Fivavahana, finoana

niryna ( 15/06/2010 20:13)
Raha mandinika an'io teny io aho dia izao no fahazoako azy Itako ny lalan-tsara ka izorako: nanomboka nahafantatra an'ilay kristy mpamonjy sy mpanavotra ahy aho ary tsy mijanona eo fotsiny fa mizotra ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/06/2010 21:34
jeanrakotobe ( 13/06/2010 09:16)
Faly miarahaba antsika namana rehatra aloha ny tenako. Sendra nanao fikarohana momba ny resaka "Ambondrombe, fomba malagasy... no nahitako ity cite ity dia nisoratra anarana aho fa misy hevitro tiako... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/07/2010 13:52
niryna ( 11/06/2010 19:37)
Matetika isika dia tsy mba faly amin'izay fahasoavana nomen'Atra antsika Ao ny miteny hoe raha mba nanambady angamba aho dia mba nanana fifaliana amin'ny fiainana ,ao koa ny hoe raha mba niteraka,na ... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 13:47
diamondra27 ( 11/06/2010 12:15)
finoana sa efa izay no anjara. Hatrizay dia fanirian'i Mr Mandela ny hampiray ny fotsy sy mainty sy mavo sns. Nitolona mafy teo @ fiainany izy. Tanteraka izany ankehitriny... nefa dia izao namoy ny z... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 17/06/2010 09:40
hery ( 11/06/2010 10:06)
Mitady ny solfa-n'ny hira faha-2 ao amin'ny fihirana ffpm "Misaora an'i Zanahary" raha mba misy manana. Na raha tsisy dia feony marina no tena ilaiko. Sarotra atao be mantsy ilay izy, indrindra ho ana... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/06/2010 18:19
hery ( 08/06/2010 07:05)
Hitako nitsipalotra tatsy ambadika tatsy ny nolazain'i Mpanazava hoe [quote] [quote] Tsy mino an'i kristy ho Atra [/quote] io aloha angamba hors sujet sady tsy TJ no niteny anao an'io fa mety henonao... tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2013 14:56
ramosekely ( 03/06/2010 19:14)
http://www.dailymotion.com/video/xdiiwz_invites-igor-er-grichka-bogdanoff_news tena mahaliana sy mahavariana .... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/07/2010 13:40
Mpanazava ( 03/06/2010 05:14)
Voalaza matetika tato ho ato ny fitsabahan'ny mpitondra fivavahana samihafa amin'ny politika. Araka ny hevitrareo tokony hanao izany ve izany ny tena Kristianina? [url=http://]http://www.watchtower.... tohiny
novalian'i fhmr ny 11/07/2010 10:24
niryna ( 28/05/2010 02:30)
Rehefa mamaky ny baiboly ao amin'ny tantaran'i Joba isika dia tena maro ny zavatra azo alaina ary am-piharina amin'ny fiainana. Na dia tsy misy angamba raha olombelona nijaly toa an'i Joba kanefa nome... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:19
xxx ( 22/05/2010 02:09)
Ponk ponk ponk ponk / tac tac tac tac !!! gggzzzzzzzzzzzzzzzz ! ggggzzzzzzzzzzzzzzz !!gzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz !!! mtsaingoka kely kouuuu ééé!! mmssliiiiftrrrr !!mssslifffttttrrr !!!mssssssl... tohiny
soanja ( 21/05/2010 19:38)
Eny , mitovy ny fitiavako mamaky ny boky baiboly sy ny boky coran ary ny boky hafa maro milaza finoana sy kolontsaina. Samy mampianatra ary manome anao fahafahana mahalala ny mombamomba ny olombelona ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2010 13:12
xxx ( 19/05/2010 05:48)
saika mba hanontany anareo ny tenako fa lasa lavitra ny saiko, fampitahorana sa tena misy marina ve ny vampire sa film fotsiny izy ireny. Efa nisy namana na havana nivadika vampire ve taminareo? ... tohiny
novalian'i bichette ny 07/07/2010 14:52
fijo ( 18/05/2010 21:10)
raha ny fomba fiteny avy ao nice,dia ireo no fiteny ny "devoly" sy andriamanitra" DIEWA=diable DIEWO=dieu mahalasa saina ihany fa tena mifanakaiky le filaza azy an?????... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2010 21:12
niryna ( 18/05/2010 05:26)
19 Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorana ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, di... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 02:27
mmmhh ( 17/05/2010 12:03)
[quote]Malakia 3:10 Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovoh... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:51
rahery08 ( 10/05/2010 10:58)
Ity misy fahitana azon'ny mpanompon'Andriamanitra iray ka zaraiko amintsika eto dia samy mandinika sy mamakafaka isika ny amin'io. Alors que je priais ce matin, Dieu m'a donné une vision. Il m'a m... tohiny
novalian'i nameno ny 27/06/2010 15:59
rahery08 ( 10/05/2010 05:46)
Miarahaba ny namana rehetra ! Parikopa tao @ FLM t@ sabotsy lasa teo ity texte ity ka hitako fa tokony ho zaraina amin’tsika mba hampahery antsika ihany koa ! Tanataran’ireo Boka 10 lahy, (L... tohiny
xxx ( 08/05/2010 14:29)
Mba mahalasa saina ahy ireto zavatra telo ireto, ka indro entiko eto mba hiarahana mandinika. 1 - Raha te hahita vaha olana ianao, na @ olana inona na @ olana inona, de raiso ny baiboly hoy ire... tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/05/2010 08:33
niryna ( 04/05/2010 20:07)
Nandray ny fihirana aho dia nihirahira ity hira ity ka misy afaka ve isika anazava ilay sarinteny eto,misaotra mialoha [b] O mandrosoa ry mpanaraton'i Jeso,izay no baiko azontsika ka mandrosoa.Jes... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2010 20:17
AndriambyII ( 02/05/2010 23:25)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i nilex ny 10/05/2010 11:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8792