ity finoana ity wa tssssss;
21. ouioui
(
08/09/2010 22:29)
fijo:
Des évangélistes américains invitent à brûler un coran
Manahirana rehefa borné izay !!!
Tsy rony tsy ventiny dia entim-po tsy @ napany, misy kato koa integristes be , sahalahala @ ireo ihany fa saingy tsy mahoraka firy
ika:
andrywui> ny illuminati ry masa-bava dia ideology fa tsy finoana an.. toy ny hoe naziste, communiste sns...
raha resaka finoana fe finoana le izy dia nipipipi sy ny popopo sy ni pepepepe zahay fa tsy nipapapapa fotsiny
hery:
Ny finoana dia midika hoe fandeferana sy fanajana ny hafa. Izay no fototry ny fitiavana. Mitady ho lasa fondamentaliste koa leisy ika ry andrywui fa tena petsan'alh loatra klé
Mba araho leity ika ny voalazan'olo fa tsy eo ndray no ananona eo, elah ihany no bekoretaka eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
novalian'i ikaretsaka ny 11/09/2010 23:01
22. ikaretsaka
(
08/09/2010 23:43)
vakio tsara le izy ra ouioui a
dia
Hita?
hery:
Ny finoana dia midika hoe fandeferana sy fanajana ny hafa. Izay no fototry ny fitiavana. Mitady ho lasa fondamentaliste koa leisy ika ry andrywui fa tena petsan'alh loatra klé
dia
hoy zahako:
ny illuminati ry masa-bava dia ideology fa tsy finoana an.. toy ny hoe naziste, communiste sns...
raha resaka finoana fe finoana le izy dia nipipipi sy ny popopo sy ni pepepepe zahay fa tsy nipapapapa fotsiny
Hita?
23. ouioui
(
08/09/2010 23:53)
Ka nipipip sy nipopopo mihitsy ny eveka t@ zany kah , hotran'ela borné io ihany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG] satria tsy finoana izany fa fanompoan-tsampy no nataony nivavaka ho an'ny hitler , diniho bainn fa aza mikorontana aloha elah e, dia mifanaraka tsara tokoa ilay , tiava ny namanao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
24. ouioui
(
09/09/2010 00:27)
Sombintsobiny fotsiny aza ireto fa izay hitako izay tena misy graves nohon'ireny manao kamikaze ireny ary ry zalahy
http://www.liberation.fr/tribune/010168576-attention-au-catho-integrisme
Mampifangrao loatra ny politika sy ny fivavahana koa anie no tena mahatonga olona be
http://www.liberation.fr/tribune/010168576-attention-au-catho-integrisme
Mampifangrao loatra ny politika sy ny fivavahana koa anie no tena mahatonga olona be
25. andrywui
(
09/09/2010 09:36)
Ika a ...! - hery efa mazava fa tsy mahita atoko mihitsy rehefa miha lalina le kozy e !! nenah koa anie miainga amn porofo avy ao anaty baiboly daholo no amaliako anareo e !! io no tena itako tsy laninareo satri nenareo resa-bava ze tratra eo fotsin sady boraingona no alefalefa eo !!
--- ra-ika a! -- zao fotsiny !! manaiky ve enao tompokolahy fa membres ao amin'ny illuminati i Kato (vatican) plutt ? - ekeo alou zay ra-Ika de mitohy ny resaka sefatreo !! oui ou non fotsiny ....
,
--- ra-ika a! -- zao fotsiny !! manaiky ve enao tompokolahy fa membres ao amin'ny illuminati i Kato (vatican) plutt ? - ekeo alou zay ra-Ika de mitohy ny resaka sefatreo !! oui ou non fotsiny ....
,
26. mirananirina
(
09/09/2010 13:18)
Mahagaga tokoa fa samy mihizingizina @finoany ny tsirairay,ka mifanenjika...nefa samy Andriamanitra 1 ihany no hinoana??Omeko tsiny kosa aloha io handoro Coran io,satria aminy diamasiny io sahala @baiboly masina @kristianina.Nefa anie samy teny nosoratan'OLOMBELONA daholo ihany no ao fa tsy Andriamanitra mivantana???Aiza moa @zao fotoana izao no betsaka ny tsy mino.
27. andrywui
(
09/09/2010 14:23)
Tsy misy mifanenjika zany eto ry Mirana fa raha misy Eglise voahenjiky ry zalah mafy eto de ny Temoins de Jehovah a !!! raha mahafaty ny fanenjehana sy ny ozona ataondry zalah an'io TJ io defa maty in-telo mihitsy reo zay !
29. soanja
(
10/09/2010 04:04)
fijo:
Des évangélistes américains invitent à brûler un coran
Mampalahelo ilay fisainana saingy vokatry ny fieritreretana ny tena ho goavana sy fanilikihana ny hafa no manome izany. Tsy Andriamanitra no miteny fa ilay fon'olombelona. Aza omena tsiny akory mbola izay ny momba azy ireo.
31. ikaretsaka
(
11/09/2010 23:01)
andrywui:
Ika a ...! - hery efa mazava fa tsy mahita atoko mihitsy rehefa miha lalina le kozy e !! nenah koa anie miainga amn porofo avy ao anaty baiboly daholo no amaliako anareo e !! io no tena itako tsy laninareo satri nenareo resa-bava ze tratra eo fotsin sady boraingona no alefalefa eo !!
--- ra-ika a! -- zao fotsiny !! manaiky ve enao tompokolahy fa membres ao amin'ny illuminati i Kato (vatican) plutt ? - ekeo alou zay ra-Ika de mitohy ny resaka sefatreo !! oui ou non fotsiny ....
,
Manaiky ve ianao fa ny sektanao koa ao anaty illuminati fa tsy fantatrao na fantatrao f ihany a odianao fanina?
32. fafane
(
16/09/2010 15:36)
Inona moa no atao hoe finoana? Ny finoana de fanehoana ny zavatra mbola tsy hita,ary fanantenana ny zavatra mbola ho avy( hebreo 11/1). De finoana an'Andriamanitra izany, fa hafa ny anaram-piangonana zay anovozantsika fahalalana. bebe kokoa an'Andriamanitra.Ary tsy nisy marobe izany karazzam-piangonana izany mba ho hita zay tena ankasitrahana, ka anjarantsika no misafidy zay lalana aleha fa ny baiboly no guide tsara indrindra
33. vonynive
(
30/09/2010 08:54)
fijo:
Des évangélistes américains invitent à brûler un coran
oy aho oe kanosa ny amerikana fa tsy mahery izany satria tsy sahy miady, raha sahy miady izy maninona no nodorana fa tsy navela ho eo de hita eo izay tian'ny olona
inona no tokony atahorana ra mahery