa tsy mamaly vavaka Atra.Maro ny antony ary Izy irery no mahalala izany.Isika koa mahalala izany ka dia antsoy izy ary mibebaha.
Ny fanoherana ny finoana an'i kristy sy ny maha mpamonjy azy dia tsy midika velively fa tsy ho mpanomjy izy.
Na manankarena na mahantra rehefa tonga ao amintsika ilay fahasoavana dia tonga tokoa fa isika no mety manilika ka mitady porofo lava mba hamarinantena fa tsy misy izy.

Ny siansa dia mila porofo foana vao afaka milaza zavatra iray ary manao famerenana marobe aza raha tsy mety ilay porofo
Ny kristiana kosa dia efa manana porofo mivaingana dia ny Zanany lahitokona ny diakampony no nanasitranana antsika

Efa naheno olona tsy nila fandidiana indray ve hianareo rehefa narary ka niverina tany amin'ny dokotera dia tsy nisy fandidiana natao taminy ?

izaho io Amena !
(l) niryna
novalian'i ni81 ny 10/05/2010 18:24
2. ikaretsaka ( 24/03/2010 23:05)
Efa naheno olona tsy nila fandidiana indray ve hianareo rehefa narary ka niverina tany amin'ny dokotera dia tsy nisy fandidiana natao taminy ?



Jereo Loudes, Fatima sns... fa boky be mihitsy ny tantaran'io any
3. soanja ( 25/03/2010 04:50)
niryna:

Nanao fanadihadiana ireo dokotera nitsabo olona ka naka vondron'olona maromaro,ao ny mpino ao ny tsy mpino an'Atra.
Ny zavatra itany sy azo tsampaintanana dia 60% an'ireo niaraka nivondrona nivavaka isa-maraina no nihasitrana ny marary novavahany.

Na ny dokotera aza dia maro no mivavaka vao manao fandidiana
Maro ny olona narary no sitrana tsy nila fanafody fa nifady haninana fotsiny ary napetrany teo amin'Atra izany aretina izany.
Ny tsy fahasitranana raha mivavaka kosa anefa dia tsy milaza fa tsy mamaly vavaka Atra.Maro ny antony ary Izy irery no mahalala izany.Isika koa mahalala izany ka dia antsoy izy ary mibebaha.
Ny fanoherana ny finoana an'i kristy sy ny maha mpamonjy azy dia tsy midika velively fa tsy ho mpanomjy izy.
Na manankarena na mahantra rehefa tonga ao amintsika ilay fahasoavana dia tonga tokoa fa isika no mety manilika ka mitady porofo lava mba hamarinantena fa tsy misy izy.

Ny siansa dia mila porofo foana vao afaka milaza zavatra iray ary manao famerenana marobe aza raha tsy mety ilay porofo
Ny kristiana kosa dia efa manana porofo mivaingana dia ny Zanany lahitokona ny diakampony no nanasitranana antsika

Efa naheno olona tsy nila fandidiana indray ve hianareo rehefa narary ka niverina tany amin'ny dokotera dia tsy nisy fandidiana natao taminy ?

izaho io Amena !
(l) niryna


Misy izay fomba fitsaboana "Placebo effect" izay ataon'ny siansa. Fantaro io zany aloha sao afaka hanazava aminao koa ny zavamisy.


4. fijo ( 25/03/2010 21:28)
Ny kristiana kosa dia efa manana porofo mivaingana dia ny Zanany lahitokona ny diakampony no nanasitranana antsika "
efa maro koa ny olona maty,noho io finoana fotsiny io,dia tsy manaiky hotsaboina
5. ikaretsaka ( 26/03/2010 20:44)
betsaka mihitsy
6. fijo ( 26/03/2010 22:35)
izao enrehefa mino an,tazony izay fa mety aminao,fa aza hadino koa anefa,fa eto an tany ianao no miaina,fa tsy mbola lasa ary ambadika,ka raha mbola eto,mbola mila izay misy eto aloha
7. rijadolly ( 28/03/2010 04:02)
Tsara ny FINOANA? ary hinoako fa tena mahasitrana tokoa, afaka mijoro ho vavolombelona amin' izany aho.
Afaka manontany tena anefa isika hoe tena manana voantsinampy iray monja ve isika ka tsy miroaroa saina mba hamindrana izany tendrombohitra izany?raha tsy hampitomboy izany finoana izany mba hinoanao bebekokoa fa ho sitrana ianao dia ny fandehananao any amin' dokotera. Dia hoy indray ny sasany: Ny dokotera anie izany no nahasitrana azy e! ohatrany marina kanefa ilay marary mihitsy no mila MINO, fa hositran 'ilay fanafody. Ny GRAND MAITRE- nay rehefa naka mpianatra dia naka dokotera, ary koa nanome ohatra tamin' fomban' dokotera. Noho izany ny mpino dia tsy hoe tsy mila dokotera fa kosa ny FINOANA no ambony noho ny dokotera.
Misy fitenenana ao amin' fandaharana iray amin' radio izay milaza hoe : " IZAHAY DOKOTERA MITSABO FA JESOA NO MANASITRANA "
8. bor2lais ( 29/03/2010 11:10)
Voalaza teo :
" IZAHAY DOKOTERA MITSABO FA JESOA NO MANASITRANA "
---------
Ary eo dia misy ny :
- sitrana fa tsy afaka aretina
- afaka aretina fa tsy sitrana
- sady sitrana no afaka aretina
:D
9. ravonjison ( 29/03/2010 13:29)
rijadolly:

Tsara ny FINOANA? ary hinoako fa tena mahasitrana tokoa, afaka mijoro ho vavolombelona amin' izany aho.
Afaka manontany tena anefa isika hoe tena manana voantsinampy iray monja ve isika ka tsy miroaroa saina mba hamindrana izany tendrombohitra izany?raha tsy hampitomboy izany finoana izany mba hinoanao bebekokoa fa ho sitrana ianao dia ny fandehananao any amin' dokotera. Dia hoy indray ny sasany: Ny dokotera anie izany no nahasitrana azy e! ohatrany marina kanefa ilay marary mihitsy no mila MINO, fa hositran 'ilay fanafody. Ny GRAND MAITRE- nay rehefa naka mpianatra dia naka dokotera, ary koa nanome ohatra tamin' fomban' dokotera. Noho izany ny mpino dia tsy hoe tsy mila dokotera fa kosa ny FINOANA no ambony noho ny dokotera.
Misy fitenenana ao amin' fandaharana iray amin' radio izay milaza hoe : " IZAHAY DOKOTERA MITSABO FA JESOA NO MANASITRANA "



Raha fintiniko ilay voalazan' i Rijadolly dia toy izao :
1- ny finoana dia ilaina @ fitsaboana, raha tsy mino dia tsy sitrana
2- ny finoana dia ambony noho ny dokotera
3- Jesoa no manasitrana , ilaina ny finoana an' i Jesoa @ fitsaboana

Dia itý anefa misy olana kely mikasika izany: isan' andro aho ato mitsabo biby , alika sy saka. Ary sitrana soa aman-tsara izy ireo. Izaho anefa mbola tsy nahita ka hoe nivavaka izy ireo na hoe mino an' i Jesoa na Mohamed.
Dia ahoana izany ? Mila mino an' i Jesoa koa ve ireo biby ireo @ fitsaboana azy ?
10. ikaretsaka ( 29/03/2010 14:07)
ilay remark faha 3 n'i RD iio ho an'ny kristianina dia mitombina tokoa, fa ho an'ny sasany tsy kristianina io na ny biby araka io voalazan'i Ravonji io dia sarotra sy delicat ihany.

Tsy hoe maniry loza ho anareo aho fa enga anie ho salama tsara aby, ary enga anie ka hivoaka hahita tontolo hafa ankoatran'ny tontolo Kristianina @ izay asa aman-draharaha sahaniny
fa raha sanatria marary ka mitsabo tena any USA na tany silamo, na karana, na jiosy ianao ohatra, tsy voatery ho Kristianina sy mpino toa aby ny dokotera hitsabo anao fa manana ny inoany izy ireo na tsy mpino carrement!

Ohatra 1 ireny misy voina t@ Tsunami ireny, be ny olona tsy Kristianina notsaboin'ny kristianina.... dia ny inona no inoany eo ?
11. rijadolly ( 29/03/2010 14:21)
Misaotra amiçn' ilay famitinana Ravonjison.
Ravonjison:
Dia itý anefa misy olana kely mikasika izany: isan' andro aho ato mitsabo biby , alika sy saka. Ary sitrana soa aman-tsara izy ireo. Izaho anefa mbola tsy nahita ka hoe nivavaka izy ireo na hoe mino an' i Jesoa na Mohamed.
Dia ahoana izany ? Mila mino an' i Jesoa koa ve ireo biby ireo @ fitsaboana azy ?
Raha tratry izao fanontaniana izao matetika isika dia mitsara haviatrany hoe tsy ahita valiana ilay hipetrahan' fanontaniana, ohatra ny tena marina tokoa satria tsy afaka hino an' Andriamanitra ny biby.Ary izany dia hitarika antsika tsy hino satria na mino an' Andriamanitra ianao na tsy mino toa samy mihinana sy mahazo fahasalamana ihany.Hevitra roa tampoka ny tonga ato anatiko,
1) samy mahazo anjara avy any amin' Andriamanitra avokoa( oh orana) na ny mino na tsy ny mino
2) ary dia saika solafaka aho mahita ny ratsy fanahy hambinina.
Aza variana raha sendra tratra tahaka izao fanotaniana izao fa Mivavaha mafy dia apetrany ao am- bavanao ny valiny, Amen!

Ny zavaboary rehetra dia natao hanjakan' olombelona. Ary ny olombelona dia anjakan' ILAY MPANJAKA ny mpanjaka.Izany hoe ny olona izany no anisany mpiahy ny zavaboary eto an -tany( hikarakara ).Fa kosa ny olona dia tsy manam-pahefana amin' olona.Na izany aza anefa dia azon' olombelona atao ny mangataka izay mampety ny zavaboary( oh mamboly, miompy koa ) noho ny hery kely sy ny finoana izay hananany; dia tahaka ny fangatahana ho an' olon- kafa manodidina , ny Firenena, ny fahavalo...
12. rakapy ( 29/03/2010 14:50)
Hoy i Rijadoly
Ny zavaboary rehetra dia natao hanjakan' olombelona. Ary ny olombelona dia anjakan' ILAY MPANJAKA ny mpanjaka.Izany hoe ny olona izany no anisany mpiahy ny zavaboary eto an -tany( hikarakara ).Fa kosa ny olona dia tsy manam-pahefana amin' olona.Na izany aza anefa dia azon' olombelona atao ny mangataka izay mampety ny zavaboary( oh mamboly, miompy koa ) noho ny hery kely sy ny finoana izay hananany; dia tahaka ny fangatahana ho an' olon- kafa manodidina , ny Firenena, ny fahavalo.

Mba azonao azavaina misimisy kokoa hoe raha tsy mahadiso.
Hoy Rijadoly
2) ary dia saika solafaka aho mahita ny ratsy fanahy hambinina.
Aza variana raha sendra tratra tahaka izao fanotaniana izao fa Mivavaha mafy dia apetrany ao am- bavanao ny valiny, Amen!


Efa mazava tsara anie fa tsy maintsy hoe mivavaha,mangataha, minoa no valiny fa ny mba manitikitika anay dia ny hoe tsy misy afatsy izay ve?Ny fanotaniana mipetraka mantsy dia:
Hoy i Ravonjison
1- ny finoana dia ilaina @ fitsaboana, raha tsy mino dia tsy sitrana
2- ny finoana dia ambony noho ny dokotera
3- Jesoa no manasitrana , ilaina ny finoana an' i Jesoa @ fitsaboana


Ka toy izay tokoa ve no fitondranareo sy fijerinareo ity resaka fanasitranana sy finoana ity?

13. ikaretsaka ( 29/03/2010 14:51)
de any @ ilay nahary le izy izany ny RD carder-na fa tsy any @ le inoanao loatra satria raha io definition io dia ilay mpahary izy fa tsy ilay hoe Razezontsika na ry ramohamedan-dry bory satroka ...
14. rakapy ( 29/03/2010 14:59)
Hoy Ika
fa raha sanatria marary ka mitsabo tena any USA na tany silamo, na karana, na jiosy ianao ohatra, tsy voatery ho Kristianina sy mpino toa aby ny dokotera hitsabo anao fa manana ny inoany izy ireo na tsy mpino carrement!

Ohatra 1 ireny misy voina t@ Tsunami ireny, be ny olona tsy Kristianina notsaboin'ny kristianina.... dia ny inona no inoany eo ?

Ka ny mpitsabo anie raha vao mampiditra resaka fivavahana @ marary dia efa tsy mety e, indrindra raha tsy mitovy finoana aminao ilay marary. Tsy tokony hijery finoanana na fiavianana sns... ny mpitsabo satria ao anatin'ny voady nataony izany rehefa nahavita fianarana izy ka handray ny asany.
15. ikaretsaka ( 29/03/2010 15:40)
[size=10px]ka izay mihitsy no tiako hahatongavana ry rakapy fa shuuuuu aloha[/size]
16. rijadolly ( 29/03/2010 16:29)
ika:
ilay remark faha 3 n\\\'i RD iio ho an\\\'ny kristianina dia mitombina tokoa, fa ho an\\\'ny sasany tsy kristianina io na ny biby araka io voalazan\\\'i Ravonji io dia sarotra sy delicat ihany.
Misaotra an \\\' se fa azon\\\' se tsara ny tiako hapita,fa variana namaly an\\\' ravnjison za dia tsy tazako io fa tery lotra ilay fotoan- tsika sy i se
:
Tsy hoe maniry loza ho anareo aho fa enga anie ho salama tsara aby, ary enga anie ka hivoaka hahita tontolo hafa ankoatran\\\'ny tontolo Kristianina @ izay asa aman-draharaha sahaniny
fa raha sanatria marary ka mitsabo tena any USA na tany silamo, na karana, na jiosy ianao ohatra, tsy voatery ho Kristianina sy mpino toa aby ny dokotera hitsabo anao fa manana ny inoany izy ireo na tsy mpino carrement!
Ohatra 1 ireny misy voina t@ Tsunami ireny, be ny olona tsy Kristianina notsaboin\\\'ny kristianina.... dia ny inona no inoany eo ?
Efa voavaliko ko io fa azafady fa tara amin \\\'ilay manoratra , fa na izany aza asiako fanamarihana kely no sady mamaly an \\\'Rakapy za.
Ny mpino dia afaka mangataka ho an \\\'i tsy mpino. ohatra iray no nataon\\\' Jesoa indrindra ilay teo ambony hazo fijaliana IZY. Azon\\\' rakapy ve sa mbola tsy dia mazava tsara an\\\' se ilay hevitra, ra tsy dia mbola mazava dia tsongoy ao mihitsy ilay tsy azon\\\' se fa ho azavaiko.
Tsindriko kely fotsiny fa: ty no tena votoatony mampanahy ahy amin\\\' ilay fanontanian\\\' Ravonjison
Ary izany dia hitarika antsika tsy hino satria na mino an\\\' Andriamanitra ianao na tsy mino toa samy mihinana sy mahazo fahasalamana ihany.

17. rakapy ( 29/03/2010 16:55)
Hoy i Rijadoly
Ny mpino dia afaka mangataka ho an \'i tsy mpino. ohatra iray no nataon\' Jesoa indrindra ilay teo ambony hazo fijaliana IZY. Azon\' rakapy ve sa mbola tsy dia mazava tsara an\' se ilay hevitra

Raha ny fahazaoko azy izany dia hoe mety tsy hihodina ny tany na mety harary avoko ny olona na koa hoe tsy handeha @ laoniny ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy mivavaka 1 andro, 1 volana sns ny mpino???
18. ikaretsaka ( 29/03/2010 16:57)
hoy Rika ra rijadolly
Ny mpino dia afaka mangataka ho an \'i tsy mpino.

ary raha ny contraire no mitranga sy miseho?

Ary izany dia hitarika antsika tsy hino satria na mino an\' Andriamanitra ianao na tsy mino toa samy mihinana sy mahazo fahasalamana ihany

inona no mampanahy an-drika @ io? io aloha no zava-miseho fa tsy ny hoe ny mino ihany no sitrana na ny tsy mino de tsy sitrana...
19. rijadolly ( 29/03/2010 18:21)
hoy Rika ra rijadolly
:-D :-D :-D
o R' IKA a !Te himeme b za fa tsy afaka :lol:
20. rijadolly ( 29/03/2010 18:26)
Raha ny fahazaoko azy izany dia hoe mety tsy hihodina ny tany na mety harary avoko ny olona na koa hoe tsy handeha @ laoniny ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy mivavaka 1 andro, 1 volana sns ny mpino???
Azonao tsara, raha mbola misy oloNY eto dia tsy ho ravana ny tanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0823