Fivavahana, finoana
xxxy
(
10/08/2010 12:15)
namaky hevitra tato aho ao ny sekta ao ny katolika sy ny forongony rehetra
ho an ireo mpanompo sampy sy ny tsy mpino raaha ny fitadidiko azy dia izy ireo no ho avotan ny avo aloha vao ny hafa. Toa ny ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:44
ndotofetsy
(
10/08/2010 12:10)
NY protestanta hon o mantsy mivavaka @ hazo fijaliana raha mahita ianareo isakin ny miditra fiangonana katolika dia feno sary vongana ary rehefa miditra fiangonana protestanta dia misy hazo fijaliana ...
tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:12
soanja
(
10/08/2010 01:13)
Indro misy soratra notsiponiko avy ao anaty baiboly milaza zavatra mahavariana tokoa. Inona no handraisanao azy?
1 CORINTHIANS 1:27
27 fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra ha...
tohiny
novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:41
hery
(
09/08/2010 23:30)
Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay dikan'ny sekta ara-bakiteny ilay hoe nisampana aho satria raha izany dia azo lazaina sekta daholo ny fivavahana rehetra.
Fa ilay famaritana ara-kevitra...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:03
ndenn
(
09/08/2010 21:37)
Ireo hindoue tsy dia mankasitraka loatra ny fitsanganan' ny fanahy ho any amparadisa aorian' ny fahafatesan' ny nofo nitoerany ,fa hiverenany hivelomany @ olombelona na biby , na zavamanan' aina haf...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:05
andrywui
(
09/08/2010 10:56)
- Efa sahy mandefa dinika direct Mr Heriniaina Eugene zany a !...
- fa ahoana kosa hoa ny fijerinareo amin'ireto sary vongana bediabe ivavahana sy orohan'ny Kato ireto ? ara-baiboly ve ireo ?
--- ...
tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:13
hery
(
07/08/2010 22:29)
Charles Taze Russell no namorona ny Temoins de Jehovah. Betsaka ny zavatra nosoratan fa na ny mpikambana ao amin'ny TJ aza dia tsy mahazo mamaky izany. Angamba vokatry ny fahadisoana ao anatiny.
Tami...
tohiny
novalian'i ouioui ny 18/08/2010 22:48
hery
(
07/08/2010 22:13)
Ity torohevitra ity dia misokatra indrindra ho an'ny Kristianina
izay manana havana akaiky na fianakaviana na namana tafiditra
ao amin'ny sekta Témoins du Jehovah.
Voalohany indrindra aloha raha v...
tohiny
novalian'i alizette ny 16/05/2013 10:38
mpanazava
(
07/08/2010 18:30)
Raha vao miresaka an'i Maria dia ao antsaina avy hatrany ilay vehivavy nofidin'Andriamanitra sy nankasitrahany indrindra, izay niteraka an'i Jesosy. Misy Maria dimy hafa resahan'ny baiboly. Zanak'i He...
tohiny
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:13
mpanazava
(
07/08/2010 18:07)
Origine de Mythe concernant l'immortalité de l'âme: « Les premiers philosophes chrétiens adoptèrent le concept grec de l’immortalité de l’âme ; pour eux, l’âme était créée par ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 23/08/2010 08:49
mpanazava
(
06/08/2010 03:52)
Anisan'ny fantatrin'ny olona maro i Marie, eny na dia ireo tsy Kristianina aza. Ny soratra masina nilaza fa nanome fahasoavana azy ny Andriamanitra mahery indrindra rehefa nifidy azy ho renin'ny Jesos...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 08/04/2015 15:31
infiny
(
05/08/2010 11:56)
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ireto dia mba mila valiny amin'izay manana:
1. Iza no nanao ny fahafatesana? Atra ve sa ny devoly sa ny olona? Toa lazaina zavatra ratsy ilay izy nefa ve Atra n...
tohiny
novalian'i Miharena ny 19/08/2010 07:49
ndenn
(
03/08/2010 21:50)
Araka ny fivavahana x/ana ,raha taranak'olona paien toa ny ankabeazan' ny olombelona ve dia mety hohamasinina @ alàlan' ny vavaka sy batisa ? Ahoana no ahafahantsika mahafantatra ary milaza ny atao ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2010 09:22
Miharena
(
02/08/2010 07:23)
Miarahaba ny namana rehetra.
Raisina eto ity loha-hevitra momba ny fahotana ity satria mifamahofaho ihany ny hevitry ny olona momba azy sy ny fiadiana aminy.
Misy famaritana iray ity izay azontsika ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 13/08/2010 13:53
ndenn
(
31/07/2010 15:27)
L'origine de la connaissance humaine brûte fît cents pas en avant durant l' epoque du roi El Nebogadnazar ,apres sa défaite face aux revoltes populaires imposées par le prophète et Ange prot...
tohiny
novalian'i ndenn ny 12/08/2010 09:39
Miharena
(
30/07/2010 07:53)
sendra tsipalotra fa nisy adihevitra mikasika ny fisian'Andriamanitra tany amin'ny taona 2003 nataon'i fijo dia notohizan'i sosonaka tamin'ny valinteny teto ambany. Manontany tena aho hoe efa niova fi...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2010 19:44
fijo
(
29/07/2010 18:51)
" > Economie
Affaire LOC : une escroquerie pyramidale ?
mardi 15 juin 2010, par Yann
Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte
Depuis plusieurs mois, le petit monde des entreprises du bâtime...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2010 23:34
AndriambyII
(
29/07/2010 18:39)
Raiben' ny tantaran'olombelona hita taratra voalohany indrindra teto an-tany !Manaiky izany ve ianareo ? Betsaka ny témoignage couplé nanamarina fa io tokoa no tena tantaran' olombelona nandroso voa...
tohiny
novalian'i ndenn ny 03/08/2010 22:24
Miharena
(
29/07/2010 13:50)
1 Ny nanaovan'ny olona ilay tilikambo tao Babela, sy ny nanorokoroan'Andriamanitra ny fitenin'ny olona. Ary ny tany rehetra dia iray fanononana sy iray fiteny.
2 Ary raha nifindrafindra niantsinanana...
tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2010 08:22
niryna
(
26/07/2010 19:07)
Raha mamaky ny baiboly isika dia ny tantaran'Israely no betsaka atao fanoharana ao foana
Inona tokoa no antony anomeaNy izany amintsika? Moa ve ilaintsika amin'ny fiainana tokoa ny fahalalana ny tanta...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:32
