Fivavahana, finoana
niryna
(
03/09/2011 16:40)
Ity misy video ho antsika.Tanora kely mihira ny Amazing Grace
http://www.godtube.com/watch/?v=FFJ29MNU...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 29/09/2011 14:50
rijadolly
(
01/09/2011 16:04)
Mangataka ary mamela ahy ianareo tompon' andraikitra mba hamerina ity satria tiako mba hiparitaka aingana izy ity.
Efa nahita olona nanao téléchargement 38 aho amin'izao, ary inoako fa x10 no nipa...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/09/2011 19:37
zokieva
(
01/09/2011 12:34)
Eo @ fiarahamonina Malagasy,indrindra fa ny kristiana dia mbola ny lehilahy hatrany no "MITORY FITIAVANA"voalohany,manao ilay (1ere pas) avy eo kosa ny tovovavy izay hiantefan' izany no mamaly hoe "E...
tohiny
novalian'i zokieva ny 03/09/2011 07:35
saho
(
31/08/2011 15:11)
Miarahaba anao liana ara pitaizana finoana kristiana, izany hoe boky masina baiboly no iaingako eto
Misy ohatra maromaro tokoa ara tantara raha resaka itony Fanahy itony na ao anaty testamenta taloha ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2011 15:35
nissi-praise
(
31/08/2011 10:32)
Miarahaba antsika rehetra.
Ny Nissi-Praise Ministry dia faly manolotra anao Baiboly éléctronique version word. Mba ahafahanao maka azy dia tsidiho ny pejy ambany indrindra ao amin'ny: http://nissi-...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2011 15:50
Bouclette
(
30/08/2011 17:54)
Un jour, alors qu'elle marchait dans la rue, une femme, une de ces cadres à qui tout réussit, est tragiquement heurtée par un autobus et meurt.
Son âme arrive au Paradis où elle est accueilli...
tohiny
novalian'i Miharena ny 09/09/2011 15:42
zokieva
(
27/08/2011 08:16)
Nisy vehivavy nanan-janaka roa (3 taona sy 10 volana).Rehefa nampandro ilay zaza 10 volana tao @ douce izy dia tampoka teo dia nisolifatra teny an-tanany ilay zaza fa nalama be noho ny savony izay ef...
tohiny
novalian'i zokieva ny 05/09/2011 07:29
vonynive
(
24/08/2011 07:41)
Miarahaba ny mpamaky,
Tsapa fa miharatsy ny fiainam-piarahamonina ankehitriny. Re etsy ny fanolanana, hita eroa ny halatra, manginy fotsiny ny vonoan’olona sy ny herisetra feno habibiana ary ny m...
tohiny
novalian'i manampi67 ny 25/08/2011 15:47
RBNIR
(
23/08/2011 11:34)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xf19i0_ambany-elatrao-jocelyn-ranjarison_music[/dailymotion]
...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 23/08/2011 11:48
bor2lais
(
20/08/2011 12:50)
Une petite fille raconte les noces de Cana…
"Et c’est alors qu’à la vue de Notre Seigneur Jésus, l’eau fut émue, intimidée, troublée devant tant d’honneur de se trouver devant le Me...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/08/2011 23:23
zokieva
(
17/08/2011 11:34)
Mivavaha,mitraka fa hisy zavatra hiseho @ 10 septambra 2011...
tohiny
novalian'i zokieva ny 31/08/2011 06:41
zokieva
(
16/08/2011 11:42)
tsara ny manao ny tsara eto an-tany
Fa tsy mahavonjy anao izany!
Fa ny hany lalan-tokana
dia Jesoa ilay Fanavotana.
Io ihany no hany antoka
Hahazoanao mifantoka
Fa azonao ny paradisa
ka tsy ho nenin...
tohiny
Maranatha
(
09/08/2011 05:30)
Raha nahatsikaritra isika dia teo @ sakafo no nakan'i satana fanahy an'iAdama sy Eva ka nahalavony azy , ary manaraka dia isany nakana fanahy an'i Tompo Jesosy ihany koa ny HANINA.
Amin'izao vanim-...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 08/09/2011 10:24
rijadolly
(
02/08/2011 03:53)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=rpPX1Z8DTHI&feature=related[/youtube]...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/08/2011 20:48
Tefigasy
(
01/08/2011 11:30)
Salama jiaby,
Mba gaga ihany aho mbola mahita olona maro milaza azy ho kristianina mbola mihira ity hiran'i Bessa ity hoe "ny andriamanitra inoako". Toy izao ilay tononkira :
[i]Ny Andriamanitra in...
tohiny
novalian'i miarana ny 02/09/2011 21:57
zokieva
(
29/07/2011 07:09)
Fijoroana vavolombelon'ny ankizy kely vao 10 taona monja teto Antananarivo rehefa nentin'ny Tompo tany @ helo sy ny paradisa izy ka nilazany fa lasa any @ afobe i Mickael Jackson mikiakiaka mafy hoe :...
tohiny
novalian'i falirako ny 21/09/2014 10:25
zokieva
(
28/07/2011 12:34)
Alatsinainy 28 marsa 2011
NY HELO SY NY LANITRA: hafatra ho anao
Ny voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany.
Ity «epistily» soratako ity dia fitantarana ny fijoroana vavolombelona izay nat...
tohiny
novalian'i zokieva ny 09/08/2011 08:07
RBNIR
(
26/07/2011 09:09)
http://youtu.be/lpTSUHXdkgo
...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/09/2011 07:10
kintana777
(
21/07/2011 12:25)
hevero tsara izay mety fiangonana idiranao fa tena maro no manangona olona fa manao ny ataony mijangajanga sy manao ny ataony tsy mahalala ny madinika akory
mamakia baiboly dia mivavaha dia ho hitana...
tohiny
novalian'i kintana777 ny 06/09/2011 09:08
niryna
(
20/07/2011 16:46)
Mahavariana ahy ity resaka ity ka mba mila fanampiana anareo ny havana satria maromaro ireo olona samy manana ny fiangonany no nianatra mpiandry dia rehefa niroboka dia lasa hoe tsy mahazo raisina mpa...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/09/2011 00:23
