Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary

81. niryna ( 09/04/2010 16:43)

Hoy Niryna
tsy ho voatery ka,arakarany sy ny zavatra hinoany io ry rakapy a.
hianao izao tsy mino an'ilay kristy resahana eto foana dia mba afaka mizara zavatra hafa koa hianao
rakapy:

Ny ahy A/tra manana ny hasiny fa tsy A/tra tracte sy propagandy.Sady tsy asesika no tsy vokisana no tsy zarazaraina toy ny adala tompo ihany koa.
Ny anay dia rehefa te ahafantatra azy ianao dia manaontona ary manotany.
Mila fiheritreretana sy fitoniana fa tsy tsimponina ary atao copy/paste Satria masna ka tsy zimbazimbaina fahatany.

nataoko ny tsy hime
ohatrinona hono no vola nomena anaovana propangandy ? varifitovety sa euro sa dollares ? sa pesos ? e. ndryyyy rakapy kely fahiny noentin'i dada sy neny niangona nianatra sekoly alahady dia lasa nandao ilay Atra ankehitriny ary manohitra izay mizara ny tenin'Atra hmmmm
82. ikaretsaka ( 09/04/2010 17:48)
Ianao ary no manao tracte sy propagandy eo ko
83. soanja ( 09/04/2010 22:58)
niryna:

ndryyyy rakapy kely fahiny noentin'i dada sy neny niangona nianatra sekoly alahady dia lasa nandao ilay Atra ankehitriny ary manohitra izay mizara ny tenin'Atra hmmmm

Ka raha feno fankahalana ny hafa sy fanilikilihana sy fanimbana ny hafa ve ilay Andriamanitra voizinareo eto ankehitriny dia inona no hojanonany amin'izany. Izy mahalala izay inoany sy mandaitra aminy. Misolo vava azy aho eto. Aoka izy hitsangana handa izany raha toa ka tsy izay!

84. ikaretsaka ( 09/04/2010 23:41)
Ny ahy koa aloha ry soanja de izay no nialako tany @ fiangonan'i dadabeanay.. nefa hono tokony hoe ho proud za fa zafina pastera saingy tsapako fa tsy Atra mpanilikilika sy mpanavaka ny mpi kritika ny fomba fivoizan'i dadabe Azy ilay tena Atra
Satria nanao io fikan'i niryna io lery t@ izany hoe za hono manohitra an'Atra satria. Kritikeko izay lazainy sy voiziny rehefa hitako fa mivoana sy tsy mihantra @ fiainana andavanandro... dia aleoko niala nanaraka. Ny tany. Ampianarana sy ny hitako teo andrefatrano nataondry masera t@ mpitari posy sy ry neninay... ni kritika an'io aho fa tsy tratran'ny hoe mpanohitra...dia nandalina...de tamana...
De tsiniko ve?
85. rakapy ( 10/04/2010 05:54)
Hoy i Niryna
nataoko ny tsy hime
ohatrinona hono no vola nomena anaovana propangandy ? varifitovety sa euro sa dollares ? sa pesos ? e. ndryyyy rakapy kely fahiny noentin'i dada sy neny niangona nianatra sekoly alahady dia lasa nandao ilay Atra ankehitriny ary manohitra izay mizara ny tenin'Atra hmmmm

Manan-jo ny hihomehy ianao ramatoa, fa aza mihomehy laotra sao sondrovaka!
Hoy i Soanja
Ka raha feno fankahalana ny hafa sy fanilikilihana sy fanimbana ny hafa ve ilay Andriamanitra voizinareo eto ankehitriny dia inona no hojanonany amin'izany. Izy mahalala izay inoany sy mandaitra aminy. Misolo vava azy aho eto. Aoka izy hitsangana handa izany raha toa ka tsy izay!

Misaotra anao nanazava.

Ary tsy ilay A/tra akory no feno famkahalana sy mpanilikilika fa ireo milaza fa mpanara-dia azy sasantsasany.
86. bor2lais ( 10/04/2010 12:27)
ikaretsaka:

Ny ahy koa aloha ry soanja de izay no nialako tany @ fiangonan'i dadabeanay.. nefa hono tokony hoe ho proud za fa zafina pastera saingy tsapako fa tsy Atra mpanilikilika sy mpanavaka ny mpi kritika ny fomba fivoizan'i dadabe Azy ilay tena Atra
Satria nanao io fikan'i niryna io lery t@ izany hoe za hono manohitra an'Atra satria. Kritikeko izay lazainy sy voiziny rehefa hitako fa mivoana sy tsy mihantra @ fiainana andavanandro... dia aleoko niala nanaraka. Ny tany. Ampianarana sy ny hitako teo andrefatrano nataondry masera t@ mpitari posy sy ry neninay... ni kritika an'io aho fa tsy tratran'ny hoe mpanohitra...dia nandalina...de tamana...
De tsiniko ve?

-----------
Mahaliana be ilay tantara : manazava zavatra maro miseho sy hita eto tokoa ! :D
87. soanja ( 10/04/2010 13:35)
rakapy:

Ary tsy ilay A/tra akory no feno famkahalana sy mpanilikilika fa ireo milaza fa mpanara-dia azy sasantsasany.

Namaste! Andriamanitra dia lafatra. Andriamanitra dia fitiavana. Andriamanitra no maha-antsika antsika amin'ny maha-samihafa antsika!

Ny hafa no may hanao propagandy ny Andriamanitra tiany hisy eo amintsika izay tsy Izy fa resaka fotsiny hampiadiana ny olombelona.

88. ikaretsaka ( 10/04/2010 14:55)
voalazanao ry soanja... lasa poropangady sy famerenandesona fotsiny le izy...fa na ny lesona averina aza betsaka ny tsy mahay ny tena votoatiny izay voafintinao. @ io hoe Atra dia fitiavana de izay aparitaka... io!
Fa ny an'ny sasany lasa fitadiavana kil le izy de rehefa tsy azo le kil...de hozonina sy ankahalaina sy ivavahana mihitsy Atra mba hanisy ratsy ilay kil tsy azo
89. rakapy ( 11/04/2010 14:05)
Hoy i Niryna
e. ndryyyy rakapy kely fahiny noentin'i dada sy neny niangona nianatra sekoly alahady dia lasa nandao ilay Atra ankehitriny ary manohitra izay mizara ny tenin'Atra hmmmm

Angamba diso fijery ianao raha nilaza fa nandao an'A/tra i Rakapy! :-D
Eny marina tokoa fa noentin'i dada sy neniko mba hiangona sy nianatra sekoly alahady aho fony kely. Fa tsarovy fa olombelona toy ny olombelona rehetra ihany ny ray aman-dreniko, ary tsy tonga lafatra. Ny fiangonana sy sekoly alahady no mba fantany sy noheveriny fa mahasoa, nefa dia tsy izay no tena izy. Satria ny fianarana azoko sy nianarako tao dia nahatsapako fa tsy ampy ilay boky ary maro ireo izay mandika azy @ fomba itiavany azy.
90. soanja ( 11/04/2010 15:21)

Bravo Rakapy!

91. ikaretsaka ( 11/04/2010 16:32)
Mbola lavitra ny afo ny kitay @ niryna raha mbola le heritreritra hoe "rehefa tsy manao ny fomba fataony ny olona dia manalavitra an'Atra" foana no mibahana ao an-dohany...
Izay no atao hoe bornage tanteraka sy soavalim-boatiry nahazo tapimaso..dia io aloha io ihany no hita
92. niryna ( 14/04/2010 04:37)
ikaretsaka:

Na mpitsabo manana licence sy board certified sy manana award maro aza ry niryna dia anisan'ny fommba entina mitsabo koa ny "placebo effects" ary ianarana io @ resaka medecine ka..

hanky va re e,misaotra nizara
93. niryna ( 14/04/2010 04:42)
ikaretsaka:

Ka ny fomba fitorianao ilay Atra inoanao aloha ry niryna dia miainga voalohany @ fijerena ny manodidina anao aloha.. io le lazaiko foana hoe realite
dia izay izy izany aminao dia ataovy matevitevina tsara ary ny voly sao mamafimafy foana an

Avy eo dia ny acceptance. Hoe tsy ny anao foana no marina sy asesy sy. Izingizinina fa avy @ Atra fa nen'i ika na I lefijo na rakapy na ravonji na nen'i soanja tsy izy rehefa tsy mitovy @ fijerinao! Mety signe entin'ny Tompo hitondra ny sainao hijery akaiky fomba hafa fandinika ny Tompo @ alalan'ireny ianao fa manda ohatra fa ianao no tsy manaiky...
fa maninona ra -ika no manome anaran'olona foana e,matahotra ny tsy hisy kil angaha,hi,hi,
nataoko ny tsy hiteny,mizara dia mizara ,mamafy dia mamafy fa tsy ny anaran'olona akory no ahatonga antsika ho marina na ho diso,
sa miaraka mirona ry ika....

Zahay sy ravonji sy rakapy sy I bord ary ianao izao ohatra samihafa fijery tanteraka, lefijo moa tsy mino nefa mahafantatra ny zavatra rewsahintsika donc hafa fijery saingy ao anaty sujet ihany, I rd, ry soanja sy ry rakaroka manana ny fijeriny sy ny filozofiany. Sambihafa tanteraka ireo kanefa misy hevitra mifameno rehefa takatrao ny tiana hahatongavany..
maninona daholo ary ireo anaran'olona alain'dra ika ireo ,ha,ha

fa tsy hoe. Rehefa tsy mitovy aminao satria ianao midera tena fa olon'Atra dia manohitra an'Atra... tsy izany velively! Ny zavatra ambarany no jerena ary ny hevitra no miady fa tsy ny fo sy ny emotions.
Tsy hainao raha endrik'Atra miteny aminao ireo fa ianao no manao masobe tsy mahita...
Ataoko fa Mazava?
rehefa tsy mitovy dia tsy mitovy ka,ny olombelona tsy itovy velively saingy raha samy mitovy ny finoany dia afaka mifanampy izy ka

94. niryna ( 14/04/2010 04:58)
niryna:

tsy ho voatery ka,arakarany sy ny zavatra hinoany io ry rakapy a.
hianao izao tsy mino an'ilay kristy resahana eto foana dia mba afaka mizara zavatra hafa koa hianao
rakapy:

Ny ahy A/tra manana ny hasiny fa tsy A/tra tracte sy propagandy
ha,ha,ha aleo aho aloha hihome kely

.Sady tsy asesika no tsy vokisana no tsy zarazaraina toy ny adala tompo ihany koa.
e,izany ve ,mampalahelo anie hianao ity e,

Ny anay dia rehefa te ahafantatra azy ianao dia manaontona ary manotany.
any floride hono ny masterany no hitelefonena raha hiantso azy hianao hoy ilay sinoa izay,ny anay hoy aho ny ATra miaraka aminay eo foana,tsy lavitra antsika izy fa afaka resahina sy antoina 24/24

Hay ve ny anareo azo anatonana sy afaka anontaniana e,koa naninona no mbola tsy nizaraina teto hatramin'izay fa ny an'ny hafa foana no toa diso aminareo ooops
a
Mila fiheritreretana sy fitoniana fa tsy tsimponina ary atao copy/paste Satria masna ka tsy zimbazimbaina fahatany.

ahoana moa no ahatongavana an'ilay tenin'Atra ao am-po raha tsy mitady azy aho na hianao,na hi copy/paste araka ny eritreritrao aza rehefa tsy manana azy tsy ho tonga ao mihitsy e,soa ihany fa Atra tsara fanahy,tia antsika izy ka raha mbola vonona ny hitady azy rakapy dia malalaka ny varavarana

nataoko ny tsy hime
afaka mime hianao ka, tsy ampihova ilay fitiavako an'ilay Atra akory ny fimemezanao,malahelo anao aza no ataoko
ny fahasoavana nomeny tsy voavidy vola ary izay mitady azy irery tokoa ry rakapy no ataony mahita azy a,ka aza manamafy ny fo fa fafazo tsara izay tokony hafafy ooops mba ho voninahitr'Atra mandrakariva ilay fahasoavana nomeny antsika rehetra

95. niryna ( 14/04/2010 05:24)
ikaretsaka:

Ny ahy koa aloha ry soanja de izay no nialako tany @ fiangonan'i dadabeanay.. nefa hono tokony hoe ho proud za fa zafina pastera saingy
eny tokoa woa,naninona tokoa no naningana ny zafikelin-drapasy?

96. niryna ( 14/04/2010 05:37)
ikaretsaka:

Ka ny fomba fitorianao ilay Atra inoanao aloha ry niryna dia miainga voalohany @ fijerena ny manodidina anao aloha.. io le lazaiko foana hoe realite
ka malalaka ny forum fa tsy natao an'ika irery io ka,afaka tsy mijery dia vita an
aleo aloha averimberina kely ireo anaran'olona mba ahazo kil ika fa raha tsy izay tsy mandeha ny propangadiny
ikaretsaka:

Avy eo dia ny acceptance. Hoe tsy ny anao foana no marina sy asesy sy. Izingizinina fa avy @ Atra fa nen'i ika na I lefijo na rakapy na ravonji na nen'i soanja

matahotra mafy ny tsy ahazo propangady ra ika ka ny anaran'olona no anaovany vavolombelona,ha,ha
aleo indray aloha aseho tsara ilay anarana fa sao tsy mahazo propangady ilay robot ngezabe
ikaretsaka :

Zahay sy ravonji sy rakapy
sy I bord ary ianao izao ohatra samihafa fijery tanteraka,
ny olona tsy mahatoky tena no mitady namana mba anamarinantena ry toi a,

97. rakapy ( 14/04/2010 11:28)
Hoy i Niryna
ahoana moa no ahatongavana an'ilay tenin'Atra ao am-po raha tsy mitady azy aho na hianao,na hi copy/paste araka ny eritreritrao aza rehefa tsy manana azy tsy ho tonga ao mihitsy e,soa ihany fa Atra tsara fanahy,tia antsika izy ka raha mbola vonona ny hitady azy rakapy dia malalaka ny varavarana

Izao ve tsy propagandy mazava be? :-D
:-D :-D
98. ikaretsaka ( 14/04/2010 12:40)
Mazava be fa propagandy io
Za raha miteny anaran'olona koa...ny heviny no itarihako ny sain'i niryna fa tsy hoe efa kil ko reny....
Olona 3 samy manana ny maha izy azy sy ny hevitra na I rakapy na I soanja na rabord. Ary tsy nisy nanakana azy tsy hiteny mihitsy teo hoe satria hoe rehefa mitovy hevitra de marenina.....
99. ravonjison ( 14/04/2010 13:03)

Tsy mampaninona mihitsy izany na manao propagande aza e, samy afaka maneho hevitra daholo.... Mety ireo mpivarotra bononoka ny mangahazo anefa no mety azony adalaina eo, ka eny andalam-be angamba no tsaratsara hanaovana ilay propagande.

Itý site d' inernet itý manko toa sivana ihany koa no fahitako azy. Ireo mpivarotra bononoka sy mangahazo matetika tsy tonga eto....
100. ikaretsaka ( 14/04/2010 14:10)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0722