Ny Kristianina sy ny fanandroana

1. ari.malala ( 03/09/2010 13:37)
Miarahaba ny rehetra,

Mba te hahalala hoa zaho hoe mifanohitra @ fivavahana kristianina tokoa ve ny fanandroana? raha atao hoe anganon'ny ntaolo malagasy fotsiny iany, ny vazaha koa anie mba manandro e! ny astrologues izao anisany... Ny fandinihana ny fipetraky ny volana sy ny kintana ve midika ho fanotàna (manota)? Misaotra mialoha.
répondu par bor2lais le 14/09/2010 11:01
2. ikaretsaka ( 03/09/2010 14:20)
ny fanonntaniana voalohany apetraka angamba dia hoe inona moa ny majy? Mijery kintana sy volana sy astres ireny ary kintana no nataony repere nahitany ny lalany.
dia betsaka koa ny filazana hoe "misy famantarana na nahita famantarana eny an-danitra" ... ho an'ny mpiondana @ baiboly

ho an'i ari manokana: vao mihira ny salamo 19 mihitsy aho io :) jereo ao alohandohany ao ;)
3. ouioui ( 03/09/2010 15:38)
Ho an'ny mpiondana baiboly , kristiana izany ve no tena tian'elah ambara izao bainn , ary ny an'ny mpiondana dogmes indray ahoana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
4. ikaretsaka ( 03/09/2010 15:45)
misy tsy Kristianina miondana baiboly ka.. ny TJ zao ohatra: ireny miondana baiboly fa tsy mino hoe Atra mitovy sata @ Jehova i Kristy

ny Kristianina dia ireo rehetra izay mino fa Jesoa dia Andriamanitra (ao anaty trinity) fa tsy hoe izay miondana baiboly rehetra akory
ny Finoana an'i Kristy ho Atra no maha Kristianina fa tsy ny fiondanana @ baiboly, ka na t@ alalan'ny dogme na baiboly na inona no mahatonga anao mino fa Kristy dia Atra , dia Kristianina izanao izay
Azon'i oui oui?
5. ouioui ( 03/09/2010 15:49)
Elah anie miresaka amiko fa tsy TJ e, aleo izy aloha hilaza ny heviny fa tsy elah tsy mahalala azy tsara no mandroso ny heviny
Mitady hivoana vao manomboka ny dinika bainn ,, mijanona fa tsisy reska telo no irey izany ny fanontaniana

[quoteari-malala]
Ny fandinihana ny fipetraky ny volana sy ny kintana ve midika ho fanotàna (manota)? Misaotra mialoha.
[/quote]
6. ikaretsaka ( 03/09/2010 16:15)
noraisiko ohatra iny TJ hanazavana @ la momba ilay fihevitr'ialahy ao ambony ao hoe tsy izay mamaky baiboly akory no atao hoe kristianina ...
ialahy no nanomboka nivoana (jereo ny case misy ny valin'ny dinika fahatelo)
ka hazavaina aloha..
7. ouioui ( 03/09/2010 23:57)
ika:

dia betsaka koa ny filazana hoe "misy famantarana na nahita famantarana eny an-danitra" ... ho an'ny mpiondana @ baiboly

Avy eo ilay fanontaniana ry bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
8. ikaretsaka ( 04/09/2010 19:02)
hay ve e
ok.. ampio aza eo hoe " an'ny namana Kristianina sasany izay" miondana @ baiboly
;)
9. ouioui ( 08/09/2010 22:36)
Ahoana tsy mbola mahita mangirana ihany ve elah bainn sa ???
zany ve elah de nanap teolojia , kiiiii, aleo ihany lesy milalao kanety be klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
10. soanja ( 10/09/2010 04:09)

ari.malala:

Miarahaba ny rehetra,

Mba te hahalala hoa zaho hoe mifanohitra @ fivavahana kristianina tokoa ve ny fanandroana? raha atao hoe anganon'ny ntaolo malagasy fotsiny iany, ny vazaha koa anie mba manandro e! ny astrologues izao anisany... Ny fandinihana ny fipetraky ny volana sy ny kintana ve midika ho fanotàna (manota)? Misaotra mialoha.


Raha iny no ataonao solon'Andriamanitra dia azoko lazaina fa nanary Azy izany ianao, ilay Mpanandro na ilay te hahazo valiny amin'ny fanandroana.

Azontsika ampiasaina ny fitaovana rehetra nomen'Andriamanitra antsika hanatratrantsika ny fitiavany sy ny fahasoavany saingy tsy hahasolo AZY velively akory ny fianteherana amin'izany ho 100%. Aoka ho fantsom-pahasoavana isika fa TSY HOE ANY AMINTSIKA NY VALINY! Satria Andriamanitra no sady fiatombohana sy fiafarana. Izy no fanontaniana ary Izy no Valiny. Iza anefa no tena mahalala Azy sy tena hitono-tena fa hanana ny valiny???
11. fafane ( 10/09/2010 12:41)
Andriamanitra saropiaro amintsika ka tena tsy ankasitrahany mihintsy raha sady hanompo.Azy isikka no mbola hiantehatra @zavatra hafa ankoatrany indray, izyangny fa ny zanako sy ny asan'ny tanako.hoy Izy de aoka ho adidiko ihany,ka inona indray ary no mbola nde hanandro any @ mpanandro indray? Apetraho Aminy ny fanahianao rehetra
12. bor2lais ( 10/09/2010 13:25)
Ahoana no andraisanareo ity tsimpona ity ?

II Tantara 12
32 Ary tamin'ny taranak'Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay tokony hataon'ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny.

Tsy izao ve no atao hoe fanandroana ?
13. fafane ( 10/09/2010 15:40)
Andriamanitra saropiaro amintsika ka tena tsy ankasitrahany mihintsy raha sady hanompo.Azy isikka no mbola hiantehatra @zavatra hafa ankoatrany indray, izyangny fa ny zanako sy ny asan'ny tanako.hoy Izy de aoka ho adidiko ihany,ka inona indray ary no mbola nde hanandro any @ mpanandro indray? Apetraho Aminy ny fanahianao rehetra
14. ikaretsaka ( 11/09/2010 23:16)
Izay le izy :
hoe raha hampiasainao mba hanampy anao hanatanteraka ny fanatontosonao zavatra iray nanirahan'Atra anao. fa tsy asolonao Azy dia afaka mandry ny konsiansinao
15. bor2lais ( 14/09/2010 11:01)
Raha io resak'i fafane io izany dia tsy ilaina ampiasaina ny fanomezam-pahasoavana nomeNY ô !
Sao dia izay ilay atao hoe mandevin-talenta !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.31