Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i didi10, milahatra araka ny daty
didi10 ( 10/05/2013 13:47)
Tsy fahotana hono
Sendra nandalo tao ambadika tao aho indray andro, satria Chat-libre ny karajia dia maro ireo olona mpiditra ao mba hiresadresaka sy hitafatafa. Maro ireo resy lahatra ao fa raha virtuel hono no mifan... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 12:28
didi10 ( 28/04/2013 11:28)
Aty aminay no misy an'i Jesosy: hoy ilay mpamitaka mahay
Ity misy kilalao kely ity izay afaka entina tsara ampianarina any amin'ny sekoly Sabata na sekoly Alahady na fampianarana tsotra. [b][u]Misy sary iray ity ka apetraka ny fanontaniana hoe sary inona n... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/04/2013 06:44
didi10 ( 16/04/2013 09:32)
Nitsangana par silence
Hoy i Paoly hoe: Raha tsy nitsangana tamin'ny maty i Kristy dia foana ny toriteninay ary foana ny finoanareo, misy fanontaniana manitikitika ahy ry namana: Raha nitsangana mangingina tao Jesosy ary t... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:27
didi10 ( 22/03/2013 07:59)
Fandisoana ny Paska, sakana tsy handraisana ny famonjena
Ny kristiana mankalaza ny Paska dia misy fizaran-kevitra 2 eo amin'ny andro hankalazana azy: 1- Ankalazaina amin'ny andro nahafatesany (14 Abiba) 2- Ankalazaina amin'ny andro nitsanganany (Paska alaha... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 12:17
didi10 ( 12/03/2013 06:07)
Faly miarahaba antsika tratry ny Taom-baovao malagasy sy ara-baiboly
Tsara ny Tompo Nigadona omaly tokoa ny taom-baovao. Ho anao mino an'i Jehovah Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy, dia tononiko ho anao ny FiadanaNY sy ny FitahiaNY,... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/03/2013 09:31
didi10 ( 04/03/2013 09:49)
Safidio izay tianao
[b]Iray amin'ireo ve ny Jesosinao sa iray ihany ireo aminao?[/b] [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/079ac266ca53005766b8722318a861c4.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/079ac... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 05:29
didi10 ( 22/02/2013 10:39)
Vazo miteny evangelique : Didy folo (Tarika Heritiana)
Amena rahalahy a! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=4Jafy_AbyWA[/youtube] ... tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:11
didi10 ( 19/02/2013 07:18)
Aoka hotandremana amin'ny fotoany ny Paska (Nom 9;2)
[b][u]Nom 9:3[/u][/b] Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy [b][u]amin'ny fotoany[/u][/b] Maro amintsika Kristiana no tsy mivaky loha io resa... tohiny
novalian'i moustaraf ny 05/03/2013 16:15
didi10 ( 13/02/2013 12:22)
Tompo ô tsy handroba Anao intsony
[b][u]Malakia 3;8-10[/u][/b] 8 [b]Handroba an'Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy hianareo[/b]? Nefa hoy hianareo:[b] Amin'inona moa no androbanay Anao[/b]? [b]Amin'ny fahafolon-karena sy ny fa... tohiny
novalian'i niryna ny 14/02/2013 06:49
didi10 ( 13/02/2013 08:06)
Manara-penitra
Aty Madagasikara dia lasa fomba fiteny io resaka manara-penitra io; izay te hanamafy fa tsara ny zavatra amidiny na resahiny dia lazaina fa manara-penitra avokoa. Rehefa nandinika lalina aho anefa di... tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/02/2013 12:15
didi10 ( 08/02/2013 14:31)
Ho an'i Hery
Tsy tokony handray anjara amin'ny fihaonana mihitsy ve namana izahay manaja ny Sabata fa toa ataonareo Sabotsy foana ilay izy?... tohiny
didi10 ( 06/02/2013 09:39)
Samy miantso Yeshoua saingy ny iray mandrava ny lalàna ny iray mandrava ny testamenta vaovao
Amin'ny mpandalina ny finoana ny tena satria ho ny Tompo hoe:" Fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara" dia nandinika ireto fiangonana 2 ireto aho. 1- Ny fiangonan'i Episkopo Edouard iza... tohiny
novalian'i RA TAN ny 17/05/2017 12:13
didi10 ( 03/02/2013 14:33)
ny lanjan'ny fahotana (kely sy lehibe), ny vokatry ny fahotana (mahafaty sy tsy mahafaty)
Ao anatin'ny fiangonana misy "konfesy" dia misy ny fahotana kely sy lehibe: raha nanao fahotana kely ianao dia ny Pretra ihany dia afaka mamela ny fahotanao fa raha manao fahotana lehibe ianao dia tsy... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2013 22:31
didi10 ( 01/02/2013 11:17)
Mianara, minoa, mibebaha dieny mbola tsy tara
[b][u]Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra[/u][/b] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=6VDrTggX6IY[/youtube] [b][u]Ny Kristiana sy ny Sabata[/u][/b] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q7... tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/02/2013 12:44
didi10 ( 21/01/2013 12:41)
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy safidio izay tianao
Yeshoa, Yeshoua, Yehu'a, Yehoshoua, Yahoshowah, Yehoshowah, Ieshoa, Jesoa, Jesosy Mahagaga fa samy manana ny anarana mahavonjy azy ny olona, iza amin'ireo no mahavonjy anao?... tohiny
novalian'i totoavina ny 13/02/2013 15:43
didi10 ( 09/01/2013 09:36)
Ny andro, ny herinandro, ny volana, ny taona araka ny nanaovan'Ilay Mpahary azy
Tsara ny Tompo Ny Genesisy toko voalohany dia tokony ahatakarantsika ny momba ny fahariana rehetra, ny momba an'Andriamanitra sy ny olona ary ny calendrier arakan'Andriamanitra. [b][u]Ny andro[/u][/... tohiny
novalian'i didi10 ny 11/01/2013 15:32
didi10 ( 01/01/2013 18:07)
Raha izaho no lasa mpitondra firenana
Tsara ny Tompo Dia mirary soa ho anareo manaraka ny calendrier grégorien mankalaza ny taona vaovao anio fa ny taom-baovao nataon'I Jehovah mbola amin'ny 11 Mars. :-) Miomana amin'ny mety hisian'ny ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/01/2013 08:24
didi10 ( 13/12/2012 13:05)
Ny Kristiana sy ny taom-baovao 01 janvier
Tsara ny Tompo Faly ery isika tsy mankalaza ny 25 Desambra manakiana ireo mbola mankalaza ka apetraka amintsika indray ary ny fanontaniana hoe tokony hankalaza ny 01 Janvier ve isika?... tohiny
novalian'i Miharena ny 08/01/2013 08:39
didi10 ( 05/12/2012 14:17)
Ny kristianina sy ny ady amin'ny fitovian-jo eo amin'ny lahy sy ny vavy
Mamorona ny fitovian-jo ve Andriamanitra? ahoana no fahitantsika kristianina izany?... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/12/2012 16:03
didi10 ( 20/11/2012 07:22)
Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 07: Ny Kristiana sy ny Sabata
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Q70jJKmRpvs[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 27/11/2012 10:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0295