Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary
101. niryna
(
15/04/2010 18:33)
Hoy i Niryna
hi,hi, aleo aza atao hoe manao propangady an'ilay ANDRIAMANITRA BE FITIAVANA AHO E
aleloia
:-* :-* propangady ... ilay fitiavany dia tsy miova,anio,omaly ary ho mandrakizay
ahoana moa no ahatongavana an'ilay tenin'Atra ao am-po raha tsy mitady azy aho na hianao,na hi copy/paste araka ny eritreritrao aza rehefa tsy manana azy tsy ho tonga ao mihitsy e,soa ihany fa Atra tsara fanahy,tia antsika izy ka raha mbola vonona ny hitady azy rakapy dia malalaka ny varavarana
rakapy:
Izao ve tsy propagandy mazava be? :-D
:-D :-D
hi,hi, aleo aza atao hoe manao propangady an'ilay ANDRIAMANITRA BE FITIAVANA AHO E
aleloia
:-* :-* propangady ... ilay fitiavany dia tsy miova,anio,omaly ary ho mandrakizay
102. ikaretsaka
(
15/04/2010 22:35)
tsy propagandy fisarihana ho any @ Andriamanitra mihitsy no ataonao fa propagandy hi borner ny sain'ny olona hoe tsy maintsy ny fombanao no mety raha hahita an'Atra
nefa tsy voatery
ary io no toherinay
nefa tsy voatery
ary io no toherinay
103. niryna
(
19/04/2010 01:34)
ikaretsaka:
tsy propagandy fisarihana ho any @ Andriamanitra mihitsy no ataonao fa propagandy hi borner ny sain'ny olona hoe tsy maintsy ny fombanao no mety raha hahita an'Atra
:lol: 8) :roll:
iza ilay izahay aloha ,ha,ha,ha ,ny tenanao aloha jerena dia hoe efa mba miova ve izaho ity e,raha izay fahasoavana nomen'Atra anao nahatonga anao aty ivelany fotsiny aza dia tokony hizara izany ny olona hianao.
nefa tsy voatery
ary io no toherinay
Jereo fa raha mbola ny omaly tsy miova no lalana andehananao dia mila mandinintena amin'izay fa ampy izay ry ika a ,mandehana fahano amin'izay ny ondry fa izay no nahatonga anao aty lavitra aty ,voafitaka ny olona nandefanao raha izany sy ilay Atra noheverin'ny olona ninonao ,sorry
sister in Christ niryna - na niryna anabavinao ao amin'ny Tompo
(l) (l)
104. ikaretsaka
(
19/04/2010 21:40)
iza ilay izahay aloha
nareo ho milaza ho mpitory teny fople nefa ny raha torianareo aza tsy fantatrareo akory, ny olona hitorianareo azy tsy fantatrareo akory, ary ny fomba fitorinareo tsy fantatrareo akory
tsy ao amin'ny Tompo ianao ry niryna amiko fa miala tsiny
105. ikaretsaka
(
19/04/2010 21:44)
hodinihinaompanao bolokim-baiboly sy diska goaka io
Insanity: doing the same thing over and over again and expecting different results
--> io no ataonao ary mety anao handinin-tena
Insanity: doing the same thing over and over again and expecting different results
--> io no ataonao ary mety anao handinin-tena
106. niryna
(
22/04/2010 06:02)
ikaretsaka:
hodinihinaompanao bolokim-baiboly sy diska goaka io
Insanity: doing the same thing over and over again and expecting different results
--> io no ataonao ary mety anao handinin-tena
misy olona manomboka miakatr'afo ato izany k'ty
:roll: :roll: :cry: :cry: :cry: :cry: :
raha ny olona no miteny ny hafa hoe insanity dia izy izay ilay olona, tandremo fa ny fatra amaharanao no amaharana anao koa ra-ika o
maninona no tsy sahy natao teny gasy,sa matahotra ny hisy hitsongoloka ra ika
mbola lavitry ny afo woa ny kitay e raha izao no fandehany
ka maninona no tsy asiana akatona ny fiangonana satria mitoriteny foana,foana,mampianatra ny fahamarinana foana sa tsy zakanao ny fahamarinana ? dia mova amin'izay ary
manantena vokatsoa tokoa aho ka,ika izao efa nozaraina ny tenin'Atra ,tandremo sao milaza hoe i niryna anie ka tsy nizara tamiko e,tsy misy afabela intsony isika fa samy nomena ny tenin'Atra ka dia manantena ny fiovanao amin'izay ary Atra ok
dia izao koa,raha te hanana fiadanantsaina hianao,mianara mitia ny olona manodidina anao,aza feno fankahalana ny fo fa sady miakatra ny tension no maha antitra sy mampiketrona sy mahavoa ny heart attack (voan'ny aretim-po tampoka eo ,sanatria anie izany),tandremo,amboary amin'izay ny fo mba ho tia ny mpivavaka sy ny mpizara ny tenin'Atra ok
ika kely miova fo,ika-kelin'i Jesoa ,izany izao no mba tokony ho heno ,fiadanana tsy misy toa izany,mandihy hatramin'ny anjely any an-danitra mihitsy .
107. ikaretsaka
(
22/04/2010 19:28)
tsy miakatra afo ahako fa ianao no manao interpretation gratis foana !
Ny fiangonanareo zatra manao bolokimbaiboly ngamba izany ka io foana no averimberina.. fa tsy ilay fiangonana miara miaina amin'ny ratsambatany
ka maninona no tsy asiana akatona ny fiangonana satria mitoriteny foana,foana
Ny fiangonanareo zatra manao bolokimbaiboly ngamba izany ka io foana no averimberina.. fa tsy ilay fiangonana miara miaina amin'ny ratsambatany
108. niryna
(
10/05/2010 17:41)
ikaretsaka:izany ve ? soa kosa mba miakatra afo hianao e :D
tsy miakatra afo ahako fa ianao no manao interpretation gratis foana !
ka maninona no tsy asiana akatona ny fiangonana satria mitoriteny foana,foana
ikaretsaka:dia raha eritreretinao manao bolokimbaiboly izy ,naheno azy foana hianao ,tsy tokony hianao naheno ve no mampianatra ny tsy naheno e ? sa reraka be mijery azy ireo mizara ny tenin'Atra?
Ny fiangonanareo zatra manao bolokimbaiboly ngamba izany ka io foana no averimberina.. fa tsy ilay fiangonana miara miaina amin'ny ratsambatany
toy ireny liona ao anaty lavaka ireny ohatra,miandry ka miandry ka miandry vao tonga ilay ondrikely mibitabitaka tonga dia enjehina tsy misy indrafo oops
=)) =))
