Ampidiro aloha ny tenimiafina
ORTHODOXE
1. ouioui
(
27/08/2010 14:50)
Sao dia misy afaka manazava bébé an'io isika , Mpanazava, dahan, ziva6, bord2lais ,ika retsaka , andrwyui sns na rahery aza ( nataoko eny fa na hery aza satria nedala nanangana saina fotsy fa tsy hamaly raha tsy resaka kto) [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]Ny tena tiako hanontaniana dia ry zareo manana Pape koa ka iza @ no tena lohan'ny fiangonana le Pape aiza
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:34
2. ikaretsaka
(
27/08/2010 18:03)
tsy orthodoxe aloha aho fa raha ny fahalalako azy dia Toa tsy pape ny an'ny Orthodoxe fa patriarka , sady misy maromaro izy ireo, dia ny Patriarkan'i Constantinopla fotsiny no malaza
Moa toa misy karazany marobe ny Orthodoxe ka iza no tian'i ouioui ho fantatra?
Moa toa misy karazany marobe ny Orthodoxe ka iza no tian'i ouioui ho fantatra?
3. ouioui
(
28/08/2010 13:42)
Misaotra leisy ika nanome valiny a, mbola hiverenako io fa ny fotoana no tsy mamela oka leisy bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/number-one-respect-953.gif[/IMG]
4. ouioui
(
30/08/2010 12:37)
ika:
tsy orthodoxe aloha aho fa raha ny fahalalako azy dia Toa tsy pape ny an'ny Orthodoxe fa patriarka , sady misy maromaro izy ireo, dia ny Patriarkan'i Constantinopla fotsiny no malaza
Moa toa misy karazany marobe ny Orthodoxe ka iza no tian'i ouioui ho fantatra?
Nikambanana taloha ny an-dreo ny Pape fa tiako fantarina tsara hoe inona no nahatonga ilay fisarahana??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Mety hiteny izao elah hoe ,tsy orthodoxe aho,.... tsy voatery hamly koa elah bainn a
5. ikaretsaka
(
02/09/2010 13:57)
amiko dia ny empire ottoman sy ny fisian'ny silamo izay teo ampovoan'i Jerosalema sy Roma no nahatonga ilay fisarahana
6. ouioui
(
03/09/2010 15:35)
Aza mbola taitra elah fa mbola ho avy ny tena fanontaniana kah[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
8. ouioui
(
04/09/2010 00:01)
Tsy manam-potoana hoatran'elah mpiandry vavahady eto aho aloha fa aza maika hoatran'ny boka hanambady bainn a,
Ity misy iray aloha , inona no tena nampisaraka ny kto sy ny orthodoxe???
Ity misy iray aloha , inona no tena nampisaraka ny kto sy ny orthodoxe???
9. ikaretsaka
(
04/09/2010 19:06)
farito tsara aloha le domaine tian'ialahy hitondrana ny resaka ho'a
io nolazaiko io izao ny antony 1 hoe: vokatry ny fitsirian'ny empire Ottoman sy silamo teo ampovoany
io nolazaiko io izao ny antony 1 hoe: vokatry ny fitsirian'ny empire Ottoman sy silamo teo ampovoany
10. ouioui
(
08/09/2010 22:34)
Nen'leity koa de farito lava zao foana refa tsy mahita mangirana , refa tsy hay leisy de aza miala bala a!! io fotsiny ary d'efa fanina elah !! ty bandy ty angamba mbola tsy nanao philo fa karazan'olona mi(rebdre feuilles blanches, eo elah , ataovy ny enkety hoy ry zalahy zay!! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
