Fivavahana, finoana
Miharena
(
19/11/2010 07:01)
Raha mijery sy mandinika ny fototry ny finoana sy ny fikarohana rehetra momba izany dia fampiraisana sy fampivondronana ny olombelona hanana fomba fijery iray no antony. Ny zava-misy anefa dia voazara...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:01
AndriambyII
(
18/11/2010 22:33)
Ny toerany sy ny fahamasinany ho an' ny Xana kato .Raha nankasitraka ny tsy famorana ny zazalahy menavava , nety nandika lalàna masina ve izy ? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:27
ydifas
(
16/11/2010 08:06)
Ny fiadanan'i Kristy anie ho amintsika rehetra,
"[i]Tsy ny fanatitrao no ananarako anao, ary efa eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra doranao. Tsy maka vantotr'ombilahy amin'ny tranonao Aho, na os...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/11/2010 17:21
RAR.DAGO
(
16/11/2010 07:35)
- Tsy misy tsy mahafantatra fa ny tany miaraka @ planeta 7 hafa (tsy azo atao hoe planeta intsony hono i Pluton zao) dia miodina manodidina ny masoandro.
- Ny masoandro indray dia kintana iray ao ana...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:13
lagoon
(
12/11/2010 17:11)
maro dia maro manko ny kristianina no toa lasa diso tanjona ka lasa ny marche de consommation sy ny materialisme no tanjona eo @ fiainana?
nadika vilana ny fampianarana kristianina ve?sa tena izay no ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:05
niryna
(
12/11/2010 04:56)
Rehefa manaraka ny fandaharana fivavahana aho dia itako fa maro be ny firenena manankarena no manampy ireny tany mahantra ireny.Manao sekoly,hopitaly,mampianatra ireo ankizy vavy namidy tamin'ny fivar...
tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 11:45
andrywui
(
08/11/2010 10:04)
tokony hietsika koa ny kristianina de amboarina ny musul any amn tanana any fa toa resy tsy miady foana nefa efa fanimpiriny io zao
http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663
http://www.reforme.ne...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:00
Rasobakobako
(
05/11/2010 08:09)
Feno 5 taona ny taninketsanay, ANTSASOA (Ankizy Taninketsan'ny Sekoly Alahady SOAvinandriana) Antananarivo, ankizy kely no betsaka, 98%.
Te hanao zavatra tsara be zahay fa ny enti-manana no tsy ampy ...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 09/12/2010 12:42
ydifas
(
05/11/2010 06:12)
"Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy." [b]Mpitoriteny 7/29[/b]...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 02:54
niryna
(
04/11/2010 16:55)
Mety ho mora resahina fa sarotra ho tanterahina na mifanohitra izany angamba fa antsika tsirairay io .
Ny fifamelankeloka no zavatra iray sarotra sy tsy mety azo ao anatin'ny baiboly.
Nisy olona nara...
tohiny
novalian'i ngovitra ny 28/01/2011 16:16
RBNIR
(
04/11/2010 09:27)
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:46
ydifas
(
04/11/2010 05:07)
Miarahaba antsika rehetra,
Miangavy am-panajana antsika rehetra hivavaka ho an'ireo izay manisy ratsy antsika, ho an'ireo izay manenjika antsika fa izany no mampiavaka ny tena zanak'Andriamanitra. Mam...
tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:42
fijo
(
03/11/2010 21:24)
raha nanaraka ny tantaran'ny ireo mpiantafika kristianina fahiny"ny croisé" aho,dia nahita,fa raha niditra tany israely ry zareo,dia tonga tao jerosalema ary niankohoka teo amin'ny fasan'i jesoa????...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/11/2010 08:29
AndriambyII
(
03/11/2010 20:54)
Ohatr' inona sy hatr'aiza no hamaritanareo izany eo anatrehan' ny fahefan' A/tra ? ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 06:57
RAR.DAGO
(
29/10/2010 09:30)
Répartition des religions dans le monde (Ces données sont tirées du tableau de David B. Barrett, Nations Unies, 1998)
[b]Chrétiens:[/b] 1,943,038,000, soit 32.8% de la population mondiale.
[b]...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 07:50
RAR.DAGO
(
29/10/2010 06:11)
Nangataka t@ dadany hono i Jesosy :
- Avelao aho ry Dada mba hiverina any an-tany, indrindra any Madagasikara fa tena tsy azon'ny olona mihitsy ny zavatra nampianariko fa mifanohitra tanteraka @ zavat...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/11/2010 21:38
vonynive
(
28/10/2010 11:45)
[b]inona no iavahan'ny kristianina sy ny tsy kristianina[/b]
io indray no mahalasa ny saiko...
Hevitra vary raraka atao an-tsobika no atao eto ka na avy aiza na avy aiza ny hevitra dia horaisina anta...
tohiny
novalian'i vonynive ny 11/11/2010 13:18
ydifas
(
27/10/2010 07:46)
Tononina ho antsika, amin'ny Anaran'i Jesosy, ny fahasoavan'Andriamanitra amin'ity anio ity.
Iza amintsika no tsy te hiadana? tsy te hanan-karena? "Angamba tsy hisy hilaza hoe: aleoko mahantra toa iza...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 27/10/2010 16:29
niryna
(
27/10/2010 05:58)
Nifampiresaka an'i satana ity rangahy iray ary nifanazana tamin'ilay namany iray manana fahendrena sy manetry tena.Na inona na inona hoy ity ranamana ny zavatra ataonao dia tsy mba mivadika ity rangah...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/11/2010 16:16
