Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i moustaraf, milahatra araka ny daty
moustaraf ( 29/12/2014 03:55)
Taombaovao JANUS ARIUS
Salama namana, Momba ity fetin'ny taombaovao ity ndray no asiana resaka. SEPTembre : volana faha 7 OCTObre :volana faha 8 NOVembre : volana faha 9 DECembre : volana faha 10 Nahoana ary ny JANVIER avy... tohiny
novalian'i booboo ny 13/01/2015 17:27
moustaraf ( 21/12/2014 04:37)
FETIN'NY MISASAK'ALINA
Salama namana, Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/03/2015 11:47
moustaraf ( 17/12/2014 07:47)
Tonon-kiran'i Solomona
[youtube]https://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=677sEB5AyOA[/youtube]... tohiny
moustaraf ( 14/12/2014 06:42)
ImanoEl: amintsika El
Salama namana, Imano El : amintsika El Io dia sady anarana no qualificatif manondro ny fiavian'Yeshua, 1.Ary manaporofo fa izy dia El koa 2.Izy ilay teny tonga nofo 3. indro nomeko anareo ny teniko ..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/12/2014 14:37
moustaraf ( 04/12/2014 12:34)
AVY AIZA NY NOEL: NO-EL : NOELY
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... tohiny
novalian'i RBNIR ny 14/12/2014 07:20
moustaraf ( 04/12/2014 10:33)
NO-EL / NOEL / NOELY
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... tohiny
moustaraf ( 12/09/2014 17:47)
"IZAHO NO KINTAN'NY MARAINA": LOSIFERA ,Apok 22:16
1. kintan'ny maraina : losifera Yeshua milaza ny tenany ho losifera APOK 22:16 Nahoana ankehitriny no ilay rain'ny lainga indray no antsoina hoe Losifera: kintan'ny maraina? ??... tohiny
novalian'i moustaraf ny 19/09/2014 10:37
moustaraf ( 05/09/2014 07:23)
Miala voly kely e!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 06/09/2014 15:01
moustaraf ( 03/09/2014 12:43)
iza no namorona ny anarana devoly, satana, losifera?
Salama, Tsy hita ao amin'ny baiboly fototra koa manko ireo anarana ireo, kanefa maro be ny fiangonana no miady sy mandroaka an'ireo isan'andro!!! ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 14/09/2014 09:19
moustaraf ( 17/04/2014 05:52)
Fepetran'ny Paska sy pantekoty
Salama namana isany, Ireto misy fanontaniana: Tandremana ihany ireo fety voalazan'ny baiboly nefa "Nahoana no tsy tandremana araka izay voasoratra? 1.Paska Amin'ny hariva/ andro faha 14 n'ny volana 1Â... tohiny
novalian'i toriteny ny 24/04/2014 08:18
moustaraf ( 02/04/2014 06:59)
tokana sa 12 ny vavahady idirana @ paradisa?
"Izaho no vavahady, raha izaho no didira'ny olona dia ho velona izy" "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankay @ Ray afa-tsy @ alalaKo" "....Indro Jerosalema vaovao.....misy vavah... tohiny
novalian'i toriteny ny 15/04/2014 06:40
moustaraf ( 29/10/2013 09:33)
Ento am-pitiavana sy an-kira ny fitiavana
"Asa atao an-kira vita toy ny tsy natao", "fitiavana atao an-kira ,na tonta aza mety ho vao" [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:56
moustaraf ( 29/10/2013 09:29)
Shir haShirim (tonon-kiran'i Solomona) tena malagasy
Mihira ny "fitia", dia ny hira tsara indridra nosoratan'i Solomona. Atolory ny olon-tianao koa! [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:55
moustaraf ( 29/10/2013 09:21)
Shir haShirim (tonon-kiran'i Solomona)
Hira fanao @ fampakaram-bady, na ifanoloran'ny mpifankatia! atolory ny olon-tianao koa. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:54
moustaraf ( 28/10/2013 11:24)
Salama e!Ndao indray mba hihaino hira mahafinarit...
Salama e! Ndao indray mba hihaino hira mahafinaritra kely iray "Shir hashirim na Hiran'ireo hira", raha adika tsotra dia : "ireo hira tsara indrindra" nosoratan'i Solomona! [youtube]http://www.youtube... tohiny
novalian'i moustaraf ny 29/10/2013 18:21
moustaraf ( 13/09/2013 03:27)
L'hébreu à Madagascar "Nouvelles recherches"
[u]N°1[/u] Ny teny hebreo hoe "ledabère" dia infinitif, ary rehefa conjuquer-na dia: Ani medabère,ata.... AU temps participe présent (à la mode encienne): m'dabôr =miresaka, miteny Hoy ny malaga... tohiny
moustaraf ( 05/09/2013 12:45)
L'hébreu à Madagascar par Joseph Brillant, Missionnaire lazariste 1946
Ny hebreo tranainy sy ny teny Malagasy: Aba….Ab Abobo…Sobebou Adala….Adal Adana….’ednah Adaoro….Adar Adina….din Ady…..din Adona…..doun Afaka….Afaq Afara…akhar Afa tsy…éfès Af... tohiny
novalian'i moustaraf ny 12/09/2013 17:58
moustaraf ( 17/07/2013 12:57)
esorina tsikelikely ireo anarana TSY IZY ao @ baiboly
salama namana, Mandroso izahay na dia mbola betsaka ireo minia manentsi-tadiny, [url=http://]http://www.lexpressmada.com/finoana-madagascar/37485-nofafana-tao-anaty-baiboly-ny-teny-hoe-jehovah-.html[... tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:29
moustaraf ( 14/07/2013 16:34)
Inona marina no dikan'ireo "ora faha3 sy faha9"?
Salama namana, Mba mahaliana ny mahalala hoe: inona marina no dikan'ireo Ora faha 3 sy ora faha 9, miverimberina foana ao @ baiboly manontolo; izay itrangan'ireo asa lehibe maro ampisehoan'i Tsitoha n... tohiny
novalian'i moustaraf ny 18/07/2013 07:10
moustaraf ( 26/05/2013 09:56)
ATAOLOTRA OFISIALY IREO POROFO MAHA HEBREO NY MALAGASY
salama namana, ho an'izay liana, satria efa maro ireo fifandresen-dahatra teto @ serasera izay ela izay, ka ho anareo ao Antananarivo, dia misy conférence lehibe sy exposition anehoana ireo porofo ma... tohiny
novalian'i endriny ny 03/06/2013 17:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4086