Ny Fanahy Masina: Izy no hampianatra anareo
1. niryna
(
03/03/2010 08:58)
Hoy ny Tompo:ny Fanahy Masina,ny Mpananatra ,izay irahin'ny Ray amin'ny anarako,Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra,sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko anareo -Fiadanana no avelako ho anareo ,ny fiadanako no omeko anareo Jaona 14: 26-27
Ny Fanahy Masina izany dia miaraka amintsika:manana toetra toy ny olona izy( The Holy Spirit will be your personal Teacher) ary miresaka amintsika ihany koa amin'ny fomba maro.Mety ho zavatra kely ilay izy kanefa dia maheno feo tanteraka isika.
Isika dia olombelona noharian'Atra fa tsy fanahy velively( we are human not spirit ) raha fanahy isika dia efa tsy nisy nahita .Ny fanahy no mitoetra ao anatintsika ka araka izay fanahy misy sy inoantsika no itoetra ao.Anjarantsika izany no mangataka amin'Atra mba omeny ny fanahiNy dia ny Fanahy masina izany.Tsy tongatonga foana izy raha tsy mino an'ilay naniraka azy dia i kristy izany.... Izaho angataka ny Fanahy Masina amin'ny Ray ho anareo ....
Ny Fanahy Masina no mampianatra antsika -Mpampianatra-Mpananatra
"Raha misy olona ta hanao ny sitrapoNy ,dia hahalala ny amin'ny fampianarana izy ;na avy amin'Andriamanitra izany na miteny ho Ahy Aho hoy ny Tompo "
Ny Baiboly no dia tenin'ATra : ny Fanahy Masina dia manaja ny tenin'Atra ary mampianatra antsika ahafantatra ny tenin'Atra
Ny Tenin'Atra dia fitaovana ampiasaintsika, mampianatra antsika hanana finoana an'Atra ary fitaovana ampiasaina amin'ny fiainana andavan'andro ampiharana ny finoantsika,eny raha na tonga ao anatintsika fotsiny aza ilay fisalasalana ny fisian'Atra na ny tsy finoana ny teny izay nomeny dia afaka mandroaka izany amin'ny alalan'ilay tenin'Atra isika satria hoy ny tompo hoe fiadanana no omeko anareo- kristy no nangataka ny Rainy andefa ny Mpampianatra,ny Mpananatra ( The Holy Spirit is our Teacher,our Counselor) ho antsika mpino rehetra
Avelao ny Fanahin'Atra hitarika antsika amin'ny fifandraisantsika amin'ilay Andriamanitra nahary izao tontolo izao,izay afaka manova ny zavatra rehetra mihoatra ny zavatra angatahintsika( Let the Spirit of God lead you into an intimate relatonship with the God of the universe" who is able to do immeasurably more than all we ask or imagine,according to his power that is at work within us
Efe 3:20 Ary ho an' Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra,eny ,mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverantsika aza,araka ny hery izay miasa ato amintsika...Ho Azy Irery anie ny voninahitra ankehitriny ary mandrakizay. Amena !
(l) niryna

novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:13
2. bor2lais
(
03/03/2010 11:02)
niryna > Misaotra amin'ny fizarana !
Te-hanampy kely fotsiny mikasika io Jaona 14 : 26- 27 ambaranao io.
Araka ny fahazoako azy dia ny Fanahy Masina no mampatsiahy, mananatra, manoro antsika ny làlana aleha manara-dia an'i Jesoa. I Jesoa eo aloha kosa no mitari-dàlana antsika mankany amin'ny Ray. Ny Ray izay naniraka io Fanahy Masina io aty amintsika.
Fehiny : io Fanahy Masina io no toa mampiditra sy mitazona antsika ho ao anatin'ilay Trinité !
Ray -> Fanahy Masina -> Kristiana -> Jesoa -> Ray :D
Fomba fijeriko ihany anefa io an !

3. ikaretsaka
(
03/03/2010 12:29)
Hay moa nareo lasa mino ny trinity tampoka nefa tsy biblika mihitsy ny 3 zay 1 fa entite 3 samihafa no ilazan'ny baiboly an'io, ny teny hoe trinity aza tsy mi existe ao da doctrinen'ilay fiangonana 1 zayy no nalaina
4. bor2lais
(
03/03/2010 12:42)
ikaretsaka:
Hay moa nareo lasa mino ny trinity tampoka nefa tsy biblika mihitsy ny 3 zay 1 fa entite 3 samihafa no ilazan'ny baiboly an'io, ny teny hoe trinity aza tsy mi existe ao da doctrinen'ilay fiangonana 1 zayy no nalaina
---------
Nareo iza moa ity lazain'i Ika ity ? :D
5. ikaretsaka
(
03/03/2010 12:58)
Nareo izay nisintaka ka nanorina kely enyrehetra eny e. Toa anisan'ny antony nampisy schism nisintahanareo koa moa io ( tsy ekenareo ohatra ny apocryphes an'ny "comma Johannum" ry st Augustin sns... nefa ireny no nanazava netsaka momban reo.....
Asa fa remark ny ahyle rehefa vo maraina mamakivaky bokina tantara sy theology ireny de mba lasalasa eritreritra hoe ahoana mihitsy axa reto olona hafa ireto?

6. bor2lais
(
03/03/2010 13:59)
Hay ve : fantatrao amin'izay izany fa misy (ary tsy vitsy) amin'izy ireny no mino an'Andriamanitra 3 izay 1 (Ray, Zanaka ary Fanahy masina).
Izay ange no isan'ny mahatsara itony serasera itony e ! :D

7. ikaretsaka
(
03/03/2010 14:40)
nen reny ange heo baiboly de ampy e.. nefa tsy ao anaty baiboly mihitsy no niteny hoe Atra Ray ihany no Atra Fanahy Masina de i Jesoa ihany no lasa Atra Ray..
fa mitokana telo mazava tsara ireo ao na miaramiasa aza
any @ De trinitae an'i St Augustin, sy ny Summa theologica an-dry St Thomas d'Aquin sns... (izay tsy inoan'ny prot sy ny mpanao hoe baiboly ihany de ampy) vao nandeha ny hoe i Anona ihany kay no anona!
De mahagaga le izy fa doctrine lavinareo ..... de inoanareo!

8. Mandefitra
(
04/03/2010 05:13)
Zay nolavina tonton Ika de zay tsy mifanaraka @ Soratra Masina ihany a.
http://www.egliselutherienne.org/bibliotheque/CA/AC2iemePartie.html

9. bor2lais
(
04/03/2010 14:05)
ikaretsaka:
nen reny ange heo baiboly de ampy e.. nefa tsy ao anaty baiboly mihitsy no niteny hoe Atra Ray ihany no Atra Fanahy Masina de i Jesoa ihany no lasa Atra Ray..
fa mitokana telo mazava tsara ireo ao na miaramiasa aza
-----
Ka io "mitokana telo mazava tsara nefa miaramiasa" io ny ahy no inoako fa tsy ilay an'i Ika hoe "Atra Ray ihany no Atra Fanahy Masina de i Jesoa ihany no lasa Atra Ray" an !
Izany hoe amiko tsy fusion ilay izy fa communion !
:D
10. Mirananirina
(
04/03/2010 14:21)
Ny Fanahy Masina: Izy no hampianatra anareomatoky sy mino tokoa isika fa ny fanahy masina no mitarika sy mampianatra atsika.Ary manazava ny lalantsika.
11. niryna
(
04/03/2010 18:58)
bor2lais:tsy misy fisaorana fa mahasoava aky a :D
niryna > Misaotra amin'ny fizarana !
izay mihitsy.Raha atao fitadidiana ilay izy dia hoe ccce na confirms,corrects,cleans,equips na koa hoe io Fanahy Masina izay miaraka amintsika io dia mampahatsiahy ,manitsy,manadio na manoro antsika andeha amin'ny fahamrinana ary mamatsy antsika ny tenin'Atra rehetra ka ny fananantsika izany tenin'Atra izany dia efa mahatonga antsika hiaiky ilay teny voasoratra fa marina ilay izy.Ny fanatanterahantsika sy ny fametrahantsika ilay finoana dia efa tena zava-dehibe tsy voavidy vola satria azo raisintanana fa tena miaraka amintsika Atra .Aleloia,deraina mandrakariva ny AnaraNy masina
Te-hanampy kely fotsiny mikasika io Jaona 14 : 26- 27 ambaranao io.
Araka ny fahazoako azy dia ny Fanahy Masina no mampatsiahy, mananatra, manoro antsika ny làlana aleha manara-dia an'i Jesoa. I Jesoa eo aloha kosa no mitari-dàlana antsika mankany amin'ny Ray. Ny Ray izay naniraka io Fanahy Masina io aty amintsika.
12. niryna
(
04/03/2010 19:39)
bor2lais:misaotra nizara e
Fehiny : io Fanahy Masina io no toa mampiditra sy mitazona antsika ho ao anatin'ilay Trinité !
Ray -> Fanahy Masina -> Kristiana -> Jesoa -> Ray :D
Fomba fijeriko ihany anefa io an !
:-* :-*
13. niryna
(
04/03/2010 19:48)
ikaretsaka:ha,ha, iza indray re io nareo io e !
Hay moa nareo lasa mino ny trinity tampoka nefa tsy biblika mihitsy ny 3 zay 1 fa entite 3 samihafa no ilazan'ny baiboly an'io,-
Andriananahary,masina indrindra,ny anjelinao izay mitoetra eo aminay
Mifamaly hoe e Masina indrindra ,Andriananahary Telo izay Iray
ny teny hoe trinity aza tsy mi existe ao da doctrinen'ilay fiangonana 1 zayy no nalainaAndriamanitra Ray - God the Father
Andriamanitra Zanaka - God the Son
Andriamanitra FAnahy Masina -God the Holy Ghost or Spirit
Telo izay iray
Hay moa ny an'ika mbola misy mpanelanelana an'olombelona sy ilay Kristy hono k'nou- ny azy mbola misy mediator na mpanelanelana an'ika amin'ilay kristy sy Atra hono .Aleo izy hitsangana hanazava azy tsara ,izany moa ry ika o
:D
14. niryna
(
04/03/2010 19:50)
bor2lais:
ikaretsaka:
Hay moa nareo lasa mino ny trinity tampoka nefa tsy biblika mihitsy ny 3 zay 1 fa entite 3 samihafa no ilazan'ny baiboly an'io, ny teny hoe trinity aza tsy mi existe ao da doctrinen'ilay fiangonana 1 zayy no nalaina
---------
Nareo iza moa ity lazain'i Ika ity ? :D
Izay rehetra tsy mitovy ny firafiny rehetra: na kato io na pro na sekta fa ny tsy mpino tsy izy fa tiana daholo ireny no sady tohanany tsara mihitsy ooops
15. niryna
(
04/03/2010 19:52)
bor2lais:
Hay ve : fantatrao amin'izay izany fa misy (ary tsy vitsy) amin'izy ireny no mino an'Andriamanitra 3 izay 1 (Ray, Zanaka ary Fanahy masina).
Izay ange no isan'ny mahatsara itony serasera itony e ! :D
Fantany ka toheriny fotsiny ilay izy fa hafa ny lalany,sady tsy kato no tsy pro no tsy sekta fa mino ny zavatra marobeeeeeee e
16. niryna
(
04/03/2010 19:56)
Mandefitra:
Zay nolavina tonton Ika de zay tsy mifanaraka @ Soratra Masina ihany a.
http://www.egliselutherienne.org/bibliotheque/CA/AC2iemePartie.html
hi,hi ,izay indrindra
hay ve efa voalazan'i Mandefitra ilay izy e ,avereno aty ny teniko ry ika a
ary satria maro no zavatra nandehanany sy nidirany dia lasa tsy fantany intsony izay raisiny sy arahiny fa misavoritaka be ihany
17. ikaretsaka
(
04/03/2010 21:19)
niryna, mandefitra sns...> le izy misaraka tsara ange ekena e hoe ity @ ny Ray , ity ny Zanaka Ity ny Fanahy Masina sns... fa le doctrine trinitaire LE HOE NY 1 (ny fanahy masina ohatra) IHANY NO 1 (jesoa) no lavinareo ..de gaga indray ahako eto hoe lasa toa nekenareo le izy
de azavao misimisy kokoa
de azavao misimisy kokoa
18. Mandefitra
(
05/03/2010 05:09)
Nolavina taiza ny telo zay iray?
ny hira voalohany ao @ FFPM de toy izao :
1. Andriananahary masina indrindra!
Ny anjelinao izay mitoetra Aminao.
Mifamaly hoe: Masina indrindra.
Andriananahary, Telo Izay Iray
- Ny Didy voalohany dia ny hoe : Aza manana Andriamanin-kafa fa Izaho ihany
- Ary Tomasy niteny t@ Jesosy hoe Tompoko sy Andriamanitro
- Asa 5:3 Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin'ny Fanahy Masina ka nanafina ny vola sasany vidin'ny tany?
4 Fony tsy namidy, tsy anao ihany va izy? Ary rehefa namidy, tsy anao hanaovanao izay sitraponao koa va? Nahoana no nisaina izany tao am-ponao hianao? Tsy nandainga tamin'olona hianao, fa tamin'Andriamanitra.
Ka aza ahodikodina ny sain'ny mpino .. fa zay nolavina hatrizay, dia zay tsy mifanaraka @ Soratra Masiana.

19. bor2lais
(
05/03/2010 08:08)
Voalaza teo :
\"le doctrine trinitaire LE HOE NY 1 (ny fanahy masina ohatra) IHANY NO 1 (jesoa) no lavinareo ..de gaga indray ahako eto hoe lasa toa nekenareo le izy
de azavao misimisy kokoa \"
-----------
Raha azoko tsara io doctrine io izany (miala tsiny fa tsy namaky sady tsy fantatro raha teo ilay izy) dia \"fusion\" ilay trinité ambaran\'i Ika eto :
Ray = Zanaka = Fanahy Masina !
Izay ve no tian\'i Ika lazaina ? :D
Mety eo tokoa angamba no tsy iraisana !
Raha ny ahy manokana izao dia :
Andriamanitra = Ray + Zanaka + Fanahy Masina no andraisako azy ! Izany hoe \"communion\" fa tsy \"fusion\" ! :D
Tsy doctrine 2 samy hafa ve ireo ?

20. ikaretsaka
(
05/03/2010 14:02)
mandefitraka any anaty fihirana iany izy lasa poinsa
io an'i Bord io mihitsy no tiako lazaina..." communion sy fusion"