Ny Fanahy Masina: Izy no hampianatra anareo
21. niryna
(
05/03/2010 19:27)
ikaretsaka:izaho koa mitovy hevitra amin'i bor2lais
Voalaza teo :
"le doctrine trinitaire LE HOE NY 1 (ny fanahy masina ohatra) IHANY NO 1 (jesoa) no lavinareo ..de gaga indray ahako eto hoe lasa toa nekenareo le izy
de azavao misimisy kokoa "
-----------[quote=bor2lais]
Raha azoko tsara io doctrine io izany (miala tsiny fa tsy namaky sady tsy fantatro raha teo ilay izy) dia "fusion" ilay trinité ambaran'i Ika eto :
Ray = Zanaka = Fanahy Masina !
Sarotra be ny hanazava an'io fa toy izao no nampianarina anay;
Ataovy ohatra amin'ny rano hoy ilay olona:
Ny rano dia mety ho liquide 'ohatra ny rano sotroantsika ,evian na rano amin'ny paompy ,rano andrahoina hanina,handrona
Ny rano dia mety ho gas na vapor na lasa entona hafanaina ny rano dia lasa mivadika entona ka mahamasaka ireny anana ireny ohatra
Ny rano dia lasa mivaingana na solide alaina indray ny rano ka atao ao anaty fridge dia lasa glace
Io no fanoharana: rano rano ihany fa afaka miova amin'ny endrika maro,Atra koa dia Atra ihany fa ny samy nanao izao tontolo izao izy: Andao isika anao olona mitovy amintsika: isika hoy ny baiboly fa tsy niteny izy hoe aleo aho anao olona mitovy endrika amiko .
Eny hoy aho sarotra io fa mangataka ny fanahy masina isika ampianatra antsika sy hino ny teny izay nampitondraina antsika
hoy i kristy hoe izaho sy ny raiko dia iray ihany,dia ny tenany no efa nanambara mazava fa Atra izy.
Izay ve no tian'i Ika lazaina ? :D
Mety eo tokoa angamba no tsy iraisana !
Raha ny ahy manokana izao dia :
Andriamanitra = Ray + Zanaka + Fanahy Masina no andraisako azy ! Izany hoe "communion" fa tsy "fusion" ! :D
tsimpona : izaho no lalana sy fiainana ary fahamarinana tsy misy afaka mankany amin'ny Ray raha tsy avy amiko I am the way,the life and the truth.......[/b]
22. ikaretsaka
(
05/03/2010 22:40)
De mainka mazava anie izany fusion zany fa tsy communion...tsy hoe glace plus vapor plus liquid vao manome rano
Ny rano ihany no rano na glacons na vapor na liquid... toy ny hoe Atra ihany Atra na. Ray na Zanaka na Fanahy masina
Ny rano ihany no rano na glacons na vapor na liquid... toy ny hoe Atra ihany Atra na. Ray na Zanaka na Fanahy masina
23. rijadolly
(
06/03/2010 04:47)
H + H + O = RANO
Andriamanitra Ray + Andriamanitra zanaka + Fanahy Masina = ANDRIAMANITRA
Andriamanitra Ray + Andriamanitra zanaka + Fanahy Masina = ANDRIAMANITRA
25. ikaretsaka
(
06/03/2010 16:46)
ratria lasa afaka alaina ara tsiantifika eo koa Atra raha izany.. (averin-drakapy any @ Big bang ohatra ny lesona dia eo ianao no kapoaka eo)
26. bor2lais
(
08/03/2010 12:33)
ikaretsaka:
aza raisina @ ny composant chimique le izy fa le etat
---------
Fomba entina hanazavana kosa ange io raha ny fahitako azy hoe arakaraka ny andraisana ilay rano io : "doctrine" 2 samy hafa ! :D
27. ikaretsaka
(
08/03/2010 15:33)
Ka raha ho entina @ io anie tsy olana e.. fa tsy hiresaka etats intsony isika @ zay fa resaka composant..dia lasa miditra wa ny big bang sy ny maha force kisendrasendra an'Atra araka ny nanaovan-dry Asimov azy. Hafa tanteraka indray ny dujet @ zay fa afaka resahina raha ho takatrareo sy tsy ho mora isendaotra @ blasphemy blasphemy eo ndray ny be sy ny bobaka
28. bor2lais
(
08/03/2010 15:58)
Hay ve ! Tsy dia mila hanaovana discussion be ange ilay resaka "communion" sy "fusion" e ! Aseho fotsiny ny fisian'ireo "doctrine" 2 ireo (mety misy hafa koa angamba any ho any) ! :D
29. ikaretsaka
(
08/03/2010 16:39)
Ka ny resaka etat (le dieu YHW=je suis p etre manko ny resaka eto). Donc aza idirana @ resaka decomposition sy composition... ohatran'ny tsy hidirana any @ hoe taratasy sy ranomainty ary lakaoly anie no mandrafitra ny baiboly... satria sobjektra 2 samihafa. Samy marina ireo; raha @ imprimeur ianao no miresaka sy izay no sobjektra de ie..fa @ mpivavaka sy ny fanatikambaiboly de tsy zay...
De aza atao toy izay koa Atra aloha ato @ ity sobjektra ity
De aza atao toy izay koa Atra aloha ato @ ity sobjektra ity
30. niryna
(
09/03/2010 05:00)
[quote=ikaretsaka]
De mainka mazava anie izany fusion zany fa tsy communion...tsy hoe glace plus vapor plus liquid vao manome rano
Ny rano ihany no rano na glacons na vapor na liquid... toy ny hoe Atra ihany Atra na. Ray na Zanaka na Fanahy masina
[/quote ] dia ahoana ry ika ?

31. niryna
(
09/03/2010 05:02)
ikaretsaka:
aza raisina @ ny composant chimique le izy fa le etat
bor2lais:hi ,hi ahodikodiny eo ny baolina dia tsy tonga any amin'izay tokony ho izy ka
---------
Fomba entina hanazavana kosa ange io raha ny fahitako azy hoe arakaraka ny andraisana ilay rano io : "doctrine" 2 samy hafa ! :D
32. ikaretsaka
(
09/03/2010 14:24)
efa io nohazavaiko io ambony io ny antony fa i boloky moa kitsimpotsimpona ko
33. niryna
(
13/03/2010 05:24)
ikaretsaka:
efa io nohazavaiko io ambony io ny antony fa i boloky moa kitsimpotsimpona ko
ary misy olona tezitra be anie ato izany e
:roll: :roll: :oops: :oops: :oops: :cry: :cry: :cry: (l) (l) (l) :-* :-* :-*
35. niryna
(
22/03/2010 03:13)
ikaretsaka:marina amin'inona ? inona ilay marina aminao ?
milaza ny marina io fa tsy misy tezitra mihitsy ka...
36. ikaretsaka
(
22/03/2010 15:42)
ny zavatra ataonao ka tsy fantatrao ..ka lazaiko mahitsy no atao hoe marina wto... , raha ny trangan-draha eto no asian-dresaka
37. niryna
(
15/04/2010 18:10)
ikaretsaka:
ny zavatra ataonao ka tsy fantatrao ..ka lazaiko mahitsy no atao hoe marina wto... , raha ny trangan-draha eto no asian-dresaka
izany ve,tadidio fa mifampizara isika ato an,afaka maka hianao ,afaka manda koa,fa hafafazo foana hoy aho ny voa tsara dia ahazo satroboninahitra any ambony hianao.Tadidio foana fa mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra mamafy ketsa eto io an ok
38. niryna
(
15/04/2010 18:13)
Ny fanahy masina no mampianatra antsika rehetra ahafantatra ny tenin'Atra,ampahatsiahy antsika andeha amin'ny tokony aleha ary anoro antsika ihany koa ny tokony ho atao na tsia.