Fivavahana, finoana

RBNIR ( 20/06/2011 15:45)
Faly miarahaba namana isany, Hoy i Jesosy Kristy Tompo hoe : « Tsy izay rehetra manao amiko hœ: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay... tohiny
novalian'i madagass ny 29/06/2011 15:03
Maranatha ( 15/06/2011 12:45)
Raha mandalina ny bokin'iDaniela isika ka rehefa tonga eo @ Dan8:13-14dia hahita izao teny izao " Dia nandre ny masina anankiray niteny aho, ary nisy masina iray koa nanao t@ ilay niteny hoe : Mandram... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/06/2011 10:59
YDIFAS ( 13/06/2011 09:01)
Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra. Tononina amintsika anie ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Zavatra sarotra sy matetika manafitohina ary mampihemotra ny maro no ambaran'i... tohiny
novalian'i rijadolly ny 29/06/2011 03:06
Miharena ( 12/06/2011 03:41)
DIEU ET L'ENFER: OÙ EST LA VÉRITÉ Il y a quelques années j'ai reçu un commentaire d'un jeune homme nommé Scott. Ce commentaire s'est retrouvé dans le livre de Conversations avec Dieu pour... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/06/2011 15:21
Miharena ( 10/06/2011 08:38)
Raha manaraka tsara ny tononkiran'i Bessa isika dia mamaritra tokoa an'Andriamanitra ny filazany ary tsy tokony ho isan'ireo tsy mahalala intsony ny olona amin'ny fandrebirebena hoe Andriamanitra masi... tohiny
novalian'i niryna ny 05/07/2011 03:58
Picsou ( 09/06/2011 12:42)
DELIVRE DES PUISSANCES DES TENEBRES Par Emmanuel ENI Chapitre I : Ma fuite vers une « nouvelle vie » « Oriente le jeune garçon sur la voie qu'il doit suivre : méme quand il sera vieux il ... tohiny
novalian'i bichette ny 12/07/2011 11:23
vonynive ( 09/06/2011 06:36)
[i][b] Fa izaho milaza ny marina aminareo: mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy. JAONA ... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/06/2011 04:24
Maranatha ( 07/06/2011 12:44)
Io no Lohahevitra . Ahoana ny hevitrareo ,fa aminay izay mbola manao ireny amin'ny fomba nanaovan'ny Jiosy azy dia tsy mino an'i Jesosy kristy satria ireny ilay voalaza ao @ kol 2:17 hoe aloky ny zav... tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/06/2011 06:33
bor2lais ( 06/06/2011 14:48)
[quote=YDIFAS] ... mianatra manetry tena, mianatra mandefitra amin'ny zavatra rehetra, mitory ny Fahamarinana amin'ny olona rehetra, [b]mianatra mitia ny fahavalo[/b], mianatra mivavaka ho an'ireo iza... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/06/2011 14:56
YDIFAS ( 05/06/2011 19:37)
Faly tafahaona amintsika amin'ny alalan'izao hafatra izao ny tenako. Ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra anie hamonto antsika rehetra. Miankina betsaka amin'ny fianarana nataony ny ... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/06/2011 05:03
rijadolly ( 03/06/2011 06:33)
[b]ASAN'NY APOSTOLY 1 : 4 Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala any Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy;5 fa Jaona nanao bat... tohiny
novalian'i madagass ny 30/06/2011 11:14
Miharena ( 02/06/2011 06:05)
Ny fahenontsika matetika dia ny hoe l'homme propose, Dieu dispose amin'ilay resaka hoe raha sitrapon'Andriamanitra. Raha tena mandinika anefa isika dia mifanohitra ilay izy satria Andriamanitra mihits... tohiny
novalian'i niryna ny 04/07/2011 20:36
Maranatha ( 01/06/2011 13:00)
Ny olona masina izany dia ireo izay mitandrina ny Didin'Atra , ireto avy ireo Didy ireo: Eksodosy 20:3 1- "Aza manan'Atra hafa afatsy Izaho ihany" 20: 4-5 2- "Aza manao sarin-ja... tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/06/2011 06:13
0uioui ( 31/05/2011 11:45)
- Kristy maty araka noho ny fahotantsika , natsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo, mipetraka eo ankavanan'Atra Ray Tsitoha ,ary mbola ho avy indray handray antsika izay miorina tsara ao Amin... tohiny
novalian'i Tefigasy ny 30/06/2011 12:05
Mpanazava ( 30/05/2011 12:35)
Evolutionina (Mivoatra miandalana) ve sa noforonina. ... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/06/2011 04:24
kaiaja ( 30/05/2011 05:37)
bjr daolo mba mangataka raha mba misy manana tantara kely mba ampianarina ny ankizy any ampiagonana rehefa alahady, za manko mpianadraikitra sekoly alahady dia indraindray efa tsy hita intsony izay la... tohiny
novalian'i rahery08 ny 14/06/2011 08:25
mpive ( 28/05/2011 17:26)
fa maninona no betsaka be toy izao ny karazam-piangonana e? dia tena misy foto-kevitra tena mafonja sy samy hafa ve izy ireny? Dia maninona no mitangorona fotsiny aeny amin'ny tanan-dehibe ny maro ? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 01/06/2011 05:42
daran ( 27/05/2011 17:09)
Betsaka zay sary masin'i Jesosy hitako izay. Fa maninona kay no ohatrany atao mampalaelo b foana ny sariny e? :-); tsis mitsiky mints fa ohatrany manao mampalaelo kely foana.... tohiny
novalian'i hery ny 30/06/2011 14:51
Miharena ( 27/05/2011 11:18)
[quote=Miharena] JAONA 17 : 5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin'ny tenanao, dia amin'ny voninahitra hiarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao. Ity tanisa ity Rekinbelo... tohiny
novalian'i rijadolly ny 31/05/2011 19:36
Mpanazava ( 27/05/2011 08:38)
"Maro no olona mino fa hifarana tsy ho ela ity tontolo ity. Mety ho tafavoaka velona amin'izany isika, ka hiaina amin'ny tany Paradisa? "Dieny tsy mbola mihatra ny didy (Mihelina toy ny akofa ny andr... tohiny
novalian'i Miharena ny 05/06/2011 17:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.3844