Eglise de Charme

1. didi10 ( 25/10/2011 10:26)
Maro ireo mpitondra Fiangonana ankehitriny no manao anjorom-bala na tsy mampianatra intsony ny didin’Andriamanitra izahy miantso ny mpanota hiverina amin’ny Tompo, nitady hevitra hafa ireo Mpitory ireo mba hisarihana ny olona ka mampiasa ireo hevitra mampihetsi-po hahatsara kokoa ny fiainana, ny vaovao mahafaly dia niova ho «Raiso Jesosy fa hanome fifaliana, fiadanana, fahasambarana maharitra eo amin’ny fiainanao izy»
Mba hanazavako ny tsy maha ara-baiboly izany fampianarana izany dia ity misy tantara kely tiako ho vakianao.

Misy olona roa samihafa tao anaty fiaramanidina iray, nomena parachute ny iray voalohany sady nampiana teny hoe anaovy ity fa hahatsara ny sidinao, somary gaga ihany izy hoe, parachute ve de mety hahatsara ny sidiko? Fa noraisiny ihany ilay izy dia nanaovany. Rehefa nandeha teny ny sidina dia nahatsapa izy fa mavesatra ny sorony ary tsy afaka mipetraka mahitsy izy satria mibontsina ao aorinany ilay kitapo misy ilay parachute, Tsy noesoriny enfa ilay izy satria mbola miandry izy satria nampanantenaina taminy fa hahatsara ny sidiny ilay zavatra.
Rehefa niherika nijery ny mpandeha hafa izy dia nahita fa mihomehy azy izy ireo satria mibaby parachute ao anaty fiaramanidina izy, menatra izy ka nitsangana dia nanala ilay vesatra ka nanjera azy tamin’ny tany. Diso fanantenana izy ary ny alahelo no nameno ny fony satria nandaingana izy.

Nomena ilay olona iray indray ilay parachute, ka notenenina izy hoe: anaovy ity fa amin’ny fotoana mety tsy ampoizina dia mety tsy maintsy hilatsaka avy eny amin’ny 8000 m ianao. Sady nisaotra izy no nandray ilay parachute, tsy nahatsikaritra ny vesatra na ny elingelina na ny fihomehezan’ny olona izy fa ny sainy dia efa mifantoka tanteraka amin’ny izay mety hanjo azy raha tsy teo ilay parachute, ary misaotra eram-po sy eran-tsaina ny olona nanome azy izany izy.

Inona ary ny lesona azo tsoahana:

- Hoy ireo Fiangonana moderna: « Raiso Jesosy fa hanome, fiadanana, fifaliana, fahasambarana ary fahatanterahana ho anao izy», andrakandrana no andraisan’ireo mpanota an’I Jesosy sao mba marina izany tenenina izany, inona anefa ny zavatra nanjo azy? Fanenjehana, fanarabirabiana izay efa nanjo sy mbola hanjo ny mpianatry ny Tompo rehetra. Diso fanantenana izy ka nahatonga fihemorana teo amin’ny finonany izany, lasa niverina tamin’ny fanaon-dratsy taloha izy ary mbola nihoatra aza , ary ireo izay nitory azy fa hahazo fiadanana sy fahasambarana izy dia ho halany satria nandainga taminy.
- Tsy aleo ve mampianatra ny lalan’Andriamanitra sy izay loza mety hahazo anao toy izay mampianatra fotsiny fa hanatsara ny fianinanao Jesosy? Tadidio fa rehefa mitandrina ny didin'Andriamanitra ianao dia hanjaka ho azy ao amin'ny Fiainana Jesosy.

Matio 3:7-10
Fa nony nahita ny Fariseo sy ny Sadoseo maro nanatona ny batisany izy, dia hoy izy taminy: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy? 8 Koa mamoaza voa mendrika ny fibebahana hianareo ; 9 Ary aza manao anakampo hoe : Manana an'i Abrahama ho rainay izahay ; fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra mahay manangana zanaka ho an'i Abrahama avy amin'ireto vato ireto. 10 Ary, indro, efa mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky ; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo,

Jao 3 : 16 - 17
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
novalian'i didi10 ny 31/10/2011 18:10
2. bor2lais ( 25/10/2011 11:04)
didi10:

Tadidio fa rehefa mitandrina ny didin'Andriamanitra ianao dia hanjaka ho azy ao amin'ny Fiainana Jesosy.

Mety ho marina angamba izay nefa koa : tadidio fa raha manjaka ao amin'ny fiainanao Jesoa dia (tokony) voatandrina ho azy ny didin'Andriamanitra ! :-)
3. rijadolly ( 25/10/2011 14:57)

bor2lais:

didi10:

Tadidio fa rehefa mitandrina ny didin'Andriamanitra ianao dia hanjaka ho azy ao amin'ny Fiainana Jesosy.

Mety ho marina angamba izay nefa koa : tadidio fa raha manjaka ao amin'ny fiainanao Jesoa dia (tokony) voatandrina ho azy ny didin'Andriamanitra ! :-)

Somary mitongilana any amin' hevitry Bor2lais aho eto satria misy olona tena manaja tanteraka sy mahalala ny ratsy tsy tokony atao nefa tsy mandray an'Jesoa.

Tsy mandiso ilay hevitra nampitan'i Didifolo ilay hevitry Bor2lais eto na izany aza, Hanamafisako io hevitry Didifolo io dia ilay ambarako eto foana mikasika ilay labozy mirehetra. Ny tsara dia manambara ny ankizy fa may rehefa mandray io afo io. Fa tsy hoe: tsy azo lalaovina moa io labozia io izany zanako tiako indrindra izany ô.
4. niryna ( 25/10/2011 15:47)
didi10:

Maro ireo mpitondra Fiangonana ankehitriny no manao anjorom-bala na tsy mampianatra intsony ny didin’Andriamanitra izahy miantso ny mpanota hiverina amin’ny Tompo, nitady hevitra hafa ireo Mpitory ireo mba hisarihana ny olona ka mampiasa ireo hevitra mampihetsi-po hahatsara kokoa ny fiainana, ny vaovao mahafaly dia niova ho «Raiso Jesosy fa hanome fifaliana, fiadanana, fahasambarana maharitra eo amin’ny fiainanao izy»
Mba hanazavako ny tsy maha ara-baiboly izany fampianarana izany dia ity misy tantara kely tiako ho vakianao.

misaotra anao nizara. Mety ho marina angamba ny teninao hoe misy mizara ny tenin'Atra hisarika ny olona .Tsy mizara ny olona mbola tsy mahafantatra an'Atra na miantso azy izay nania mba hiverina amin'Atra kosa ve aloha no tiantsika atao e.
Ny fananana an'i kristy kosa ve aloha tsy manome antsika fifaliana satria voaavotra ny fanahitsika
Fiadanana satria ny teniny no nanome antsika hoe fiadanana no omeko anareo
Fahasambarana satria sambatra izay mino azy ary sambatra koa izay manankina ny fiainany eo amin'i Kristy.
Miteny koa aza izy hoe sambatra ny tsy mahita kanefa mino
Eny faly tokoa ny fo satria afaka mitaraina aminy isika rehetra mavesatra ny entana
Faly tokoa ny fo satria ity olo-mahantra ity no mitaraina dia mihaino ATra
Eny sambatra tokoa isika satria niala ny ziogan'ny fahotana
Sambatra isika manana azy satria any amin'ny ny jiron'ny fiainantsika ary isika no jiro natao hitarafina ireo izay mbola tsy mahalala azy.
Samy nomeny anjara asa avokoa isika rehetra an.Ny fipetrany sy ny fomba fampiasan'Atra amintsika tsi11 no mety tsy mitovy fa ny tanjony dia ny fizarana ny voninahiny sy ny fiantsoana ny rehetra mba hino Azy.

Inona ary ny lesona azo tsoahana:

- Hoy ireo Fiangonana moderna: « Raiso Jesosy fa hanome, fiadanana, fifaliana, fahasambarana ary fahatanterahana ho anao izy», andrakandrana no andraisan’ireo mpanota an’I Jesosy sao mba marina izany tenenina izany, inona anefa ny zavatra nanjo azy?

dia tsy fantatro indray aloha fa ny fiangonana dia toy ny hopitaly ka ahitana karazana aretina fa izay mihinampanafody no mety ho sitrana na ara-batana izany na ara-panahy.?Eo ny tsy sitrana dia mbola miandry sy manantena ny fahasitranana ihany fa tsy ho kivy.
Ny dokotera dia mahalala ny fanafody omeny ny olona fa raha dokotera sandoka izy dia izy sy ny lehibeNy no hifampitana rehefa tonga ny fitsarana azy.

Fanenjehana, fanarabirabiana izay efa nanjo sy mbola hanjo ny mpianatry ny Tompo rehetra. Diso fanantenana izy ka nahatonga fihemorana teo amin’ny finonany izany, lasa niverina tamin’ny fanaon-dratsy taloha izy ary mbola nihoatra aza , ary ireo izay nitory azy fa hahazo fiadanana sy fahasambarana izy dia ho halany satria nandainga taminy.
dia tsy azoko indray izay tena tianao ahatongavana satria eny marina tokoa izany fa ny Tompo no efa namela hafatra fa ho henjehin'ny olona hianareo noho ny amiko ka tokony tsy ho gaga isika raha toa ka mety hitranga izany.
Ary raha mihemotra ny olona tsy noho ny mpitandrina fa noho ny safidiny ihany satria mety ho voatohana ny atiny ,tsy mahazaka ny marina ilay olona ohatra ny ahy iny.
Raha ny dokotera indray izany hoe ny mpitandrina no manoro fanafody diso ,izy tenany ihany anie dia efa mahalala an'izany e."Ny hafafy ihany no ho jinjaina ka izay mamafy rivotra hifoaka tadio"
Eny e,misaotra anao nizara ny eritreritrao
Andriamanitra no nanambara fa tsy hianareo no niantso ahy fa izaho no niantso anareo: mbola tiany hiverina aminy avokoa isika ka na iza na iza dia azon'Atra ampiasaina avokoa hisarihana ny ondry tsy ho very na hiverina ao ambala.Ity forum ity izao dia efa iray ao anatin'ny planin'Atra hizarana ny Teniny
Aleloia Amena!

- Tsy aleo ve mampianatra ny lalan’Andriamanitra sy izay loza mety hahazo anao toy izay mampianatra fotsiny fa hanatsara ny fianinanao Jesosy? Tadidio fa rehefa mitandrina ny didin'Andriamanitra ianao dia hanjaka ho azy ao amin'ny Fiainana Jesosy.
ka io didy folo io anie dia efa nomen'Atra ao anatin'ny fon'ny olona rehetra na kristiana izy na tsy
Fa ny fampianarana kosa dia tsy ny rehetra no afaka ampianatra raha tsy Izy tompon'ny Teny no manome izany azy.

Matio 3:7-10
Fa nony nahita ny Fariseo sy ny Sadoseo maro nanatona ny batisany izy, dia hoy izy taminy: Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy? 8 Koa mamoaza voa mendrika ny fibebahana hianareo ; 9 Ary aza manao anakampo hoe : Manana an'i Abrahama ho rainay izahay ; fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra mahay manangana zanaka ho an'i Abrahama avy amin'ireto vato ireto. 10 Ary, indro, efa mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky ; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo,
tsy azoko ny tianao tenenina eto ka mifanaraka ny lohahevitrao

Jao 3 : 16 - 17
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

dia ahoana no tohiny na fanazavana tianao ahatongavana? misaotra mialoha
5. didi10 ( 27/10/2011 08:21)
Miarahaba ny namana rehetra.

Misaotra an'i nyrina tamin'ny fanontaniana ary miala tsiny fa somary taraiky vao mamaly fa sahirana kely.

Jao 3 : 16 - 17
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

Fantatrao ve ho inona no atao hoe vaovao mahafaly?
Tsy fantatry ny olona ny dikan'ny atao hoe vaovao mahafaly raha tsy azavaina aminy aloha fa mpanota izy, raha tsy ampahafantarina azy fa nandika ny lalàna izy dia ho hadalana aminy ny atao hoe vaovao mahafaly, ary mety ho ompa aza no andraisany azy.

Hazavaiko

Raha avy aho manantona anao ka miteny fa misy vaovao tena mahafaly hambarako anao, dia hoy aho hoe, nisy olona nandoa ny lamandinao 500 000 Ariary tamin'ny fandehananao mafy loatra teny amin'ny arabe! tsy maintsy ho hendratra ianao hilaza hoe, ssss inona koa ity lazainao, izany koa ve dia vaovao mahafaly? tsy misy dikany izany fa tsy manana lamandy aloha izany aho! Ny vaovao mahafaly dia tsy ho vaovao mahafaly aminao fa mety ho hadalana mihitsy no andraisanao azy, ankoatra izay dia mety ho tohana ianao satria noendrikendrehako fa nandika lalàna nefa ianao mahatsapa fa tsy nandika lalàna izany.

Raha ovaiko kely fotsiny anefa ny fomba filazako dia hisy dikany aminao tokoa ny atao hoe Vaovao mahafaly, talohan'ny nahatongavanao taty dia nandeha mafy dia mafy ianao ka hitan'ny radar mandeha 90 km/h nefa betsaka ireo panneaux misoratra fa 30km/h ihany no fetra ambony indrindra, tena mampidi-doza ny fihetsikao ary tokony handoa sazy 500 000 Ariary ianao, ny vaovao mahafaly dia izao, misy olona handoa ny sazinao any saingy mangataka izy ny tsy hemerenanao intsony. Minoa ahy fa teny ho vaovao mahafaly aminao tokoa ny mahare izany.

Kor I 1 : 18

18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
6. niryna ( 28/10/2011 14:55)

izay ve no fanazavanao ny vaovao mahafaly?
Dia raha olona tsy mino an'Atra izany aho fa efa nomen'Atra tato anatin'ny foko ny didy folo dia hoy aho hoe - efa fantatra izao fa ahafaty ve dia mbola mirimorimo ihany? dia ahatonga ny olona hiverina amin'Atra ve izany fanoharana omenao izany? kely ny finoako a
efa panneaux mivandravandra hoe 30km/h ve dia mbola mandeha 90km/h ihany hianao?

Ity ary misy ohatra marina notantarain'ilay sinoa iray nivadika ho kristiana-vao tamin'iny herinandro iny izy no nitantara taminay:
Tany chine izy no nipetraka fahiny raha sendra nitondra moto teo amoron'ny tevany izy dia tsy nahafantatra fa miholika ilay toerana nandehanany.Nakipiny ny masony ary tao anatin'ny sainy talohan'izany dia hoe ho faty ato anatin'ity tevana ity aho androany-Teo ny fotoana mba niantsoany izany ATra izany ary sady niteny izy hoe Atra o ampio aho fena ho faty-ny masony amin'io mikimpy an.Nandeha ihany ny moto fa tsy voatanany ary rehefa nandeha elaela izy dia nihiratra ny masony ka afaka tao anatin'ilay toerana niholaka izy ary tsy naninona.Teo izy no nanomboka nino izany fisian'ATra izany-Hay ve hoy izy ilay Atra resahin'ny olona io ka mino na tsy mino azy aza ny olona fa niantso nianarany ka nitady azy tamin'ny andro farany
Izao izy no mizara ny tenin'Atra ireo sinoa namany izay mbola tsy mino an'Atra.
Tsy hoe miandry ho zavatra mitranga isika vao mino an'Atra fa misitery ny asan'ATra ary samy asehony amin'ny fomba maro samihafa ho an'ny tsi11 ilay izy
Dia mba hazavao araka ny finoanao fa tsy tantara hoe izany hoe fa toy izao no nitiavan'ATra ....Jaona 3: 16- ataovy hoe mbola tsy mahalala an'ATra aho dia mba hazavao hoe ilay izy ?
misaotra mialoha

Kor I 1 : 18

18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.

Dia mbola mangataka ny fanazavana ihany indray aho .Ataovy hoe namaky ny tantaranao aho izany fa tsy mahafantatra ny tenin'ATra dia ahoana no anohizanao ny tantara ka nahatonga anao nanome io teny ambony io ? fahadalana ......herin'Atra...
7. niryna ( 28/10/2011 14:55)

8. niryna ( 28/10/2011 14:56)

9. niryna ( 28/10/2011 14:57)

10. niryna ( 28/10/2011 14:57)

11. niryna ( 28/10/2011 15:58)

12. rijadolly ( 30/10/2011 16:13)
hihihihih! Tafaverina in-6 ilay izy Niryna. Rehefa mandefa hafatra isika dia somary ohatry ny tsy lasa ilay izy noho ny connexion. Raha sendran'izay dia atao copy aloha ilay izy ary dia ialana kely mihitsy, avy eo vao miverina manokatra serasera, mety efa lasa mantsy ilay izy fa ny connexion no somary tapatapaka. Ka raha vao efa lasa ilay izy dia hitanao ao, tsy mbola lasa izy matoa tsy hita ao mazava ho azy ary dia atao coller fotsiny avy eo ilay tiana alefa.
_________________________________________________________________________________

Ilay fomba fitoriana ny Vaovao mahafaly ve no misy tsy mety sa ahoana no tsy mampiray hevitra antsika. Raha izay mantsy dia efa voavalin' Niryna io ilay izy hoe:

Tsy hoe miandry ho zavatra mitranga isika vao mino an'Atra fa misitery ny asan'ATra ary samy asehony amin'ny fomba maro samihafa ho an'ny tsi11 ilay izy

ohatra koa izao ny fahitany ny Mpino miaina ao anatin'Ilay Vaovao mahafaly. Ary dia ho velom-panotaniana izy mba ahalala bebekokoa.
13. didi10 ( 31/10/2011 18:10)
niryna:

Dia mba hazavao araka ny finoanao fa tsy tantara hoe izany hoe fa toy izao no nitiavan'ATra ....Jaona 3: 16- ataovy hoe mbola tsy mahalala an'ATra aho dia mba hazavao hoe ilay izy ?
misaotra mialoha

Miarahaba ny namana rehetra
Namana Nyrina, misaotra anao tamin'ny fanontaniana.

Samihafa tokoa ny fomba fitoriana ny vaovao mahafaly amin'ny olona tsy mahalala an'Andriamanitra sy ireo olona mahalala an'Andriamanitra fa tsy manaraka ny didiny.

Eritrereto hoe andeha any inde ianao na any chine izay olona manana andriamanitra hafa, lojika be raha ampahafantarinao azy aloha hoe iza ilay Andriamanitra torinao, atombokao any amin'ny Genesisy izany; ao ny nanamboarana izao tontolo izao,mila tsindrina tsara ny fomba nanisany ny andro, amin'ny Andro fitsaharana, ny amin'ny Adama sy Eva sy ny saha Edena; ao ianao dia efa afaka manatsoaka lesona fa Andriamanitra dia fitiavana, rehefa miaraka Aminy dia misy fitsipika arahina fa raha tsy izany dia misy ny sazy. Dia mandeha ho azy ny fampianarana ny momba an'i kaina, i Noa sy Lota satria mitovy ny lesona tiana ampitaina eto.

Miroso tsikelikely ianao mandalo amin'ny tantaran'i Mosesy sy ny didy sy lalàna, mandalo amin'ireo tantaran'ny mpanjaka sy ireo Mpaminany, ireo mpaminany izay manambara ny fihavian'i Jesosy zanak'Andriamanitra.
Raha tonga dia Jesosy no ampianarinao azy amin'ny hoe "Nomeny ny zanany lahy tokana..." dia tsy hatahotra an'Andriamanitra sy ny didiny izy, tadidio fa ny Testameta vaovao dia "reflet" n'ny Testameta taloha, tsy misy fifanipahana ao amin'Andriamanitra sy Jesosy Kristy zanany, fanavaozana no nentin'i Jesosy fa fanavaozana mifototra amin'ny Tenin'Andriamanitra ihany.
Mino aho fa raha miverina amin'ny fiandohana ohatr'izay daholo ny Kristianina rehefa mandalina ny Baiboly dia ho iray ihany ny Fiangonan'Andriamanitra, ny mampalahelo mantsy dia ny fomba katolika sy protestanta izay mifangaro amin'ny politika fanjanahana miteraka fitsotokotokoana no nentin'ny evanjelistra teto, efa nomena antsika "génération ankehitriny"ny fahalalahana hitady ny fahamarinana ara-baiboly saingy ny ataontsika dia mitady toko sy andininy hanamarinan-tena amin'ny fampianarana izay fantatra fa diso ary tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra.

Kor I 1 : 18

18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.

Dia mbola mangataka ny fanazavana ihany indray aho .Ataovy hoe namaky ny tantaranao aho izany fa tsy mahafantatra ny tenin'ATra dia ahoana no anohizanao ny tantara ka nahatonga anao nanome io teny ambony io ? fahadalana ......herin'Atra...

[/quote]

Tsotra be io, tsy mila fanazavana ara-baiboly akory fa tonga dia raisiko amin'ny fiainana andavanandro, hoy ny olona hoe: Inona no idiran'ny vitsika amin'ny petrole?
Ahoana tokoa moa no ifandraisan'ny nahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazo fijaliana sy ny hoe fanavotana ny olombelona amin'ny fahotany?
Dia lojika be ny tsy mpino raha hihomehehy satria mihevitra izy fa hadalana izany satria tsy misy ifandraisany, na ny mino aza dia maro no tsy mahalala marina ny antony nahafaty an'i Jesosy. Voalohany tamin'izay i Jodasy;
Tsarovy fa i Jodasy anie ka mpianatry ny Tompo e! maro ny mpianany fa 12 lahy no nofidiany ho Apostoly, tena akaiky azy mihitsy izy nefa nahoana ary no namadika azy? tsy nahay nampianatra va Jesosy sa inona no antony namadihany azy?
Ny Jiosy dia zanatany Romana, ary i Jodasy dia anisan'ireo olona "Tia tanindrazana" ka mba naniry ny hahafan'ny Jiosy tao anatin'izany zioga izany, nandray ny fampianaran'ny Tompo izy saingy nataony ambony noho ny fitiavany an'Andriamanitra ny fitiavany ny tanindrazany sy ny fireneny, (sady lesona hoa antsika gasy ihany ity), nanana planina izy ka nihevitra fa raha atolotra ny romana Jesosy hofantsihina (atao sorona) dia hirotaka ny olona ka handrava ity zioga romana ity, i Jesosy rahateo mahay fahagagana sy efa manana mpianatra analin-kisa; tsy izay anefa no nitranga ka haintsika ny tohiny.
Nohombohina teo amin'ny hazo fijaliana tokoa Jesosy noho ny fahontantsika, izay olona mino sy mandray azy ho Tompo sy mpamonjy ihany anefa no hahazo ny famonjena, samy mpanota ny olombelona ka mila omena an'i Kristy izany fahotantsika izany hofantsihina miaraka amin'ny eo amin'ny hazo fijaliana, inona no tambin'izany fibebahana izany raha mbola eto an-tany isika? NY FIADANANA, izay miaraka amin'i Jesosy dia manana fiadanana. Ny Fandraisantsika ny Fanahy Masina no manome antsika ny Herin'Andriamanitra hahafahana manao ny asany. Sarotra anefa ny mamporisika ny olona hibebaka raha tsy fantany aloha hoe inona avy ny fahotana nataony, dia eo no miditra ny didin'Andriamanitra, ary eo koa no ampianarana azy ny fisian'ny helo sy ny paradisa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3693