Baiboly nodorana nefa tsy levona t@ andron'dRasalama .

1. AndriambyII ( 07/09/2010 22:39)
Ary sao dia misy hifandraisany @ io tantara io aza ny eritreritr' ireo belamba silamo manoloana ny hetsik' i Terry Jones ra fijo?
novalian'i ouioui ny 15/09/2010 01:28
2. fijo ( 08/09/2010 04:39)
de asa fa le finoana wa tsy mba mampiray fa vao miha mampiady.
3. Miharena ( 08/09/2010 05:49)
Tsy ny finoana angamba no tsy mampiray fa ny famoronana fisainana mitsaratsara foana ny hafa.
4. hery ( 08/09/2010 08:24)
Gaga koa aho hoe fa maninona no hodorana? Izahay koa izao afaka mandoro ny fiangonandry zareo ireo raha ohatra ka ny lojikany no arahina...
5. andrywui ( 08/09/2010 09:12)
hoy hery !


Izahay koa izao afaka mandoro ny fiangonandry zareo


zay ndray le fisainana valifaty zay !!! ...

nefa hoy ny Baiboly : raha misy mamely ny takolakao havia dia mba omeo azy koa na havanana (izany no tena fitiavana ry hery , "ireto 3ireto no mitoetra ny finoana ny fanantenana ary ny Fitiavana , Fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin'ireo ")

- Itako i Zama no nidirandoza kle....
6. hery ( 08/09/2010 10:44)
Ary i andrywui ve mba misaina aloha vao manoratra rehefa avy mamaky e? lolll

Ny olona rehetra izay mamaky io nosoratako io dia tsy misy mieritreritra mihitsy na kely aza hoe mandoro na efa nandoro fiangonana. Tssss.

Aleo hazavaina fa mety ho azony ihany rehefa azavaina imbetsaka.

Hoy aho hoe Fa maninona no dorana? Raha ny lojikany no arahina (izany hoe raha manao tahaka andry zareo koa aho) dia ny fiangonandry zareo no efa nodorana taloha.

loll ok ok. Izay anie no tena antony mahatonga ahy tsy hanohy forum politika sy fivavahana e. Sarotra be le miresaka am'lisany. Aleoko miresaka amin'ny olona tena fantatro hoe tsy mahalala nin nin
7. andrywui ( 08/09/2010 10:56)
-- Sady tsy ahadoro koa e ! .... eto europe iany anie ny Kato no manjaka ry hery e !.. fa vao mivoaka io dia anjorombala tanteraka !

--- Ny teninareo ihany anie no averiko e , fa rehefa tsy ho voakritika dia aza miteniteny foana an'izany "handoro fiangonana ..." zany tsony nareo ! ..
8. hery ( 08/09/2010 11:06)
Tsy misy mieritreritra ny handoro fiangonana izany. Ny katolika no tena Fiangonana mandefitra indrindra. Jereo fa na ny silamo sy ny TJ aza avelan'ny katolika manangana fiangonana eto Roma.

Tsy hivakiany loha izany. Tsy hifaninana amin'ireny akory no hatao.

Ny Katolika tsy mbola nisy nandeha nitady kil teny ambaravaran'ny TJ kanefa ny TJ mitady kil eny ambaravaran'ny fiangonana katolika.

Ny Katolika tsy mifaninana amin'izay efa mivavaka na fiangonan'iza izy na fiangonan'iza. Ny misionera katolika dia any amin'ny tsy mpivavaka no mandeha (Afrika, azia sns)

Ary ny hoe miha lany hery any @ sisiny... dia mitadiava aloha statistika :-)
9. andrywui ( 08/09/2010 11:10)
Ao Amerique izao ny Fiangonana Pentekotista no tena "mahery vaika" ao ! dia hanao ve ny Amerikanina hoe tsy mahazo manokatra fiangonana aty nareo Kato ? tsy misy an'izany e ! ... afaka manorina izay te hanorina fa ny "heriny" no tsy mitovy !!

--- Fa naninoa anareo Kato mihitsy ny TJ e ?? -- samy mihevitra ny azy ho marina anie ny rehetra e !raha anotaniana koa zao ry zareo TJ ireo de tena mahita lazaina tsara mihitsy koa izy ireo momba an'ireo filalaovana faty sy fitahirizana vovopaty , taola-paty , ao ampuangonanareo ireo !
.... fa tsy mamaly anareo ry zalah TJ ireo de hararaotina ery ny manivaiva azy eto !!!
10. hery ( 08/09/2010 11:11)
Statistika kely ho an'i andrywui.

Tsy dia misy dikany loatra amiko ity statistika ity akory, Tsy voatery hoe be isa dia tian'Andriamanitra. Fa ny filazana fotsiny hoe mihena ny isany no ametrahako azy eto.


Les catholiques sont passés en neuf ans de 1.045 millions à 1.166 millions (+ 11,5 %). Si la présence des catholiques est stable en Europe (+ 1,17 %), leur croissance est de 10,9 % en Amérique et en Océanie, de 15,6 % en Asie et de 33% en Afrique. Les catholiques européens sont passés de 26,8 % du total à 24,3 %.

Toujours de 2000 à 2008, le nombre des évéques est passé de 4.541 à 5.002 (plus 10,98 %). Le clergé diocésain et religieux s'est légèrement accru (augmentation mondiale de 0,98 %), passant de 405.178 à 409.166 unités. Si en Afrique et en Asie le nombre des prétres croît de 33.1 % et de 23,8 %, en Amérique il reste stable tandis qu'il baisse en Europe et en Océanie baissent de 7 % et 4 %. Le nombre des prétres séculiers gagne 3,1%, passant de 265.781 à 274.007, tandis que les religieux continuent de décroître (- 3 %). De 136.000 ils sont passés à 135.159. Le clergé européen diminue encore. En 2000 il est à 51 % du total, et à 47 % en 2008. L'Asie et l'Afrique sont passées de 17,5 % à 21, 9 %, pendant que l'Amérique tourne autour des 30 % du total.

Les religieux non prétres étaient 55.057 pour aujourd'hui 54.641. En Europe on enregistre une forte diminution (- 16,57 %) ainsi qu'en Océanie (- 22,06 %), tandis que l'Amérique est stable et que l'Asie et l'Afrique augmentent (+ 32 % et + 10,4 %). Les religieuses sont pratiquement le double des prétres et quatorze fois plus que les religieux, méme si leur nombre diminue, passant de 800.000 en 2000 à 740.000 en 2008: 41 % sont en Europe, 27,4 % en Amérique, 21,7 % en Asie, et 1,2 % en Océanie. Les religieuses augmentent dans les continents dynamiques que sont l'Afrique (+ 21 %) et l'Asie (+ 16 %).

L'Annuaire enregistre aussi l'évolution du nombre d'étudiants et de séminaristes, diocésains comme religieux. Leur nombre global a augmenté en neuf ans de 110.583 à 117.024. Par contre, alors qu'en Afrique et en Asie les candidats au sacerdoce sont plus nombreux, l'Europe subit une flexion.
11. andrywui ( 08/09/2010 11:21)
-- Fa mba fantatr'i hery moa fa 100% na 99,% catholique ny olona rehetra tam 12 , 13 , 14 siecle tany ? - izany hoe nidina zany ny isan'ny olona Kato amin'izao fotoana izao !

fa tsy io statistique mampetipety anareo io akory no inona ! afaka mahita decroissance koa anie raha mitady ao amin'ny NET ny olona e ! fa tsy zany ny zava-dehibe fa ny "fihenan'ny herin'ny Eglise Kato " any amin'ny ankoatra an'i Europe !
12. andrywui ( 08/09/2010 11:28)
- Eo ngah de tsy tahotra tsy henatra akory hoe ho doranay Kato ny eglise sekta rehetra !! .... zany de tena tsy izy mihitsy le fisainana kah ! - ny hamono biby tsy nahafaty no atahorako aminareo reo ! ...

- Iza no hanaiky ho doranao eo ? kou raha tsy tamin'ny andron'i Jeanne d'arc izy ty kou hoe ny famonoan'olona faranze betsaka no eritreretin'ny Kato fa ahazahoana "ny Lanitra " ! ....
13. andrywui ( 08/09/2010 11:52)


http://www.alterinfos.org/spip.php?article1021

afaka manamarina koa i hery ary !!
14. ikaretsaka ( 08/09/2010 14:26)

andrywui:

Ao Amerique izao ny Fiangonana Pentekotista no tena "mahery vaika" ao ! dia hanao ve ny Amerikanina hoe tsy mahazo manokatra fiangonana aty nareo Kato ? tsy misy an'izany e ! ... afaka manorina izay te hanorina fa ny "heriny" no tsy mitovy !!

--- Fa naninoa anareo Kato mihitsy ny TJ e ?? -- samy mihevitra ny azy ho marina anie ny rehetra e !raha anotaniana koa zao ry zareo TJ ireo de tena mahita lazaina tsara mihitsy koa izy ireo momba an'ireo filalaovana faty sy fitahirizana vovopaty , taola-paty , ao ampuangonanareo ireo !
.... fa tsy mamaly anareo ry zalah TJ ireo de hararaotina ery ny manivaiva azy eto !!!


tsia tsy ny patekotista no mahey vaika ao.. fa miovaova ataka ny Etats io

ny Kato sy ny TJ dia tsy misy olana afa tsy ilay fihetsika hoe fa maninona raha olona hafa tsy mbola mahalala izany Atra izany mihitsy no andehanan'ny TJ fa ireo olona efa mahalala ? tsy ny kato irery no manana izay fanontaniana izay fa rehefa fiangonana rehetra
15. ikaretsaka ( 08/09/2010 14:54)
aryh le andrywui tokoa tsy mahazo resaka mihitsy a
16. andrywui ( 08/09/2010 17:40)
ahh ! ... salut zokibe Ikaretsaka ! tongasoa enao ! - arahaba alou atao vao miresaka zoky a! mbola tsy nahita TJ nanoko teo ambavahadinareo zany ah e :lainga be zany !! tsy tonga ve de tifirinareo ra itanareo nanao anzany ry zareo ?? zavatra nareo oul liandrà be ireo !

- ra -ika maninona tsara le illumitti ? tsy finoana ? fa inona ndray ? .. hiteniteny foana mahamenatr'olona eto ty Ika ty fa tsisy avaly koa !! - tafiditra amin'io i Kato (vatican plutt) ary tsy azonareo lavina zany r'ika a !
17. fijo ( 08/09/2010 19:08)
ary TJ ngah lery io ra hery???????lazao raha izay fa mamindra pesta ireny an
18. ikaretsaka ( 08/09/2010 21:44)
tsy fantatra ihany ny finoany ra fijo a
tsy kato aloha lery io dia mazava
milaza fa FJKM lery nefa ny akamany fjkm aza matetika no gaga amin'i lery heo tsy theology fjkm ny avoakany...
andrywui> tsy hoe tsy mbola nahita akory ialahy dia midika hoe tsy misy

ny ilazako hoe tsy finoana ny illuminati fa ideologie dia izao, i Bush izao tsy katolika fa WASP (White Anglo Saxon Protestant) nefa lazainareo fa mifampiraharaha amin'io.\

sady raha conspiracy theory no entina mi affirme .. tsy convaincant
19. ouioui ( 08/09/2010 23:36)
fijo:

de asa fa le finoana wa tsy mba mampiray fa vao miha mampiady.

Croisade
Rah iny 14-18 iny fotsiny ary no lazaina dia ny evekan'ny an-kilany mitso-drano ny hamonoana ny fahavalo nefa eveka koa no mitso-drano ny etsy ambadika , tena tsy izy e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
20. andrywui ( 09/09/2010 09:25)
hoy i ouioui


Rah iny 14-18 iny fotsiny ary no lazaina dia ny evekan'ny an-kilany mitso-drano ny hamonoana ny fahavalo nefa eveka koa no mitso-drano ny etsy ambadika , tena tsy izy e


tena efa tsy izy tsony ra ouioui no ataondry zalah fa mahagaga mbola misy manaraka foana a !! famonoan'olona sy fi-torturé na olona no tena angadin'ireo Kato reo hatramzay !! de ny mahagaga de lazainy fa ampahamasinana hono no hi-torturé ndry zalah olona !!

de io lazainlah io koa ny tena fombany io mandrisika hampamono olona nefa Fivavahana !! ny momba andry zalah Tompo menakeliny ato de hoe mitapî-maso otran soavaly ve sa mahalala iany fa minia mikimpy ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3535