Baiboly nodorana nefa tsy levona t@ andron'dRasalama .

21. andrywui ( 09/09/2010 09:27)
hery ===)) -- sao de tsy hitan'i hery tsara ary ity STAT ty ?? raha hamoaboaka eto anie de samy mahita isika e ! de aona ? lainga ndray io sa zah no namorona an'io



http://www.alterinfos.org/spip.php?article1021

22. mirananirina ( 09/09/2010 13:14)
Ka matevina ve ve ilay baiboly ho levona???sa dia tena tsy may mihitsy sa may fa tsy levona fotsiny???BELAMBA SILAMO hihihi,angaha mbola tsy tany ambanivolon'i Gasikara enao ka tsy mahita GASY BELAMBA be any.
23. andrywui ( 09/09/2010 13:19)
elaela mirana a !... ity mba jereo aloha fa tsy mety hivoaka eto mihitsy lay raikalahy iry fa tsy itany ze avaly !!!! petsa ee ! zay le hoe petsa lay havako iny !! hon hon hon


http://www.alterinfos.org/spip.php?article1021


24. AndriambyII ( 09/09/2010 18:06)

mirananirina:

Ka matevina ve ve ilay baiboly ho levona???sa dia tena tsy may mihitsy sa may fa tsy levona fotsiny???BELAMBA SILAMO hihihi,angaha mbola tsy tany ambanivolon'i Gasikara enao ka tsy mahita GASY BELAMBA be any.

Ny @ io baiboly nodorana io ange ka tantara marina Mirananirina e ! Fa ny antsipirihany angamba no niova tsy ho original , satria efa tantara notanterina taty aoriana , araka ny lovantsofiko manokana avy @ fianankaviana dia ireo missionaire ihany no nanao investigation nandorana azy io mba hampisy lanjany azy eo anatrehan' ny vahoaka malagasy t@ izany andro izany ,nampisy ny fifandonana t@ ireo samy malagasy taloha ,vokatry ny asa maizin' ireo profane avy taty ivelany, misy tantara vitsivitsy mitovy @ fandorana baiboly io ny fomba nanjanahan' ny firenena hafa taloha , ohatra Indochine , Bresil , ets ets ,raha ny momba an' i Mada indray ,efa voatetiko daholo ny provinces 6 rehetra hatr@ fahazazako , Diego hatrany tulear , Tamatave Majunga , fianar , globe trotter kely mihintsy izahay t@ mbola kely tao antanàna tao.
25. AndriambyII ( 09/09/2010 18:35)

mirananirina:

Ka matevina ve ve ilay baiboly ho levona???sa dia tena tsy may mihitsy sa may fa tsy levona fotsiny???BELAMBA SILAMO hihihi,angaha mbola tsy tany ambanivolon'i Gasikara enao ka tsy mahita GASY BELAMBA be any.

Araka ny lovantsofina aloha ry Mirananirina , dia tena tantara nisy io fandorana baiboly tao Mada io , ny zavatra tsara tadidiana anefa dia novain'ireo mpanoratra mba hampirindràna ny tantara arak' izay heveran-dry zareo hahitana tombony.
Ny zava-nisy dia ireo missionaires nitory ny teny masina avy taty ivelany ihany no namporisika Malagasy sasantsasany t@ ireo loholona sy zokiolona nanao izany hampandehanana tsara ny fanjanahan-tsaina taloha ,efa nisy cas similaires toa izany no nataon' ireo conquistador espagnol, na ny portugais , tena mety kila tanteraka ilay baiboly nodorana angamba fa taratasy ve tsy hirehitra klé ? he he! izah ndray dia tena globe trotter kely mihintsy t@ mbola kely , tsy nisy tsy voatetiko ny faritany tao Mada tao andraso anie andramako tadidiana en dehors 'n 'i Tanà é ! tulear , diego , tamatave , fianar , Fort dauphin , Arivonimamo , Ambositra ,antsirabe , Fandriana , sainte marie , Nosibe , Faratsio , farafangana , Vangaindrano ,Mahatsinjo ,Ambovombe ,Fenerie est , Fenoarivo, Miarinarivo ,langaina , carion ,Ambatondrazaka ,Brickaville , Moramanga , Antalaha , Tsiroanomandidy ,Vohemar , tena efa nisy adinoko izy izany aza !
26. AndriambyII ( 09/09/2010 18:37)
Tantara marina io fa nisy nanisy Désinformation historique Mirananirina a!
27. mirananirina ( 11/09/2010 09:10)
Za ange tsy manao hoe tsy marina io Andriambyll!nanontany fotsiny aho manko eh!
28. ikaretsaka ( 11/09/2010 14:22)
alterinfos ve letsy nop angalan'ialahy infos
ohatran'ialahy hiresaka foot de bokina basket no alaina... na hiresaka momban'ny silamo de bokin'i Mormons no vakiana
29. ouioui ( 15/09/2010 01:28)
Izay le valin-tenin'olona tsisy apoaka , eto ny arguments elan bainn fa aza mifapitsaratsara a, elah ihany anie no hifoteran'olona eo aby eo , de hitaraina @ rahery eo
Betsaka ny zavatra hoatran'io nomen'i billy io ary misy fahagagana hafahafa izany foana miaro [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/3d-respect-prosterne-3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2521