Fivavahana, finoana

niryna ( 04/10/2010 04:56)
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e Miresaka foana ny olona ... tohiny
vonynive ( 01/10/2010 13:21)
mba tiako hofakafakaintsika io rom 2 io, saropady ihany ankehitriny io lohahevitre io nefa aoka ny hevitra no hiady fa tsy ny antokompivavahana na isika akory. inoako fa hisy soa hotovozintsika avy ... tohiny
novalian'i vonynive ny 06/10/2010 10:57
niryna ( 01/10/2010 04:41)
Ny zavatra heno matetika dia hoe kristiana miangona alahady fa mangalatra akoho alatsinainy,kristiana sandoka,kristiana mpihatsaravelatsiny,kristiana....feno mihitsy ny pejy ny haratsin'ny kristiana ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/10/2010 04:16
ndenn ( 30/09/2010 11:11)
Celulles souches ,gouves spirituels , composantes chimiques universelles , traces historiques généalogiques ,motricitéscélestes ,quantiques ,mathematiques ,chimiques ,physiques ,algorithmiques, a... tohiny
fijo ( 28/09/2010 20:04)
nijery fandaharana momba ny fitsarana iray aho,dia ny aferan'io pretra io no sendra tao.ingahy io,dia pretra amina tanana kely eto frantsa,ary efa ho 30 taona mahery no naha pretra azy tao. tany amin'... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:30
niryna ( 28/09/2010 17:05)
Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e? ... tohiny
novalian'i fafane ny 18/10/2010 19:29
AndriambyII ( 28/09/2010 11:25)
Mba tiako ho zaraina @ olona ny exp ananako ny @ io , asa raha mba misy olona mifandray tadin-dokanga amiko .Ady sanina goavana tsy mila hadisoan-kevitra no hiangaviana amintsika .Tsy kabary fanolàna... tohiny
novalian'i soanja ny 08/10/2010 03:48
AndriambyII ( 28/09/2010 10:58)
Le mariage de la «Jihad 666» et de la «Jihad 88» : est-ce la faute des jeunes gothiques ? La Mission Interministérielle de Vigilance et de Lutte contre les dérives sectaires (MIVIL... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/10/2010 12:19
FinoakoAzy ( 28/09/2010 10:07)
Miarahaba antsika rehetra! Tsy catholique aho fa protestante, nefa amiko, Andriamanitra iray ihany no ivavahantsika. Nisy nanoro ahy ny Neuvaine (finoana catholique fa ny protestant tsy misy an'io sa... tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2010 20:18
andrywui ( 27/09/2010 09:30)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=UWMkwjSzR2s[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=NSMG17xtj9I[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ooFU7OHCoDQ[/youtube] de lazaiv... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:41
fijo ( 24/09/2010 19:15)
rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia midedaka ery miteny hoe"mamela ny helokay,tahaka ny namelanay izay meloka taminay....."mijery an'i Odon sy ramino paul nefa ho,di amanontany tena hoe,ireto mpi... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:44
YDIFAS ( 24/09/2010 19:02)
Miarahaba antsika amin'Ilay tena tia antsika Hoy ny mpianatr'i Kristy Taminy :mampianara anay hivavaka. Hoy Izy namaly: [i]Koa amin'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohama... tohiny
novalian'i vonynive ny 04/10/2010 09:17
infiny ( 24/09/2010 11:56)
Ahoana marina ny momba io boky io fa toa nitady soratra hoe Atra, Jehovah, sns tao za dia tsy nahita mihitsy e! Rehefa vakina koa anefa ilay izy dia toa tsy mifandraika amin'Atra mihitsy. Ny tiako aha... tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2010 05:37
niryna ( 24/09/2010 05:48)
Amin'ny fahotan'ny molotra dia misy fandrika ahitan-doza.Fa ny marina ho afaka amin'ny fahoriana. Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy.Ary ny asan'ny tanany hitsingerina aminy. Ny lalan'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 16:17
niryna ( 23/09/2010 17:03)
Hoy ny teny ao amin'ny soratra masina miteny hoe "Raha tia ahy ianareo dia fahano ary ny ondriko (Jaona 21-17) Inona no teny tiana ampitaina antsika rehetra indrindra ireo olona sasatra ny manenjika... tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 15:55
fijo ( 22/09/2010 19:15)
dia gaga aho raha nahita taminn'y vaovao,fa tsy mahalala ny anaran'i papa akory ny vahoaka ao angletra????????tena le fankahalana ve no mahatonga izany sa tena tsy firaharahiana fotsiny????nefa hono s... tohiny
novalian'i cyril ny 05/10/2010 20:51
mirananirina ( 21/09/2010 08:43)
Jereo dinika momba serasera... tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:55
hery ( 20/09/2010 04:47)
Mahagaga tokoa an. Tsy misy afatsy hoe fisaorana rehefa jerena ny tombony maro azontsika avy amin'Andriamanitra... [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=SiGTV7N5AjU[/youtube] ... tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:27
Mpanazava ( 19/09/2010 06:06)
"Mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao" (Ohabolana 5:18) [img]http://img27.imageshack.us/img27/1220/coupledv.jpg[/img] [img]http://img85.imageshack.us/img85/1258/96017728.jpg[/img] Ma... tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 11:39
Mpanazava ( 18/09/2010 19:37)
Fa de nahoana loatra re e!... Alahelo, fitarainana, fanaintanana, izany no azo amehezana ny manjo antsika rehetra rehefa sendra voina,na famoizana havana na namana akaiky sy ny maro hafa. Matetika is... tohiny
novalian'i ouioui ny 24/09/2010 09:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.6093