ity finoana ity wa tssssss;
2. hery
(
08/09/2010 08:22)
Ny finoana dia midika hoe fandeferana sy fanajana ny hafa. Izay no fototry ny fitiavana. Marina fa mety hitanao hoe diso lalana ilay olona fa tsy izany akory no hamonoana na hanimbazimbana ny finoany. Raha izany mantsy dia efa nodoran'ny Katolika daholo ny fiangonana sekta rehetra :-)
3. andrywui
(
08/09/2010 09:15)
efa kely hery zany Katolika zany ry hery a . Eto europe eto ihany izy no midehaka fa vao mankany E.Unis nsy Asie sy any Afrique rehetra any defa minono tanana !.... ka ho doranay Kato à ho doranay Kato !! sao de ireo faty bedebe ao Vatican ao ireo no hodoran'ny olona ao ! hon hon hon
5. andrywui
(
08/09/2010 10:58)
Hay !!... be hery ary ve ny Kato ao Amerique ? ary iza mou no manenjika fa resaka sy dinika ary famoahana hevitra no atao eto fa tsisy manenjika a!! raha misy fiangonana sy antokompinoana voahenjika mafy eto dia ny " TEMOINS DE JEHOVAH " fa raha nahafaty ny enjika efa maty in-telo io eglise io !!
de lazao fa TJ ndray ah !....
de lazao fa TJ ndray ah !....
6. andrywui
(
08/09/2010 11:00)
remerque hitako amin'ny valiteniko ato dia izao :
---- Efa misy soratra hoe 'FAFAO" miandry etsy amin'"ny sisiny havanana etsy !! ka raha vao tsy lanilanin'ny vavonin'ny "sasany" zany le resaka alefa eto dia efa miala any " .. i Mr Fafao " ...
---- Efa misy soratra hoe 'FAFAO" miandry etsy amin'"ny sisiny havanana etsy !! ka raha vao tsy lanilanin'ny vavonin'ny "sasany" zany le resaka alefa eto dia efa miala any " .. i Mr Fafao " ...
7. hery
(
08/09/2010 11:03)
:-) io indray ilay tsy mandinika
Hitan'i andrywui misy hoe fafao ve ny ahy na ny an'ny olona sasany hafa?
Ny dikan'izany dia tsy hitanay misy fafao ny an'i andrywui :-)
Hitan'i andrywui misy hoe fafao ve ny ahy na ny an'ny olona sasany hafa?
Ny dikan'izany dia tsy hitanay misy fafao ny an'i andrywui :-)
8. andrywui
(
08/09/2010 11:03)
jereo anie zany tenin'i hery e ...
-- Nareo mieritreritra an'izany ry hery fa Ny eglise "sasany" koa anie efa miandry ny Kato koa e ... otran'ny Apokalypsy ao M/car zao efa mitady irika handravàna ny Kato sasany fa maro loatra hono! .. ka nareo ndray no handoro ??
na na hanimbazimbana ny finoany. Raha izany mantsy dia efa nodoran'ny Katolika daholo ny fiangonana sekta rehetra
-- Nareo mieritreritra an'izany ry hery fa Ny eglise "sasany" koa anie efa miandry ny Kato koa e ... otran'ny Apokalypsy ao M/car zao efa mitady irika handravàna ny Kato sasany fa maro loatra hono! .. ka nareo ndray no handoro ??
9. andrywui
(
08/09/2010 11:06)
Hitan'i andrywui misy hoe fafao ve ny ahy na ny an'ny olona sasany hafa?
Ny dikan'izany dia tsy hitanay misy fafao ny an'i andrywui
tena misy mihitsy tompokolahy fa rehefa miditra ny valiteny manaraka dia miala ho azy teo ny an'ilay teo aloha ! io ambony io zao misy ====) izany hoe raha azoko tsara dia "izaho sy nareo admin" ihany no mahita azy io ,ka rehefa lany le valiteny de "avela" ! raha tsy lany dia "fafao" ....
10. hery
(
08/09/2010 11:10)
Ary tsy azon'i Andrywui ny resaka.
Ny an'i fijo ve ohatra misy hoe fafao? Ny an'i Miharena sns?
Ny dikan'io dia hoe ny an'i andrywui ihany no azon'i andrywui fafaina raha mbola tsisy namaly. Raha sendra miova hevitra tampoka hoe tsy ampidiriko indray ilay resaka sns.
Ny admin indray afaka mamafa foana hatramin'izay :-)

11. andrywui
(
08/09/2010 11:13)
hay ... d'acc zany !! tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny fa andraso alou fa niova le resaka !!
---Misy hery ary ve ny Kato ao Amerique ao hoy hianao ?
-- ary iza mou no manenjika ny Kato zany fa resaka sy dinika ary famoahana hevitra no atao eto fa tsisy manenjika ka!!
-- raha misy fiangonana sy antokompinoana voahenjika mafy eto dia ny " TEMOINS DE JEHOVAH " !!

12. andrywui
(
08/09/2010 11:23)
- Misy antokon'olona manenjika mafy sy manazera an'io Temoins de Jehovah io eto nefa tsy mbola nahita TJ namaly ratsy azy teto ah na nanaratsy ny mpamely azy fa namaky fotsiny ry zareo dia nangina !!
13. andrywui
(
08/09/2010 11:25)
Fa hono hoa Mr Hery fa maninoa no tsy sahinareo roalahy idirana mihitsy ilay dinik'i INFINITY atsy hoe illuminati ao io ? misy zavatra voaksikasika angah any sa ahoana fa mitapifipify ery anjoro-trano ery nareo roalahy de mitsoaka mivoaka haingana ! ....
14. andrywui
(
08/09/2010 11:30)
Indrindra koa fa Ikaretsaka manta vava be iny !.. tokony hipapapapapa be ao nedala nefa nangina be tsy naharenes-peo mihitsy vantany vao niditra teo io dinik'i infinity io ! ... zara tsy nofafainareo teo aza izy io kou !....
16. ikaretsaka
(
08/09/2010 14:13)
andrywui> ny illuminati ry masa-bava dia ideology fa tsy finoana an.. toy ny hoe naziste, communiste sns...
raha resaka finoana fe finoana le izy dia nipipipi sy ny popopo sy ni pepepepe zahay fa tsy nipapapapa fotsiny
raha resaka finoana fe finoana le izy dia nipipipi sy ny popopo sy ni pepepepe zahay fa tsy nipapapapa fotsiny
17. andrywui
(
08/09/2010 17:46)
houuunnn ! ... io fa tezitra be Ika ! ... toneo tsara alou ny fonao vao miresaka isika r'Ika ! sao mamely totondry tampoka eo itony Kato , Kato itony rehefa tsy mahita avaly !!
-- Ny illuminati ry Mr Ikaretsaka dia tena Antokom-pinoana Satanique sady mpamorona an'ireny symbole satanique ireny a ! tadidin'ika mou ilay tanana manao sarina corne le nataon'i pape iry iny ?? ireny zao izy daholo ireny !

18. fijo
(
08/09/2010 19:00)
nareo mitsam aindray no toa mifandramatra ,nefa le boky doran ano resaka ko.
19. ikaretsaka
(
08/09/2010 21:32)
fa ny tena ironie amin'izy ity dia mpiangona 50 ry zalahy kay... no mamikoropaka anzao tontolo izao
20. ikaretsaka
(
08/09/2010 21:35)
ra andrywui tsy mahay miady hevitra loatra letsy ra fijo a..
ny an'i lery affirmeny gratuite dahoo ny zao sy zao kanefa tsy fantany ihany, mahatonga an'i hery manao hoe manahirana ihany ny miady hevitra @ lery fa tsy azony ny resaka
ny an'i lery affirmeny gratuite dahoo ny zao sy zao kanefa tsy fantany ihany, mahatonga an'i hery manao hoe manahirana ihany ny miady hevitra @ lery fa tsy azony ny resaka