Fivavahana, finoana
mirananirina
(
07/04/2011 07:28)
Masiaka tokoa Atra raha ny hita sy voalaza ny baiboly no lazaina,betsaka ny olona novoniny (satria mpanota)ohatra ny tantaran-dry Noé,Samson,David et Goliath,Moïse.sns......maro be.Rehefa dinihana...
tohiny
novalian'i blackj521 ny 03/05/2011 10:27
Miharena
(
07/04/2011 05:08)
Miarahaba ny rehetra. Ity misy resaka kely iray mametraka fa tsotra be Andriamanitra rehefa miteny (jereo ny lien).
[url=http://]http://terrenouvelle.ca/Messages/2011/04/06/l%e2%80%99invitation-de-d...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/04/2011 16:48
christian777
(
05/04/2011 08:16)
Faly miarahaba antsika rehetra
Izay manana fijoroana vavolombelona anasana ny namana sy ny sakaiza dia alefaso
Ho tahin'ny tompo anie isika rehetra...
tohiny
novalian'i christian777 ny 05/12/2011 12:57
niryna
(
05/04/2011 05:18)
Mahavariana tokoa io tenin'Andriamanitra io sy ny fampianarana izay omeny antsika.Jereo anie ity e.Tena mahatonga saina satria misy hiainantsika io amin'izao fotoana izao.
Notsongoiko tao amin'ny S...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 05/04/2011 17:41
christian777
(
04/04/2011 14:27)
Maro ny fiangonana milaza tena ho kristianina amin'izao andro farany izao.
Iza ary no tena izy?
Samia milaza ny azy.Ny kilemany. Ny mahatsara azy.Ny mahasamihafa azy.Ny mampitovy azy tamin'ny fiangon...
tohiny
novalian'i jeotheo ny 04/04/2016 09:54
ydifas
(
03/04/2011 19:07)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako
Anio dia hafatra ara-paminaniana (message prophétique) voaraina mpanompon'Andriamanitra maro momba an'i Madagasikara no ampitaina amintsika (hafatr...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/04/2011 02:50
laloanany
(
29/03/2011 14:20)
Ho antsika liana sy te hahalala bebe kokoa ny tantaran'ny Fiangonana Kristianina dia ity misy fandaharana feno notontosain'ny AE channel. Mahafinaritra sy mahaliana ilay izy ary dia amporisihina isika...
tohiny
novalian'i Ibalita ny 28/06/2017 04:52
RBNIR
(
28/03/2011 12:30)
Manasa an-tsika rehetra mba handray ny famonjena atolotr'i JESOSY KRISTY TOMPO ho an-tsika,
Jereo ao amin'ny lohahevitra napetrako ery ambanimbany ery hoe "FA INONA MARINA MOA NY ATAO HOE FAMONJENA?"...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 07/04/2011 11:26
ydifas
(
27/03/2011 06:05)
Miarahaba antsika rehetra.
Mba mangataka fanazavàna momba ireto andinin-teny ireto (Apokalypsy 14/1-5).
1) Moa ve 14400 no isan'ny ho voavonjy?
2) Raha ny voalaza eto mantsy dia tsy nahitana pentina ...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 27/04/2011 09:16
niryna
(
26/03/2011 06:30)
Tato ato dia nifanesisesy na trakta na sary maro izay mahalasa saina ny maro.
............................................................................................
[b] II Tes 2:
1 Ary mangatak...
tohiny
novalian'i Miharena ny 28/03/2011 06:24
Miharena
(
23/03/2011 19:59)
Nosokafako kely ity loha-hevitra ity noho ny fifanipahan-kevitra maro miseho eo amin'ny fandraisana ny momba ny fahariana, famonjena, fahaverezana.
Inona marina no tena voarain'ny mino ary inona mari...
tohiny
novalian'i Miharena ny 04/04/2011 15:05
ydifas
(
22/03/2011 10:44)
[b]Marka 13/32[/b] "FA NY AMIN'IZANY ANDRO NA ORA IZANY DIA TSY MISY MAHALALA, NA DIA NY ANJELY ANY AN-DANITRA, ARY NA DIA NY ZANAKA AZA, AFA-TSY NY RAY IHANY"...
tohiny
novalian'i laloanany ny 26/03/2011 01:23
cyril
(
22/03/2011 09:52)
hiverina hiankohoka amin'i Masina Maria amizay isika zanak'olombelona eratany fa mety izany no mahatezitra an'Andriamanitra de hanasaziny ny olombelona satria be loatra isika kristianina tsy mety mana...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/04/2011 11:54
laloanany
(
21/03/2011 14:23)
(MIALA TSINY RAHA LAVA FA VAKIO HATRAMIN'NY FARANY RAHA MANAMPOTOANA)
Nataoko ny fanadihadiana: ny tantarampiangonana Kristianina hatramin'ny nahaterahan'i Jesoa Kristy ka hatramin'izao. Nanatrika s...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/03/2011 03:27
ydifas
(
21/03/2011 08:01)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy ny tenako,
Tamin'ny farany dia nampahery antsika hifampivavaka ny tenin'Andriamanitra. Nahoana no ny hafa no entina am-bavaka fa tsy isika?
Diniho anie! rehef...
tohiny
ydifas
(
21/03/2011 07:57)
Miarahaba,
Miala tsiny raha toa ka eto no alefako ity satria eto no fantatro fa betsaka indrindra ny zanak'Andriamanitra.
Manana namana aho i Magloire no anarany, mipetraka any Toliara, tsy nandray ka...
tohiny
AndriambyII
(
20/03/2011 00:59)
Hisy source volcanique goavana hipoitra eo anelanelan' ny continent afrique asie , hanantanteraka ny fahamasahan' ny bolabolan-tany ! Tsy ho ferana ny horohorontany mandritry ny 20 taona mifanjeny . H...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 28/03/2011 08:33
AndriambyII
(
19/03/2011 23:49)
Des centaines de personnes ont été évacuées après l'entrée en éruption du volcan du mont Karangetang, en Indonésie, ont indiqué samedi les autorités qui ont émis une alerte rouge.
Près de...
tohiny
novalian'i christian777 ny 04/04/2011 13:45
niryna
(
17/03/2011 04:44)
Nisy tantara kely iray izay mba nahatonga saina ihany.
Rehefa nivenjivenjy teo amoron'ny fiangonana satana dia nanontany azy ity anjelin'Atra hoe maninona ety amoron'ny fiangonana ety hianao? Fa manin...
tohiny
novalian'i Miharena ny 23/03/2011 19:20
Fox40
(
16/03/2011 09:54)
vakio ny Matio 24 dia hazava aminareo ny zava-drehetra izay mitranga fa tsy ny hoe 2012 sns.. no hiadina hevitra e, sao mantsy lany andro miady hevitra eo nefa ny Andro manantona ihany. Iry Lagoon sy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2011 05:31
