Fampianarana Baiboly : Teny tsy misy kilema Fiz 07: Ny Kristiana sy ny Sabata

1. didi10 ( 20/11/2012 07:22)
novalian'i moustaraf ny 27/11/2012 10:07
2. hery ( 21/11/2012 05:17)
Mbola tsy nojereko fa nanitikitika ahy fotsiny ilay lohateny..

Fa angaha efa mitovy hevitra ny kristianina rehetra amin'ny resaka sabata no hoe "Ny Kristianina s ny sabata?"

Sa ny kristianina iza no lazaina eto?
3. didi10 ( 21/11/2012 05:48)

hery:

Mbola tsy nojereko fa nanitikitika ahy fotsiny ilay lohateny..

Fa angaha efa mitovy hevitra ny kristianina rehetra amin'ny resaka sabata no hoe "Ny Kristianina s ny sabata?"

Sa ny kristianina iza no lazaina eto?


Fa angaha misy Kristiana karazany 50 ry Hery?
Kristiana = mpanara-dia an'i Kristy (cf boky Katesizy)
Ny marina dia iray ihany fa ny Kristiana no nisafidy ny hanaraka na tsia.
4. hery ( 21/11/2012 07:25)
Mody fanina indray an :-)

Kristianina = mpanara-dia an'i Kristy

tsy midika hoe mitovy daholo ny kristianina ka. Na Kristy tokana aza no arahina dia samy manana ny fomba anarahany azy.
5. leva2 ( 21/11/2012 12:54)

hery:

Mody fanina indray an :-)

Kristianina = mpanara-dia an'i Kristy

tsy midika hoe mitovy daholo ny kristianina ka. Na Kristy tokana aza no arahina dia samy manana ny fomba anarahany azy.


Velona Jesosy!

Ka eo indrindra ilay iz namana hery. Tsy izay tiantsika atao akory dia sitrak'Andriamanitra daholo amin'ny fanarahana azy. Fa mila fantarina hoe inona no fomba ankasitrahany?

Dia miainga amin'ny teniny isika namana
6. hery ( 21/11/2012 13:37)
Olana foana io e. :-)

Miainga amin'ny teniny, ny teniny voasoratra sa teniny tsy voasoratra?
7. RBNIR ( 23/11/2012 10:36)
hery:

Olana foana io e. :-)
Miainga amin'ny teniny, ny teniny voasoratra sa teniny tsy voasoratra?

Faly miaraha namana,
Ka raha hoy ary aho hoe mila mivavaka amin'ny masoandro daholo isika (tsy voasoratra io) fa saingy izaho te hitaona ny olona hanao izany.
Dia ahoana??? Ary raha ho avy tampoka ilay tompon-teny ka hanontany hoe fa naninona ianao nivavaka tamin'ny masoandro nefa efa voararako tsy hatao izany dia ahoana hoy Ra-hery??
Hanilika v hoe RBNIR anie no nilaza hoe izay no tokony hatao izany e?
Hiverenan-tsika ny Genesisy, rehefa hitan'i Adama fa mafy ny ady, nahiliny tany amin'i Eva, Rehefa hitan'i Eva fa mafy ny ady nahilin'ny tany amin'ny menarana.
Saingy, tsy nahavonjy azireo izany fa tanteraka ihany ilay fahafatesana.
Dia tena otran'izay no hitranga namana fa minoa, hifanilikilika eo daholo nefa tsy hahafaka an-tsika akory izany.
Inty koa fahadisonkevitra B vava, maditra mopera, maditra pasitera, maditra masera, maditra ny loholona dia hoe ka ry zareo aza manao koa izahay v no tsy mba hanao matoa ataony dia mety izay.
Fahadisoan-kevitra B vava an, rehefa nahafantatra isika dia aleo mifitsaka fa izay te haditra aleo izy haditra any , azy ny azy,

Samia ho tahin'ny Tompo daholo e,
8. hery ( 23/11/2012 11:11)
Mitovy ihany ny olana.

Raha tonga koa ilay tompon-teny dia hanao hoe:
- Maninona no nadikanareo vilana izay nolazaiko?
- Maninona no tsy mba nohenoinao ireo izay naheno mivantana nasaiko nampita ny hafatra?
- Maninona no efa boky hafa no arahinareo fa tsy ilay tena nomeko?

Dia hanilika amin'iza indray RBNIR ?

9. RBNIR ( 23/11/2012 11:27)
hery:

Mitovy ihany ny olana.

Raha tonga koa ilay tompon-teny dia hanao hoe:
- Maninona no nadikanareo vilana izay nolazaiko?
- Maninona no tsy mba nohenoinao ireo izay naheno mivantana nasaiko nampita ny hafatra?
- Maninona no efa boky hafa no arahinareo fa tsy ilay tena nomeko?
Dia hanilika amin'iza indray RBNIR ?


Mat.22:29 Izay no tokony hianarana tsara sy tsy handraisana fampianarana tsy voalaza ao anaty baiboly ,

Samia ho tahin'ny Tompo e,
10. hery ( 23/11/2012 11:38)
Io indrindra no mety ho lazainy

Matio toko 22. 29
11. RBNIR ( 23/11/2012 12:21)
hery:

Io indrindra no mety ho lazainy
Matio toko 22. 29

« Miteny toy ny amin'ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko. » (1 Kor.10:15)
Mila manan-tsaina koa.
Ny tsy manan-tsaina no handika vilana.
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
12. niryna ( 24/11/2012 05:44)
hery:

Olana foana io e. :-)

Miainga amin'ny teniny, ny teniny voasoratra sa teniny tsy voasoratra?
hi,hi Hery a,teny voasoratra fa ny an-dry zareo ihany ka ha,ha
13. moustaraf ( 25/11/2012 13:29)
Salama namana,
Resaka sabata no resaka eto ka izao no ambaran'ny "Histoire de l'Eglise" azon'ny rehetra vakiana:
t@ taona nanjakan'ny amperora romana Constantin (vers 133) no navoaka ny didy nanova ny fivavahana andro sabata ho Alahady, ary nandraisana ny ny fivavahana @ Yeshoa ho fivavaham-panjakana romana , FA SAINGY NY ANARANA dia novana ho JEUS ARY NY ALAHADY NA ANDRON'NY MASOANDRO NO IVAVAHANA AMINY= SUN DAY, ho fanajana ny fivavahana romana.
14. RBNIR ( 26/11/2012 09:53)

moustaraf:

Salama namana,
Resaka sabata no resaka eto ka izao no ambaran'ny "Histoire de l'Eglise" azon'ny rehetra vakiana:
t@ taona nanjakan'ny amperora romana Constantin (vers 133) no navoaka ny didy nanova ny fivavahana andro sabata ho Alahady, ary nandraisana ny ny fivavahana @ Yeshoa ho fivavaham-panjakana romana , FA SAINGY NY ANARANA dia novana ho JEUS ARY NY ALAHADY NA ANDRON'NY MASOANDRO NO IVAVAHANA AMINY= SUN DAY, ho fanajana ny fivavahana romana.

Faly miarahaba namana,

Misy ahitsiko kely fotsiny namana moustaraf Taona 351 fa tsy (133) ary nisy décret mihitsy navoaka fa tsy hoe honohono na anganombaviantitra na finoanoam-poana tsy akory, araho ity rohy ity http://fr.wikipedia.org/wiki/Sabbat_(christianisme)
Misy maro ny site maneho azy io saingy nofidiako manokana ny wikipedia satria encyclopedie io ary voamarina ny zavatra lazaina ao.

Hitanao amin'io rohy io:
1- Inona ny atao hoe sabata? Na andro fahafito.
2- hitanao ao hoe jour du Seigneur lasa jour de repos dominical (Andron'Andriamanitra lasa andro fialan-tsasatra).
3- Ny décret navoaka ny 7 mars 321 nandidiana ny olona hivavaka amin'ny andro alahady (izay voalaza fa jour du soleil).

Io dia fahatanterahan'ny « .... "sain-dalin'i satana", ....» (Apok.2:24) : Rehefa nihezaka nanenjika, nampijaly ary namono ireo olo masin'ny Avo indrindra i satana tamin'ny alalan'ny fitondrana romana nisy tamin'izany fotoana izany dia tsapany fa vao maika niroborobo ny fivavahana kristianina.
Nanao tetika lalina dia lalina indray izy avy eo (sain-dalin'i satana) izay tsy inona fa ny nampidirany ireo mpanompony hiditra ho kristianina (ilay amperora romana constantin sy ny namany io) Ny tanjony dia ny hamotehana ny fahamarinana tsy misy kilema amin'ny alalan'ny fanovana ireo didin'Andriamanitra velona (isan'izany ny didy faha efatra momba ny Sabata).

Izay manamaso aoka hahita, ary izay manan-tsaina aoka hisaina,

Samia ho tahin'ny Tompo



15. RBNIR ( 26/11/2012 09:57)
321 fa tsy 351 e,
Miala tsiny,
Samia ho tahin'ny Tompo daholo
16. RBNIR ( 26/11/2012 13:02)
Voasoratra ao koa hoe : Les premiers chrétiens, dans la suite de l'Église de Jérusalem, continuaient d'observer les prescriptions de la Torah et en particulier le Shabbat juif.

Tena TIANAO ANDRIAMANITRA RAY SY JESOSY KRISTY TOMPO.

Samia ho tahin'ny Tompo daholo namana isany
17. moustaraf ( 27/11/2012 10:07)
Salama namana,
Misaotra ny namana RBNR nanitsy an'ilay daty, aty ampanaovana mission no manoratra ka somary troublé.
Mamporisika antsika jiaby hamaky ny HISTOIRE DE L'EGLISE mba tsy hiteniteny foana sy hanao dikavilana, ka hanjary jamba mitarika jamba!
Araka izay dia:
"Tsy Alahady no andro nivavahan'i Mesia sy ny Apostoly fa SABATA
Ny alahady dia didim-panjakana no nametraka azy"

Misy hilaza indray izao hoe: Tsy important izany alahady sy sabata izany, fa rehefa mino dia mino!!!!

"NY ADALA MANAO HOE TSY MISY Atra......Mandehana ka dia mba manaova toy izany koa"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0553