Fivavahana, finoana
rijadolly
(
05/09/2010 18:17)
[url=http://]http://www.basyvava.com/2010/09/02/ma%C3%AEtre-avoko-tapitra-ny-fanjakan-ny-mpanao-politika/[/url]
T s y amin - k e r y n a amin’ny tanjaka, fa amin’ny fanahin’Andriamanitra no ha...
tohiny
novalian'i vonynive ny 08/10/2010 08:58
ari.malala
(
03/09/2010 13:37)
Miarahaba ny rehetra,
Mba te hahalala hoa zaho hoe mifanohitra @ fivavahana kristianina tokoa ve ny fanandroana? raha atao hoe anganon'ny ntaolo malagasy fotsiny iany, ny vazaha koa anie mba manandro...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/09/2010 11:01
ndenn
(
02/09/2010 20:36)
http://fr.news.yahoo.com/76/20100902/tsc-dieu-n-a-pas-cr-l-univers-5a9d534.html...
tohiny
novalian'i Aries07 ny 06/09/2010 16:23
ikaretsaka
(
01/09/2010 22:28)
nasain'i Mpanazava nanokafana lohahevitra vaovao moa ity ka indro ary:
[quote= hoy i hery momban'ny resaka tary ambany tary momban'ny katolika]
Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Ka...
tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:51
andrywui
(
31/08/2010 22:01)
Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2010 22:41
Mpanazava
(
28/08/2010 19:58)
Tena tsy mora ny mampahafantatra ny fahamarinana noho ilay fahavalo ara-panahy i Satana manao izay ho hafany mampiasa izay eo ambany fahefany.
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=5VP2vQSQYYA[/yout...
tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 23:25
andrywui
(
28/08/2010 09:45)
--- Isaky ny miresaka amin'ny Kato aloha dia ny ady sy ny taimbava aloha no tsy maintsy "fanokafam-bavony" avy amindry lerony vao manaraka ny valy boraingona amin'ny valinteny sy tsy manaraka Baiboly...
tohiny
novalian'i ouioui ny 04/09/2010 00:04
hery
(
27/08/2010 23:07)
Inona ny Konfesy?
Ny konfesy dia fomba katolika izay entina hanehoana indrindra ny indrafon'Andriamanitra. Tsy ny halemen'ny mpanota no tena banjinina fa ny haben'ny famelan-keloka omen'Andriamanitra...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/09/2010 13:37
ndenn
(
27/08/2010 22:01)
Misy milaza fa fivondronana sekta maromaro izy ireo , marina ve izany ?...
tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 23:16
rijadolly
(
27/08/2010 18:51)
[b]JAONA 4: 20 Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa hianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.21 Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/09/2010 16:55
mpanazava
(
27/08/2010 17:28)
Matetika lazaina hoe sekta ny finoana iray izay miforona aty afara, sao dia mba misy mahafantatra sy mitanisa amin'ny ankapobeny ny filaharan'ny finoana misy azafady....
tohiny
novalian'i daran ny 01/09/2010 06:24
ouioui
(
27/08/2010 14:50)
Sao dia misy afaka manazava bébé an'io isika , Mpanazava, dahan, ziva6, bord2lais ,ika retsaka , andrwyui sns na rahery aza ( nataoko eny fa na hery aza satria nedala nanangana saina fotsy fa tsy h...
tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:34
hery
(
27/08/2010 14:21)
Ok, izaho dia mpandray TJ ao antrano rehefa mamangy ry zareo. Nahafinaritra aloha tamin'ny voalohany satria rehefa raisina tsara ry zareo dia miresaka be tokoa. Ny olana anefa dia raha vao miezaka ian...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 28/08/2010 06:35
mpanazava
(
27/08/2010 13:32)
Ny konfesy dia filazana fahotana na fienken-keloka amin’olona iray na amin’olona maromaro: Mba mifanaraka amin’ny baiboly ve ny fampianaran’ny eglizy Katolika momba ny asa fivalozana sy ny k...
tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 23:17
mpanazava
(
27/08/2010 05:03)
Ny Papa Paoly Faha 6 no nanoratra ilay Sacerdotalis Cealibatus (Tokony ho mpitovo ny Pretra, 1967), ka nilaza fa fepetra takina amin’ny Pretra izany. Nihaiky koa anefa izy hoe:’ ny testameta vaov...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/09/2010 20:16
mpanazava
(
27/08/2010 05:02)
Fotom_pinoana hoe manana mpandimby ireo Apostoly 12, ary avy amin’Andriamanitra ny fahefan’ireo mpandimby ireo. Lazain’ny eglizy Katolika fa dimbin’ny apostoly ny eveka, ary dimbin’I Peter a...
tohiny
novalian'i Miharena ny 06/09/2010 06:58
ouioui
(
26/08/2010 15:52)
[quote=Mapanazava]
mpanazava - 24/08/2010 07:03
Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony...
tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 22:59
andrywui
(
26/08/2010 07:00)
http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/Pope_Ratzinger_handsign_001.jpg
[img]http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/...
tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 06:41
andrywui
(
25/08/2010 13:38)
Hery !
efa navoakako daholo ny korontan'entana sy ny vata tato antrano nikarohako an'io valiteny io fotsiny ! misaotra tamin'ireo nahamarina ! - hery ! ianao tsy nahalala an'io VICARIUS FILII DEI io...
tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 07:24
arialy
(
25/08/2010 11:02)
iza aminareo no efa nanonofy ka tanteraka ilay nofy?
efa tratran'io aho, efa nanonofy in4 atramin'ny nahakely ahy, ary tairin'ilay nofy, tonga dia mitepo² be ny fo, ary ny ampitso na ny afak'ampits...
tohiny
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 08:00
