afobe

1. xxx ( 05/03/2010 13:21)
Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hevitrareo za tsy nahavaly anio olona io :cry:
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:25
2. ikaretsaka ( 05/03/2010 14:39)
ny havako @ ity fiainana ity ve mety ho garanti fa fantatro sy tadidiko aby sy lasa havako ihany rehefa any @ le fiainana hafa mbola ho avy?
io aloha amiko no tsara valiana
3. bor2lais ( 05/03/2010 15:21)
Fanampiny mikasika io lazain'i Ika io ihany koa : toa voasoratra fa tsy misy resaka vady izany intsony any an ! :D
4. rakapy ( 05/03/2010 15:38)
Hoy i Bor2lais
toa voasoratra fa tsy misy resaka vady izany intsony any an

Eeeeeeeeee! izay no nahavoa azy Ra bor2lais :-D :-D :-D Lasa ny kil, hanao toa an'dry mopoera ve? hay! hay! hay! :-D :-D :-D
5. rakapy ( 05/03/2010 15:39)
Afobe=revy be
6. fahamarinana ( 05/03/2010 15:45)
bor2lais:

Fanampiny mikasika io lazain'i Ika io ihany koa : toa voasoratra fa tsy misy resaka vady izany intsony any an ! :D

:arrow: :-D :-D iny koa no tsy hitako sy tsy takatro ! (l)
7. rakapy ( 05/03/2010 15:46)
Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hevitrareo za tsy nahavaly anio olona io

Adrisa kosa ve vao hifanary???
8. ikaretsaka ( 05/03/2010 15:48)
Zay nge le hoe d'efa atomboy eto an-tany ny paradisa e..de au moins ianao mba nahita Avant gout any @ ze alehanao any rehefa rahatrizay miala ety
9. bor2lais ( 05/03/2010 16:38)
fahamarinana:

bor2lais:

Fanampiny mikasika io lazain'i Ika io ihany koa : toa voasoratra fa tsy misy resaka vady izany intsony any an ! :D

:arrow: :-D :-D iny koa no tsy hitako sy tsy takatro ! (l)

------------
-> elaela indray ange ise izany no tsy hita e !

Toa misy tokoa ange io lazaiko io e !
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=20&andininy=27-40&dika=

10. ikaretsaka ( 05/03/2010 17:25)
aleo rabord le miara midola mifampitosy a
11. fahamarinana ( 05/03/2010 19:11)
bor2lais:

-> elaela indray ange ise izany no tsy hita e !

Toa misy tokoa ange io lazaiko io e !
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=20&andininy=27-40&dika=

:arrow: Eto ihany bor2lais fa mamaky sy manaraka anareo monja !
Misaotra tamin'ilay rohy fa ho jereko tsara hoe ! Mirary soa ho an'ise :D :-* :-* (l)
12. ikaretsaka ( 05/03/2010 19:17)
fa ny tsy azoko @ le rohy nalefan' i Bord io de le hoe raha ampitahana @ le Razezo niova tarehy na i Lazara Boka sy le ngetroka le nihaona t@ ndry kaky Abrahama (de le hoe nifankafantatra ry zareo tany @ ze nisy azy tany hoe io i Ra elia de io Ramosesy )
13. Ratoa ( 05/03/2010 22:43)
Nisy boky vovakiako tao anatin'ny Baiboly saingy tsy tadidiko ny anarany fa rehefa tadidiko izy dia hatolotro eto.Atomotra loatra mantsy ity resaka. Fa izao no votoantiny: Nisy mpivady tsy niteraka ary maty ralhl; dia nampakarin'ny zandrin-dralhl manarakaraka azy ravhv, dia ohatra izay foana hatramin'ny zandry fahaenina. Izany hoe nanambady azy fito lahy, naty nifamdimby, rvhv. Dia nanontany ny mpianatra hoe ho vadin'iza ravhv rehefa mitsangana amin'ny maty dia hoy I Jesosy hoe: tsy fantatrareo angaha fa rava tsy misy intsony ny fanambadiana rehefa tonga any an-danitra ary ho toa ny anjely ny olom-belona, tsy misy lahiny sy vaviny.
14. ikaretsaka ( 05/03/2010 23:29)
ny fanambadiana no rava fa tsy ny fifankafantarana izany raha azoko tsara
15. fijo ( 05/03/2010 23:38)
aleo mamonjy ny havana any izanyko,sady any mafana tsara no misy afo lava hanatonoana hena
16. rijadolly ( 06/03/2010 03:39)
Ratoa http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=22&andininy=23-33&dika=
Ho an' rehetra zay mbola tsy dia nampiasa io Baiboly Malagasy io dia misy soratra hoe fizahan-teny eo @ an-kavia dia soratana eo izay teny foy tena tadidinao amin' ilay tadiavina( toko sy andininy), ary dia omeny anao afaka fotoana foy.
17. rijadolly ( 06/03/2010 04:05)
xxx1:
Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hevitrareo za tsy nahavaly anio olona io :cry:
Eny e! ety an-tany se no mahazo malaelo fa rehefa any tsy mahafantatra an'izany ranomaso izany intsony.Vitao ety an-tany ny anjara asan' se ho an' naman'se, ny havana, ny manodidina sao dia tratra n' hoe: ianao kay mahalala nefa tsy nanambara taminay izany.
18. Djhamhal ( 06/03/2010 05:29)
henoy lé hiran'i Princio we : PARADISA !

ety antany aho mbola afaka mihodinkodina kely manadala jôba
any andanitra any aho raha mikôtikôty ny zanak'anjely dia bedin'i Jakoba !

:lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D
19. soanja ( 06/03/2010 16:41)
xxx:

Fanontaniana napetrakiny ny olontsotra iray.Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa ,dia inona tokoa araka ny hevitrareo za tsy nahavaly anio olona io :cry:


Raha za no mamaly azy dia miteny hoe izay no tsy hampitombina ny afobe sy ny paradisa satria izay zavamisy any dia tsy ho voavinavinantsika ety.

Raha ny finoako dia izay vadiko aty dia inoako fa ho vadiko any ankoatra. Iray ihany tsinona izay roa. Fanahy iray ao amin' Andriamanitra. Satria sila-panahiko izy.

Misy an'izay hira izay hoe:

"Sambatra ny mpirahalahy no mahay mifankatia tokoa
Manana firaisana am-PANAHY ka hosoavin'Andriamanitra!"

Inona moa io fahasoavana avy amin'Andriamanitra io? Ny fiombonana ao aminy n'aiza n'aiza na ny eto na ny any. Manana anjara fitiavana amin'Andriamanitra isika tsirairay avy any ankoatra. Tsy misy tahotra ary tsy hisy ny oloolona.

20. ikaretsaka ( 06/03/2010 16:48)
izay zany le hoe "any mihaona e" :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.325