afobe

21. Ratoa ( 06/03/2010 21:26)
izay zany le hoe "any mihaona e"
"any an-hoatra tontosaina" ka!!!
22. ikaretsaka ( 06/03/2010 22:40)
De hisalaka tanana eo foysiny izany fa tsy hamita izay tokony hovitaina?
23. fijo ( 06/03/2010 22:45)
Raha za no mamaly azy dia miteny hoe izay no tsy hampitombina ny afobe sy ny paradisa satria izay zavamisy any dia tsy ho voavinavinantsika ety. "

mitovy fomba fijery amiko i soanja eto
24. ikaretsaka ( 06/03/2010 23:17)
Ny ahy indray de hoe au lieu de mamisavisa...sy laozana misalaka tanana...maninona raha tonga de atomboka eto le izy
25. ikaretsaka ( 06/03/2010 23:22)
Ny ahy indray de hoe au lieu de mamisavisa...sy laozana misalaka tanana...maninona raha tonga de atomboka eto le izy
26. rijadolly ( 07/03/2010 03:45)
Mitovy hevitra amin' ika za ra ohatra tsy ilay lohateny , ihihihihihihihi!
27. rijadolly ( 07/03/2010 03:55)
tairo tarito eto amin' serasera ry ika a!
28. fijo ( 07/03/2010 22:37)
ka ny olana anie ,dia maro ny "mpino" no manantena hoe rehefa miampita ary ambadika ,vao hitady izany e.
29. ikaretsaka ( 08/03/2010 02:31)
Rija> tsy mpampirevy mparadisa no ataon-draika eto @ sera fa mizara sy manaitra ny fahitan'ny sasany le lasan-drevirevy fotsiny
30. fijo ( 10/03/2010 21:30)
mifohaza ry mpirevy izany e
31. rakapy ( 11/03/2010 14:34)
Hoy Ikaretsaka
Ny ahy indray de hoe au lieu de mamisavisa...sy laozana misalaka tanana...maninona raha tonga de atomboka eto le izy

Hoy i Rjadoly
Mitovy hevitra amin' ika za ra ohatra tsy ilay lohateny , ihihihihihihihi

Hoy i Rijadoly
tairo tarito eto amin' serasera ry ika a!

Ilay izy koa anie tsy voatery hitaritana olona toy ny fanaon'ny fiangonana rehetra e! na dia ianao irery aza ka mahita fahasambarana dia efa paradisa izay.
32. bor2lais ( 11/03/2010 15:53)
Hitsimpona kely aloha !

Fanontaniana ery ambony ery :
"Inona no ataonao any @paradisa raha lasa any @afobe avokoa ny namanao na ny fianakavianao.Fa ianao irery ny lasa any @paradisa"

Voalaza ery ambony ery :
"Afobe=revy be"

Voalaza etsy ambony :
"Ilay izy koa anie tsy voatery hitaritana olona ... e! na dia ianao irery aza ka mahita fahasambarana dia efa paradisa izay."
------------

Izany hoe raha mahita fahasambarana ao amin'ny afobe (=revy be) dia efa paradisa izay ! :D
33. rakapy ( 11/03/2010 15:57)
Izany hoe raha mahita fahasambarana ao amin'ny afobe (=revy be) dia efa paradisa izay !

Izay mihintsy! Na any am-paradisa ianao nefa tsy mahita fahasambarana dia tsy misy dikany ilay paradisa.
34. bor2lais ( 11/03/2010 16:05)
Fa angaha tsy fahasambarana indray ilay any am-paradisa ? :D
35. rakapy ( 11/03/2010 16:28)
Fa angaha tsy fahasambarana indray ilay any am-paradisa

Tokony ho fahasambarana no hiainana any nefa jereo moa ry losifera toa tsy nahita fahasambarana tany dia nisitaka.
36. ikaretsaka ( 11/03/2010 21:50)
ataovy mazava klle! :-D :-D
37. fijo ( 11/03/2010 22:45)
raha raisiko aminn'y finoana silamo indray dia izao.
ny silamo mino,fa ny olona mankany paradisa,dia mahazo virja miaraka aminy,raha nanao jihad dia toa 7 ny isann'y virja azo.

izany hoe any amin'ny paradisa mahazo virja,any aminn'y afobe be revy tsy mety lany,ka antsika ny safidy zalahy sy zavavy e;samy milay ireo
38. bor2lais ( 12/03/2010 13:14)
ikaretsaka:

ny havako @ ity fiainana ity ve mety ho garanti fa fantatro sy tadidiko aby sy lasa havako ihany rehefa any @ le fiainana hafa mbola ho avy?
io aloha amiko no tsara valiana

--------------
Raha ilay tantaran'i Lazarosy sy ilay "mpanankarena" atsy ambadika atsy aloha no dinihina dia : toa ilay "mpanankarena" ihany no toa (lasa) nahatadidy an'i Lazarosy fa ny mifamadika amin'izay dia toa tsy "sûr" an ! :D
39. fijo ( 12/03/2010 23:30)
izay koa ve?
40. ikaretsaka ( 13/03/2010 04:15)
Rabord> ka io tantara io ange efa hoe fictif hoa e. fa-no-ha-rana..zavatra tsy nitranga io

fa ny mba plus credible dia zavatra nitranga... t@ Jesoa niova tarehy ohatra... toa nifankahalala aby ny maty sy ny velona...
na ry DaPiera sy ny namany tsy kopy aza nahalala hoe itsy Ramosesy de itsy RaElia dia itsy Razezo...
sy ny fibebahan-drapaoly koa ohatra.. tsy i Jesoa ihany no kopy fa samy kopy izy mirahalahy mianaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501