Fivavahana, finoana

bor2lais ( 31/10/2011 13:29)
Faly miarahaba antsika rehetra. Tato ho ato dia somary vaka ihany ny saina mamaky ity seraserantsika "Fivavahana sy finoana" ity satria toa lasa [b]miafara amin'ny faran-teny[/b] ny dinika sasany eto... suite
répondu par Miharena le 09/11/2011 03:34
LazaDaddy ( 31/10/2011 09:34)
Tsy iadian-kevitra izany fa raha misy olona tsy mino sy mitady porofo dia aseho azy tsy ho ela izany farafahatarany afaka 80 taona ... suite
répondu par Miharena le 09/11/2011 09:11
YDIFAS ( 31/10/2011 03:17)
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Mino aho fa samy efa nahita sy mahafantatra ny atao hoe "tempoly" (temple) isika rehetra. Sary mazava avy hatrany no tonga a... suite
répondu par LazaDaddy le 01/11/2011 01:21
niryna ( 28/10/2011 16:46)
Matetika isika dia mitady porofo hatrany fa tsy misy ny asan'ny satana-tsy misy ny devoly,tsy misy ny demony ,tsy misy ny afobe-tsy misy ny paradisa.Satria ahoana no mahatonga izany? omen'ny olona i... suite
répondu par niryna le 12/11/2011 01:50
hasiniony ( 28/10/2011 13:44)
[b]PENDANT 23HEURES, JESUS CHRIST A FAIT VISITER A ANGELICA, LES ROYAUMES DU CIEUX, L’ENFER ET LA VISION DE SON RETOUR.[/b] Elle témoigne comment Jésus Christ pleurait en observant la multitude dâ... suite
répondu par Miharena le 30/10/2011 20:28
Miharena ( 26/10/2011 07:22)
Nampihomehy an'i Zokieva ilay resaka nataoko tatsy ambadika ka tiako horesahana eto ny mahatonga ahy hilaza hatrany hoe tsy misy ireo fa ao antsain'ny olona ihany. Ity misy resaka nifanaovana tamin'i... suite
répondu par Miharena le 08/11/2011 18:19
didi10 ( 25/10/2011 10:26)
Maro ireo mpitondra Fiangonana ankehitriny no manao anjorom-bala na tsy mampianatra intsony ny didin’Andriamanitra izahy miantso ny mpanota hiverina amin’ny Tompo, nitady hevitra hafa ireo Mpitor... suite
répondu par didi10 le 31/10/2011 18:10
FANAHY7 ( 24/10/2011 19:27)
Ankotra'reo namana hafa hamaly , ahoana ny hevitry FIDINIRINA sy NIRYNA ny @ io TERAKA AVY ANY AMBONY VE NY KRISTIANA VAO MINO sa MINO VAO TERAKA AVY ANY AMIN"NY AMBONY avy @ ATRA RAY? Misaotra nareo... suite
répondu par niryna le 27/10/2011 16:46
Miharena ( 24/10/2011 12:39)
Tsy miankina amin'ny tantara na ny honohono fa ny fahatsiarovan-tenantsika olombelona fa sombn'Andriamanitra isika no fiafaran'ny fandalinana rehetra ary tokony hahamarim-pototra ny olombelona tsirair... suite
répondu par Miharena le 27/10/2011 16:03
zokieva ( 24/10/2011 07:37)
Miharia harena any an-danitra! Toy ny inona moa izany? Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehe... suite
répondu par niryna le 25/10/2011 16:27
AndriambyII ( 22/10/2011 19:40)
Rainay izay any andanitra , ho hamasinina anie ny anaranao , ho tonga anie ny fanjakanao , hatao anie ny sitraponao , ety an-tany tahaka ny any andanitra , omeo anio izay hanina sahaza ho anay , m... suite
répondu par niryna le 25/10/2011 16:32
Maranatha ( 21/10/2011 11:23)
Misy fampianarana iray ihany koa mampianatra fa i Jesosy ilay avy any Nazareta izay atao hoe Kristy dia maty ny Alarobia. Hevitra izay toa marina. Fa ahoana no voasoratra?? Raha te hahalala hoe iza i... suite
répondu par RBNIR le 27/08/2019 14:42
didi10 ( 17/10/2011 11:11)
Faly miarahaba ny mpisera rehetra. Fantantsika ve fa ny vehivavy manambady mpampirafy no maro an'isa kokoa noho ny lehilahy manambady mampirafy? Aza tezitra aloha ny vehivavy fa araho ny tohiny fa l... suite
répondu par niryna le 04/11/2011 16:36
lals ( 14/10/2011 14:49)
Miarahaba antsika rehetra! Nataoko ity lohahevitra ity mba hamakafakantsika. Araka ny voalazan'ny namana atsy ambadika : [quote] "... Dia tena nianatra sy namaky ny Baiboly isanandro aho. Fantatro... suite
répondu par bor2lais le 21/10/2011 15:35
didi10 ( 14/10/2011 08:10)
Mbola tsy nahita "phénomène" ohatran'io aho ... suite
répondu par pissoa le 17/10/2011 06:52
Maranatha ( 13/10/2011 12:07)
Miarahaba namana! Mahatsikaritra isika rehetra fa misy fampianarana milaza fa foana ny Didy folo. Izay tafakambana amin'ny Lalàn'i Mosesy ??? Misy indray sahy manova io Didy folon'Atra io hifanarak... suite
répondu par Nehemiah le 15/12/2012 12:28
RBNIR ( 13/10/2011 08:29)
« Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio. » (Matio 21:28) « Fa... suite
répondu par RBNIR le 14/10/2011 06:45
RBNIR ( 12/10/2011 09:01)
« ........ ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana, » (1 Petera 3:1... suite
répondu par Trevino12 le 17/07/2025 04:43
YDIFAS ( 08/10/2011 19:52)
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Hafatra lehibe indray no aroso ho antsika anio. Nitory teny i Petera sy ny apôstôly: nisy fiantraikany tamin'ny olona niha... suite
répondu par AUGERFA le 17/10/2011 07:23
didi10 ( 07/10/2011 09:18)
http://www.naghammadi.org/traductions/traductions.aspx Tany amin'ny taon-jato voalohany no nanoratana ireto boky ireto fa tamin'ny 1945 no nahita azy tany Nag Hammadi tany Ejipta. Hatramin'izao aloha... suite
répondu par Miharena le 11/10/2011 14:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9376