Konfesy

1. mpanazava ( 27/08/2010 13:32)
Ny konfesy dia filazana fahotana na fienken-keloka amin’olona iray na amin’olona maromaro: Mba mifanaraka amin’ny baiboly ve ny fampianaran’ny eglizy Katolika momba ny asa fivalozana sy ny konfesy? Aleo ny soratra masina no hanazava.
Toy izao matetika no fiteny rehefa hikonfesy, ahitsiho aloha zaho zalahy raha diso fa efa 6 taona aho no nikofesy farany tamin’ny Mopera. :»Tsofy rano aho ,Raiko , fa nanota, Tamin’ny ….aho no nikonfesy farany, izao ny fahotako mompera… Fihetsika tena tsara ny mandohalika satria fifonana no atao (Gazetiboky Katolika amerikanina, Octobre 1962, p.6)
Hoy ilay mompera tamiko avy eo rehefa avy nolazaiko azy ny fahotako :»Anaka, ireto ny asa fivalozana ataonao , dia nasain’ilay pretra naverimberiko in-3 rehefa mivoka aho ny Rainay any an-danitra, Fanenena 2, ary Arahaba ry Maria 10, dia afaka ny fahotako. Tonga saina aho taty afara rehefa afaka tao anatin’ny aiz ina ara-panahy io fa hay hoy i Jeso ao amin’ny soratra masina :»â€¦Aza miantso olona eto an-tany ho Rainareo; fa iray ihany ny Rainareo dia izay any an-danitra.» (Matio 23:1,9 Katolika). Hatrizay aho dia jamba tsy mba nahatakatra soratra masina fa dia niankohoka sy nandohalika foana na tamin’ny mompera na tamin’ny Eveka, na tamin’ny Lakroi na tamin’ny sary masina kanefa raha mba niankohoka tamim-panajana teo anatrehan’i Petera i Kornelio dia hoy i Petera taminy :»Mitsangana, fa izao ange olona ihany e!» (Asa 10:25,26) Raha nivavaka teo antongotr’ilay Anjely i Jaona dia hentitra ilay anjely namaly hoe «Tandremo! aza manao izao!fa mpanompo toa anao ihany aho…» (Apok 22:9) Mampisaintsaina ary hoe fa de naninona loatra re ny pretra sy ry Eveka no tsy mba manetry tena toy izany?
De ahoana koa izao ity?
Lazain’ny katesizin’ny Fiangonana Katolika, nofintinina, Edisiôna Md Paoly, Boky faha-3, p.23 fa «tsy misy fahotana na lehibe toy inona aza, tsy azon’ny fiangonana avela»
Hoy anefa i Jeso ao amin’ny Marka 3:29, Katolika « Izay hiteny ratsy ny Fanahy Masina no tsy hahazo famelan-keloka na oviana na oviana, fa manam-pahotana mandrakizay» Tsy tsikaritrareo ve hoe tena Anti-Kristy mihitsy izao satria manohitra izay lazain’i Jeso foana?
répondu par ouioui le 01/09/2010 23:17
2. hery ( 27/08/2010 14:02)
Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Katolika. Lany andro eo ianao raha hitady ny zavatra rehetra iainan'ny katolika ao amin'ny Baiboly FOTSINY. Satria amin'ny Katolika dia 3 no fototra mahamasa-nahandro. Ny Baiboly, Ny Lova-tsofina nifandimbiasan'ny ankohonana (traditions), ary ny firaisana ao amin'ny mpitondra ny Fiangonana (magistère).

Ireo no mbola mahatonga ny Katolika ho katolika hatramin'izay 2000 taona mahery izay.

3. ouioui ( 27/08/2010 14:17)
Raha jerena aloha ny fomba fihevitry ny katolika @ io dia efa nisy fiovaovana betsaka
http://fr.wikipedia.org/wiki/Confesse

Un confessionnal moderne en Nouvelle-Zélande. Le pénitent peut soit s'agenouiller derrière la persienne, soit s'asseoir sur une chaise faisant face au prétre.

Fanazavana fanampy , mijery fotsiny ny wiki na fahitan'ny kto dia afaka mi-diriger ny hevitra tsy mila mpino dia afaka mahita an'io [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]

Mbola vonoa ny hampianatra ve hery e, mitady tonga dia hiborké ny sujet fotsiny bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
Forum io rahery tsy izay ve moa no voalazanao vao teo e
4. mpanazava ( 27/08/2010 14:56)
Tena hoatran'ilay sary faha2 io mihitsy ilay nataoko le sy tantaraiko etsy ambony etsy! Tena oui oui! ilay sary fa misaotra e!
5. ouioui ( 27/08/2010 15:32)
mpanazava:

Tena hoatran'ilay sary faha2 io mihitsy ilay nataoko le sy tantaraiko etsy ambony etsy! Tena oui oui! ilay sary fa misaotra e!

Nijery goole ny kato , tsisy fisaorana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/mini-salue-439.gif[/IMG]
hery:

Raha toa ka fanontaniana fangatahana fanazavana momba ny finoana Katolika dia vonona hamaly foana aho

Tsy manana hevitra aho [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/mini-salue-439.gif[/IMG]
6. ikaretsaka ( 27/08/2010 18:16)

hery:

Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Katolika. Lany andro eo ianao raha hitady ny zavatra rehetra iainan'ny katolika ao amin'ny Baiboly FOTSINY. Satria amin'ny Katolika dia 3 no fototra mahamasa-nahandro. Ny Baiboly, Ny Lova-tsofina nifandimbiasan'ny ankohonana (traditions), ary ny firaisana ao amin'ny mpitondra ny Fiangonana (magistère).

Ireo no mbola mahatonga ny Katolika ho katolika hatramin'izay 2000 taona mahery izay.



ny ahy ity mba tsetsatsetra fotsiny
fa maninona ho' a ireo manao baiboly fotsiny no mainka nisaratsaraka be noho ilay nampiasa io toko telo mahamasa-nahandro lazain'i hery io e?

nefa raha ny tokony hoe izy dia hoe ny "mino zavatra 1" no tokony hoe ho "iray tsy mivaky nohon'ny mino zavatra maro"
kanefa izao samy mino baiboly aby kanefa samy hafa ny hevitry ny TJ (izay mampiasa baiboly fotsiny) sy ny Loteranina (samy mampiasa baiboly fotsiny) sy ny (fiangonan'i miharena moa ilay misy miplonge be iny rehefa atao batisa)? momban'ny lakroa ohatra na momban'ny batisa ohatra..

nefa ilay mampiasa ilay zavatra hafa ankoatran'ny baiboly , izay raha ny tokony hoe izy dia ry zareo no tokony hisaraka beeee mihitsy.. nefa mitovy ny heviny ohatra momban'ny trinite ( izay tsy ao anaty baiboly)

7. Mpanazava ( 28/08/2010 06:39)
Azon'ika hanokafana sujet vaovao ve ilay tsetsatsetsa tsy aritr'Ika mba tsy hampivona ny resaka no mba sady handaniana fotoana koa?
8. ikaretsaka ( 01/09/2010 22:22)
ok ary
9. ouioui ( 01/09/2010 23:17)
Kay klé voasery hanokatra dinika bainn hoa , izay ny anelah fa ataovy ihany io mivaona @ dinik'io e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493