Al Kaida sy ny Talibano

1. ndenn ( 27/08/2010 22:01)
Misy milaza fa fivondronana sekta maromaro izy ireo , marina ve izany ?
répondu par ouioui le 01/09/2010 23:16
2. ndenn ( 27/08/2010 22:03)
Anisan' ny zavatra hiainantsika @ izao fotoana izao mantsy ny fisiany .
3. ikaretsaka ( 27/08/2010 22:12)
ny hoe hita sy sarotra lavina aloha dia hoe ny fivavahana silamo no basen-jy zareo, ny hoe sekta maro... tsy hay raha tsy ry zareo samy silamo angamba
4. ouioui ( 28/08/2010 12:17)
Non marina ny voalazan'ny ndenn, tsy voatery ireo voalaza ho sekta fa tena ao @ réligion lehibe foana no filazany azy fa ireo integristes sy fanatiques mahatonga an-io ary @ anaran'ny Andriamaniny mihitsy no hanatanterahany azy
Tsy voatery silamo daholo ny mpanao fanadihadiana mikasika ny silamo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
5. ndenn ( 31/08/2010 18:35)
Fironam-pinoana ohatry ny sasany ihany amiko ny silamo .Ary efa voaporofo fa na dia ny sinoa sy ny oksidantaly , ny afrikana , ny amerikana aza dia be dia be no mirona @ izy io .
6. ikaretsaka ( 01/09/2010 22:33)
ny ahy tsy olako loatra ry nden.. rehefa tsy mifampifanakorontana ry zalahy.. na mirona ho moon aby aza ka misondrotra ny statistikan'ny moon.. tsy any loatra ny olana fa le hoe ny olona tsy maninona tsy maninona ary no atao mijaly mba hanehoany ny cause-ny...any aho no tsy manaiky
7. ouioui ( 01/09/2010 23:16)
ndenn:

Fironam-pinoana ohatry ny sasany ihany amiko ny silamo .

Marina mihitsy ,firy ny olona tsy misy RAD arabo fa lasa silamo, ary eo no tena , ilazako hoe ry zalahy koa anie milaza ny hanova ny olon-drehetra ho silamo ny tanjony, nefa tsy sekta .. avahana fotsiny hoe ry zalahy integristes ihany io e, ry zalahy mamono olona dia hoe nirahin'ny zanahariny , manao ady dia toy izay ihany koa , nefa tsy sekta???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0821