Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary
61. rakapy
(
01/04/2010 18:34)
Hoy i Niryna
Hoy Ravonjison
:-D :-D :-D Tsy te hifamly @ adala ny tenako Ravonjison dia aleo himehezana fotsiny a! :-D :-D :-D
Tsy ho takatr'i rakapy velively izay fifaliana izany na aniry nify aza ny akoho
Hoy Ravonjison
Ay ay ay ay , tena tsy ho takatr' i Rakapy velively hono na haniry nify aza ny akoho.
Tokony ho valiana izany kle ...
:-D :-D :-D Tsy te hifamly @ adala ny tenako Ravonjison dia aleo himehezana fotsiny a! :-D :-D :-D
62. niryna
(
02/04/2010 17:52)
Hoy i Rijadoly
Ny zavaboary rehetra dia natao hanjakan' olombelona. Ary ny olombelona dia anjakan' ILAY MPANJAKA ny mpanjaka.Izany hoe ny olona izany no anisany mpiahy ny zavaboary eto an -tany( hikarakara ).Fa kosa ny olona dia tsy manam-pahefana amin' olona.Na izany aza anefa dia azon' olombelona atao ny mangataka izay mampety ny zavaboary( oh mamboly, miompy koa ) noho ny hery kely sy ny finoana izay hananany; dia tahaka ny fangatahana ho an' olon- kafa manodidina , ny Firenena, ny fahavalo.
Mba azonao azavaina misimisy kokoa hoe raha tsy mahadiso.
Hoy Rijadoly
2) ary dia saika solafaka aho mahita ny ratsy fanahy hambinina.
Aza variana raha sendra tratra tahaka izao fanotaniana izao fa Mivavaha mafy dia apetrany ao am- bavanao ny valiny, Amen!
rakapy:tsy ho voatery ka,arakarany sy ny zavatra hinoany io ry rakapy a.
Efa mazava tsara anie fa tsy maintsy hoe mivavaha,mangataha, minoa no valiny fa ny mba manitikitika anay dia ny hoe tsy misy afatsy izay ve?Ny fanotaniana mipetraka mantsy dia:
hianao izao tsy mino an'ilay kristy resahana eto foana dia mba afaka mizara zavatra hafa koa hianao,ohatran'izay ilay izy
Hoy i Ravonjison1- ny finoana dia ilaina @ fitsaboana, raha tsy mino dia tsy sitrana
2- ny finoana dia ambony noho ny dokotera
3- Jesoa no manasitrana , ilaina ny finoana an' i Jesoa @ fitsaboana
rakapy:samy manana ny fahasoavana nomeny koa io,izaho izao nizara fa sitrana tsy nila fanafody aho eny niaraka nivavaka tamin'ny dokoterako aho ary tsy nila nodidiana akory,santionany fotsiny io dia mba zaraiko.Averiko indray fa tsy mihonona amin'ny hoe finoana fotsiny ny kristiana fa ny dokotera natao hitsabo ary kristy koa Dokotera mihoatra ny olona naharin'ny Ray.Fizarana fotsiny no ataoko fa tsy hoe aza mandeha any amin'ny dokotera ekena!
Ka toy izay tokoa ve no fitondranareo sy fijerinareo ity resaka fanasitranana sy finoana ity?
63. niryna
(
02/04/2010 17:54)
ikaretsaka::-* :-*
betsaka mihitsy
aleo aloha averiko kely eto indray sao tsy nisy nahita fa na dia manohitra ny tenin'Atra foana niaraka tamin'ireo tsy mpino aza ika dia mizara aminareo koa izy fa betsaka mihitsy no sitrana
64. niryna
(
02/04/2010 17:59)
bor2lais:=D> :-* =D> dia aleo indray aloha averiko kely koa ny tenin'i bor2 sao misy mamadika sujet indray eto toy ny efa mahazatra ny hafa
Toa mitady hivilana ange izany resaka izany e :
"fitsaboana miharo fivavahana" no resahina eto fa tsy hoe "fitsaboana tsy mila fivavahana" na hoe "fivavahana tsy mila fitsaboana" !
Izay aloha ny fandraisako azy hatreto ! :D
65. niryna
(
02/04/2010 18:01)
xxx:misaotra betsaka e,eto ihany aho ka .izao mizara ny fahasoavana nomen'Atra ahy izao indray aho e :D
Ka na ilay namorona lohahevitra aza angamba mety nodidina ihany fa toa tsy hita intsony efa ho herinandro zay? mirary fahasalamana Niryna a! :-*
66. ikaretsaka
(
02/04/2010 18:19)
niryna:
:-* :-*
betsaka mihitsy
aleo aloha averiko kely eto indray sao tsy nisy nahita fa na dia manohitra ny tenin'Atra foana niaraka tamin'ireo tsy mpino aza ika dia mizara aminareo koa izy fa betsaka mihitsy no sitrana
Tsy haiko hoe ny mason'inon'i niryna sy atin'inon'i niryna no mamaky sy misaina ary mandinika ny voalaza ato ...
Mbola tsy mety azonao foana na impiry naveriko foana aza hoe
1)tsy Atra sy ny teniny no toheriko fa ny fombanareo mizahozahomilaza mampita azy nefa mivoana tanteraka ,
2)tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra sy fomba aminao sy manohitra anao ny olona de hoe manohitra an'atra satria TSY ianao Andriamanitra fa zanany aby isika ary mampita hevitra aby
mazava sy azon'i niryna ve io sa odiana fanina indray dia averina afaka 2 volana?:wink:
67. rakapy
(
03/04/2010 07:41)
Hoy Niryna
Ny ahy A/tra manana ny hasiny fa tsy A/tra tracte sy propagandy.Sady tsy asesika no tsy vokisana no tsy zarazaraina toy ny adala tompo ihany koa.
Ny anay dia rehefa te ahafantatra azy ianao dia manaontona ary manotany.
Mila fiheritreretana sy fitoniana fa tsy tsimponina ary atao copy/paste Satria masna ka tsy zimbazimbaina fahatany.
tsy ho voatery ka,arakarany sy ny zavatra hinoany io ry rakapy a.
hianao izao tsy mino an'ilay kristy resahana eto foana dia mba afaka mizara zavatra hafa koa hianao
Ny ahy A/tra manana ny hasiny fa tsy A/tra tracte sy propagandy.Sady tsy asesika no tsy vokisana no tsy zarazaraina toy ny adala tompo ihany koa.
Ny anay dia rehefa te ahafantatra azy ianao dia manaontona ary manotany.
Mila fiheritreretana sy fitoniana fa tsy tsimponina ary atao copy/paste Satria masna ka tsy zimbazimbaina fahatany.
68. ikaretsaka
(
03/04/2010 13:18)
izay anie no ilazako hoe na ny torian'ireo sy ny ataony copy paste ve moa tena fantany sy asiany hajany?
69. niryna
(
06/04/2010 19:45)
ikaretsaka:
ny tiana hahatongavana rabord de hoe tsy voatery hifangaro (miharo hoy ianao.). foana ny raha 2 vao mety miara miasa sy heo tsara ny fiaraha miasany
raha resaka sakafo dia mahazo ahafangaro fa raha resaka fivavahana izany dia tsy mahazo no tsy avelan'Atra isika anafangaro ny Atra sy ny zavatra nahariany
70. niryna
(
06/04/2010 19:49)
Raha ny fahazaoko azy izany dia hoe mety tsy hihodina ny tany na mety harary avoko ny olona na koa hoe tsy handeha @ laoniny ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy mivavaka 1 andro, 1 volana sns ny mpino???
rijadolly:ekena tanteraka izany
Azonao tsara, raha mbola misy oloNY eto dia tsy ho ravana ny tanana.
=D> =D> ^:^
71. niryna
(
06/04/2010 20:00)
Ratoa:io koa dia ohatra iray ilazana fa hoe mifameno ilay izy ,misaotra Ratoa
Amiko aloha dia samy mahavonjy na ny fahaizan-dradoko na ny finoana. Saingy raha tsy ampiana izy ireo tsy mandaitra.
1) ampiana radoko sy ny fahaizany: mampiasa ny fanafody ny marary ary mihezaka ara-tsaina sy ara-batana: tena miady amin'ny aretina. Ohatra tsy mivareraka eo ampandriana raha mbola afaka mitsangana sy manao zavatra. Tena tian'ny dokotera ohatra ny marary mamaky boky na manao tao-zavatra na dia mandry am-pandriana na any amin'ny hopitaly aza.
mino izany koa aho ,misy koa aza miteny fa ny fahotana no manasaraka antsika amin'Atra. Fa tsy hoe akory hoe izay marary rehetra dia noho ny fahotany,mety misy tafiditra ao ilay izy saingy rehefa mivavaka isika ka mangataka ny ho diovin'Atra dia ho dioviny tokoa
2) ampiana ny finoana: manadio tena aloha ny olombelona vao mivavaka: efa ady amin'ny aretina izany. Raha mivavaka dia manao izany amin'ny fo satria ny Ray sy ny Zanaky dia mamaly vavaka "franc sy sincère" . Tsy mivareraka eo ampandriana rha mivavaka ny olona fa mihezaka, efa manmpy ny fo sy atidoha mba hiezaka izay.
dia misy koa eo am-pandriany izy no miteny ny havany hoe mba hivavao ny dadako ,dia mivavaka ho azy koa ny mpino ka mino tanteraka aho fa mihaino vavaka Atra ary tsy amela azy ho irery,sitrana izy dia vao maika mitombo ny finoan'ny fianakaviana,tsy sitrana izy dia efa nomen'Atra fihononana mialoha ny fianakaviana
Ary ireo maty ve tsy nivavaka , hoy ny fanontanian'i miranirina. Mivavaka izy ka (ireo mpino aloha no lazaiko) saingy efa tonga ny androny fa tsy tsapany. Misy anefa mahatsapa fa tonga ny fotoana dia efa miomana ny ho faty. Dia mivavaka miatrika ny fahafatesana.
72. ikaretsaka
(
06/04/2010 23:15)
niryna:
ny tiana hahatongavana rabord de hoe tsy voatery hifangaro (miharo hoy ianao.). foana ny raha 2 vao mety miara miasa sy heo tsara ny fiaraha miasany
raha resaka sakafo dia mahazo ahafangaro fa raha resaka fivavahana izany dia tsy mahazo no tsy avelan'Atra isika anafangaro ny Atra sy ny zavatra nahariany
diso kely ianao .. navelany ifangaro tokoa .. fa tsy voatery hifangaro, eo @ io resaka "fangaro io: no miditra be ilay fampiasan-draolombelona talenta sy saina sns..fa tsy misalaka tanana sy manonofy misavoana fotsiny
73. niryna
(
07/04/2010 04:59)
ravonjison:
....Ny sitrana amiko dia fiverenana @ laony tanteraka. Fa tsy ilay avy nitabataba sy nihorakoraka avy ao ampiangonana iny, dia somary nahazo aina kely.
Afaka roa andro anefa dia niverina tao ampandriana indray.
:D mapime ahy ilay fiteninao azy
iza no nitabataba,sitrano kosa izy tsy nila nankany amin'ny radoko
izaho izao tsy mihinana fanafody andoha izany fa mivavaka fotsiny dia efa sitrana aleloia aleloia ^:^ ^:^
vaovao mahafaly izany ve tsy zaraiko an'i ravo ,ataovy ny andrana fa izay mino no anehoany ny asa mahagaga
dia mbola ampiko kely ihany koa ho an'ny ray aman-dreny manan-janaka fa rehefa anao fanadianana ny zanakao dia asio mivavaka izy,mianatra izy fa tsy hoe mipetraka fotsiny eo kosa aloha fa mangataka amin'Atra ihany koa mba anampy azy izy.Molba hijoroko vavolombelona ihany koa izany amin'ny fianarana rehetra vitako,ny zanako vao nataoko izany androany ,manampy ary manala ilay tebiteby ihany koa
ataovy ny andrana ravo a
74. niryna
(
07/04/2010 05:06)
rakapy:ka raha ny biby indray dia efa voasoratra fa tsy mba misy mpiahy ireny na manana trano hipetrahana kanefa ny ray any an-danitra no miahy azy,raha ny olona indray ,raha mbola tsy tonga ny fotoanany dia tsy hino izy fa rehefa voaantso kosa izy dia mizara ka
Anampiako ny tenin' i Ravonjison: Tsy ny biby ihany no tsy mino na tsy mivavaka fa misy olombelona maro koa tsy mivavaka sy tsy mino nefa maro no sitrana rehefa tsaboin'i Radoko .
Aiza izany ilay hoe" IZAHAY DOKOTERA MITSABO FA I JESOA MANASITRANA"?
dia izay voalazanao izay izy ,ny dokotera nomen'Atra fahaizana amam-pahalalana fa ny mpanasitrana dia ilay lehiben'ny dokotera dia i kristy.Ho an'ny kristiana rehetra manerantany io ary nasehony ny tsy mpino rehetra ihany koa ka niverina taminy ireo nahita ny fahagagana :ny moana,ny jamba,ny malemy ,ny olona nandeha ra nandritra ny roambin'ny folo taona,ny maty dia velona indray,ny feno fanahy ratsy,ny rano nivadika ho divay ,santionany fotsiny ireo ary mbola mampiseho izany ny olona izy hatramin'izao,izaho no isany iray ihany koa ka mahasahy mijoro vavolombelona eto .
75. niryna
(
07/04/2010 05:18)
rakapy:
Raha hiverenana ny lohateny dia ny hoe fitsabona sy fivavahana.
dia tohizako ihany koa hoe ny fahasoavana nasehon'Atra ahy tsy nila fanafody.Tsy nila fandidiana fa sitrana noho ny finoako.
Izany akory hoy aho tsy midika fa tsy ihinana fanafody aho rehefa asiany mihinana,satria izy ireo no nomen'Atra hitsabo ary izy no manasitrana araka izay tiany sitraniny ihany koa.Tsy ho takatr'i rakapy velively izay fifaliana izany na aniry nify aza ny akoho satria fizarana no omeko eto fa tsy hoe tsy mila dokotera izahay na aza mankany amin'ny dokotera hiaranareo ry kristiana isany
ravonjison:
Ay ay ay ay , tena tsy ho takatr' i Rakapy velively hono na haniry nify aza ny akoho.
Tokony ho valiana izany kle ...
:D ka marina izany ka ,na inona resahina mikasika ny fivavahana dia manohitra foana izy sy ika sy ny namana izay tsy mino ,Atra irery no afaka manova ny fon'izy ireo fa tsy izaho ka na aniry nify aza ny akoho dia tsy afaka ary tsy anova ny fon-dry zareo aho ,tena marina anie izany e :D rakapy aza mivandravandra manohitra fivavahana fa ika sady maka vers ligne havia sy havanana ,tazomina ny atsy tsy foy ny ery.io no mampalehelo indrindra eto ary tsy vitan'izay fa sady blasphemy no fornicator no carnal ,ooops maty eto aho.Soa ihany fa be fitiavana Atra ka na dia tsy mino sy manohitra ny mpitory foana aza izy dia mbola tiany foana fa ny fony no hiandrasany hiova tanteraka ,izany moa ry ika o :D
76. ravonjison
(
07/04/2010 08:14)
niryna:
ravonjison:
....Ny sitrana amiko dia fiverenana @ laony tanteraka. Fa tsy ilay avy nitabataba sy nihorakoraka avy ao ampiangonana iny, dia somary nahazo aina kely.
Afaka roa andro anefa dia niverina tao ampandriana indray.
:D mapime ahy ilay fiteninao azy
iza no nitabataba,sitrano kosa izy tsy nila nankany amin\'ny radoko
izaho izao tsy mihinana fanafody andoha izany fa mivavaka fotsiny dia efa sitrana aleloia aleloia ^:^ ^:^
vaovao mahafaly izany ve tsy zaraiko an\'i ravo ,ataovy ny andrana fa izay mino no anehoany ny asa mahagaga
dia mbola ampiko kely ihany koa ho an\'ny ray aman-dreny manan-janaka fa rehefa anao fanadianana ny zanakao dia asio mivavaka izy,mianatra izy fa tsy hoe mipetraka fotsiny eo kosa aloha fa mangataka amin\'Atra ihany koa mba anampy azy izy.Molba hijoroko vavolombelona ihany koa izany amin\'ny fianarana rehetra vitako,ny zanako vao nataoko izany androany ,manampy ary manala ilay tebiteby ihany koa
ataovy ny andrana ravo a
Efa be dia be ihany izay andrana hitako sy nataoko izay , ireto avy ny sasany :
1- iray volana lasa izay somary nararirary ny lohako. Dia nitsangana aho, nalefako ny hira dia nanao exercice tsotsotra teo aho, dia namerina fandihihzana. Afaka ilay izy avy eo. Tsy nila nivavaka akory, ary tsy nila fanafody koa.
2- herinandro lasa izay, feno parasy ilay alika iray izay. Tena nijaly sy efa saika lasa adala mihitsy satria , nangidihidy, nihotra foana dia narary ny hodiny ny ny volony. Nasiana fanafody iray tsotra izay, dia afaka tanteraka. Tsy nila fivavahana.
3- efa folo taona lasa izay, nisy olona voan\'ny cancer- ny ra tatý. Mpanao polotika izy io ka natao daholo izay mety ho possible rehetra. Nivavaka foana ireo fianakaviany isan\' andro, isak\' herinandro. Notsaboina t@ hopitaly tena tsara indrindra, nahitana \" donneur de sang \" tany Etats-Enis tany, fa maty ihany ny niafarany, tsy voavonjy.
4- nisy vehivavy iray izay tatý, 54 ans. Nisy olana tao @ taovampananahany = uterus, dia tsy maintsy natao operation. Vao naheono izy hoe ho esorina ny taovampananahany dia nilatsaka ambany dia ambany ny morale. Dia notrotroina ambavaka foana izy , izy koa mba nivavaka : talohan\' operation, nadritra, ary taoriana. @ izao fotoana izao dia sitrana soa amntsara izy, mandeha ara-dalána ny fiainany.
.......
77. niryna
(
07/04/2010 15:13)
soanja:
ravonjison:hoy ny tenin'ny tompo manao hoe mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana ...ny dikany tsy misy aretina faritina hoe ity hivavahako ,ity tsy hivavahako,na inona io na inona ary tsy aretina ihany fa ny olana rehetra amin'ny fiainana (all)
Tokony ho faritana aloha izany ilay atao hoe aretina , dia avy eo milaza hoe aretina inona ilay izy ? . Izay vao afaka milaza hoe : @ itý aretina itý azo ampiasaina ny placebo effect , @ itý kosa dia fandaniana andro ny fanaovana izany:
marina izany ka ,raha marary ve ilay olona izy ary efa mijaly dia mbola ho tezerana sy kitakitaina atao tsinontsinona? ny tambitamby sy ny fahalalany fa mikarakara azy isika dia efa zava-dehibe manome herisaina azy tokoa. Raha resaka finoana indray dia efa teny nomen'ny tompo koa io ka hoe minoa dia ho vonjena,mety tsy ho sitrana ny aretiny fa rehefa manana finoana ilay Atra mpamonjy izy dia efa hiandry ampiadanana ny fanahiny rehefa miala ety izy.Ho an'ny kristiana rehetra io
- misy ny aretina , ny fampiakarana ny moralin\' ilay marary sy ny finoany dia manampy
izany ve,mety tsy itantsika ny fiasan'Atra amin'ny zavatra kely,na ny rivotra hiainantsika aza dia avy any aminy kanefa isika tsy iteny izany isan'andro satria toa efa ita foana ilay izy ka.Matetika goavana ny aretina no asehon'Atra antsika ilay fahagagana omeny antsika dia eo isika vao misaotraotra fa ny ahy kosa fantatro fa hatramin'ny zavatra bitika kely amin'ny fiainako dia avy amin'Atra daholo ary nataony daholo ireo olana sy aretina rehetra andalo eto amiko mba anovainy ahy ho tia azy be be kokoa sy ahafahako miaina ara-panahy ka afaka izara izany fahasoavana voatsampan'ny tanako izany ho an'ny rehetra.
- misy kosa aretina, tena tsy misy ilana finoana izany ao , fa sitrana foana ilay marary.
raha aty aminay no mitsabotsabo tsy manana licence na tsy vita akory ny fianarana no mitsabotsabo ka tratra dia sady andoa vola be no higadra ary izay fahaizana kely noratovany dia hiendaka aminy ary dia hiverina hianatra indray izy
Eo indrindra ilay olana satria ny olona sasany dia milaza fa mahay mitsabo, matetika anefa placebo effect no ampiasainy. Izy anefa tsy manavaka ilay aretina araka ilay voalazako etsy ambony, ka matetika zava-doza no vokany avy eo.
Atra dia sady manasitra ny aretintsika,manasitrana ny fahotantsika,mamela ny fahotantsika,manala ny olana mianjady amintsika sady manasitrana izy no manampy.
Tokony havahana koa ny ato hoe manasitrana , sy ny ato hoe manampy fotsiny.
Misy koa olona natokana hihaino ny marary fotsiny ary dia manampy azy be dia be tokoa ny fizarany ilay olona
Ny fahitako azy aloha dia io placebo effect io no ampisain'ny mpivavaka rehefa mitsabo tena izy. Mino avy hatrany fa ho sitrana.
Saingy ny tokony ho fantantsika amin'ny fiainan'ny mpino dia hoe tsy izay tadiavintsika koa anie no tanteraka e! Ny fandaharan'Andriamanitra tsy eo ampelatanantsika akory! Amiko raha voan'ny cancer aho 12 taona lasa izay dia napetrako tamin'Andriamanitra ny fiainako tamin'ny rehetra rehetra hoe izay fanirianao dia ho ekeko! Mitsabo tena aho satria izay no maha-olombelona, ka andraikitro tokoa no manantanteraka izany ary ny ankoatr'izay dia Azy Andriamanitra.
Tsy ndeha aho hitompo teny fatratra tokoa aho nony sitrana hoe sitrana aho nony sitrana fa aoka ny zava-drehetra dia natao hanoro fahendrena ho ahy! Tamin'ny fotoana nitsaboana ahy ny cancer nahazo ahy dia nihaona tamin'olona be dia be aho ary ireo dia heveriko fa anjely tokoa raha ny eto an-tany. Isaorako Andriamanitra tamin'izay lalana nalehako rehetra!
78. niryna
(
07/04/2010 15:43)
ikaretsaka::-* :-*
betsaka mihitsy
niryna:
aleo aloha averiko kely eto indray sao tsy nisy nahita fa na dia manohitra ny tenin'Atra foana niaraka tamin'ireo tsy mpino aza ika dia mizara aminareo koa izy fa betsaka mihitsy no sitrana
ikaretsaka:ny fomba famaly sy fiteny dia efa manambara mibaribary ka,masoka sa aty hmm !
Tsy haiko hoe ny mason'inon'i niryna sy atin'inon'i niryna no mamaky sy misaina ary mandinika ny voalaza ato ...
fomba fitsaranao izany ka .afaka mitsara sy miteny izay tianao tenenina koa hianao, safidy io rahavako,tsy anaraka hianao ,anao io hi,hi anaraka hianao ,iza no ahazo tombotsoa? ny ahy efa nozaraiko maimaimpoana ary tsy andany andro ny mpanohitra azy eo foana aho ka,mety tsy mamaly ny hafatrao aho marina izany satria rehefa tsy ahitan'ny rehetra tombotsoa dia aleo tsy valiana toy izay miteniteny foana eo ka.
Mbola tsy mety azonao foana na impiry naveriko foana aza hoe
1)tsy Atra sy ny teniny no toheriko ,
fanoherana lava no omenao ka aleo Atra no amaly azy ao am-ponao fa tsy izaho velively ry ika a
hay va re e,mivoana tanteraka ka omeo teny mamy tsy mivoana ary izahay e,mizahozaho e, ny zanak'Atra dia mila manetritena ka,mianatra angamba isika fa izay no tadiaviny amintsika rehetra
fa ny fombanareo mizahozahomilaza mampita azy nefa mivoana tanteraka
hay va re e, na ilay ATra torianay no tsy zakan'ny vavoninao kanefa hianao milaza fa JESUIST (THE SOCIETY OF JESUS) kanefa tsy mbola nahitana endrika mikasika izany hianao hatramin'izao,eny e, hianao sy ATra no mahalala raha mitory ny tenin'Atra hianao eto na manenjika ireo rehetra nitory ny teniNy diniho kely ary ny hevitrao rehetra
ita kou,tsy izaho no toherinao fa ilay Atra toriko eto foana,na hianareo miaraka amiko hoy ny Tomponay na hianareo manohitra ahy,ka izay teny mikasina an'ATra dia toherinao dia iza izany no miaraka aminao ,diniho kely anie hoy ravo izay e
2)tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra sy fomba aminao sy manohitra anao ny olona de hoe manohitra an'atra satria TSY ianao Andriamanitra fa zanany aby isika ary mampita hevitra aby
eny tsy Atra tokoa aho fa nomeny hery izay rehetra mino azy ka na mino hianao na tsy mino tsy afaka anala ny finoako Azy ato anatiko velively hianao na dia betsaka aza izay tenin'Atra toherinao izay.
mazava sy azon'i niryna ve io sa odiana fanina indray dia averina afaka 2 volana?:wink:mazava be toy ny fitiavan'Atra ahy ny teny omenao ny olona eto ka mahatonga sahy mijoro sy tsy matahotra anohitra anao foana.fa ahoana,fampianaran-diso no omenao ary dia sahy mijoro milaza ny hevitro,tsy ho voatery anaraka anefa hianao fa dia tohizo foana ny fanoherana an'Atra satria fantany avokoa na ny backslider na blasphemy na fornicator na carnal.Asio fiheverana ry toi fa mbola tsy tara ny antso a
" mino hianao fa hoe afaka alaina baraka ny asan'ny devoly? " alaina baraka satria manova ny tenin'Atra ka rehefa ambodia no mitafy akanjona zanak'ondry dia azo alaina baraka ho fantatry ny tsy mahalala " toy izany koa isika,tsy azo omena ny kisoa ny vatosoa fa sao mirongatra izy ka miverina manaikitra.Raha mangetaheta ny tenin'Atra hianao dia omena anao izany raha manohitra kosa hianao dia arahina amin'ny adalany ny adala,teny ao amin'ny boky volamena koa izany.Toa teny mahitsy ,toa mandratra ilay izy efa niainako izany fa izy no ahazo tombotsoa,izaho niaina tao anatiny ka dia zaraiko aminao ihany koa .
:-$ :-$ =)) enga anie ka mba hiova ny fonao fa miandry anao Atra,tadidio fa tsy nisy mafy toy i saoly fa rehefa niova fo izy dia lasa dia novain'Atra hatramin'ny anarany ho Paoly ary nataon'ireo mpitoriteny rehetra fanoharana,enga anie ka ho toy izany koa isika rehetra izay tsy mitsahatra manohitra ny tenin'Atra lava eto.
Miteny hianao fa tsy ny Atra no teherinao fa ny mpizara ny tenin'Atra ,raha izaho hianao hafafaziko fotsiny ny voa dia izay mandray tsara tsy mandray ny olona efa voafafy izy izay .ekena! :-* :-* (l) (l) :-* :-*
79. ikaretsaka
(
07/04/2010 15:44)
Na mpitsabo manana licence sy board certified sy manana award maro aza ry niryna dia anisan'ny fommba entina mitsabo koa ny "placebo effects" ary ianarana io @ resaka medecine ka..
80. ikaretsaka
(
07/04/2010 16:06)
Ka ny fomba fitorianao ilay Atra inoanao aloha ry niryna dia miainga voalohany @ fijerena ny manodidina anao aloha.. io le lazaiko foana hoe realite
Avy eo dia ny acceptance. Hoe tsy ny anao foana no marina sy asesy sy. Izingizinina fa avy @ Atra fa nen'i ika na I lefijo na rakapy na ravonji na nen'i soanja tsy izy rehefa tsy mitovy @ fijerinao! Mety signe entin'ny Tompo hitondra ny sainao hijery akaiky fomba hafa fandinika ny Tompo @ alalan'ireny ianao fa manda ohatra fa ianao no tsy manaiky...
Zahay sy ravonji sy rakapy sy I bord ary ianao izao ohatra samihafa fijery tanteraka, lefijo moa tsy mino nefa mahafantatra ny zavatra rewsahintsika donc hafa fijery saingy ao anaty sujet ihany, I rd, ry soanja sy ry rakaroka manana ny fijeriny sy ny filozofiany. Sambihafa tanteraka ireo kanefa misy hevitra mifameno rehefa takatrao ny tiana hahatongavany..
fa tsy hoe. Rehefa tsy mitovy aminao satria ianao midera tena fa olon'Atra dia manohitra an'Atra... tsy izany velively! Ny zavatra ambarany no jerena ary ny hevitra no miady fa tsy ny fo sy ny emotions.
Tsy hainao raha endrik'Atra miteny aminao ireo fa ianao no manao masobe tsy mahita...
Ataoko fa Mazava?
Avy eo dia ny acceptance. Hoe tsy ny anao foana no marina sy asesy sy. Izingizinina fa avy @ Atra fa nen'i ika na I lefijo na rakapy na ravonji na nen'i soanja tsy izy rehefa tsy mitovy @ fijerinao! Mety signe entin'ny Tompo hitondra ny sainao hijery akaiky fomba hafa fandinika ny Tompo @ alalan'ireny ianao fa manda ohatra fa ianao no tsy manaiky...
Zahay sy ravonji sy rakapy sy I bord ary ianao izao ohatra samihafa fijery tanteraka, lefijo moa tsy mino nefa mahafantatra ny zavatra rewsahintsika donc hafa fijery saingy ao anaty sujet ihany, I rd, ry soanja sy ry rakaroka manana ny fijeriny sy ny filozofiany. Sambihafa tanteraka ireo kanefa misy hevitra mifameno rehefa takatrao ny tiana hahatongavany..
fa tsy hoe. Rehefa tsy mitovy aminao satria ianao midera tena fa olon'Atra dia manohitra an'Atra... tsy izany velively! Ny zavatra ambarany no jerena ary ny hevitra no miady fa tsy ny fo sy ny emotions.
Tsy hainao raha endrik'Atra miteny aminao ireo fa ianao no manao masobe tsy mahita...
Ataoko fa Mazava?
