Aty aminay no misy an'i Jesosy: hoy ilay mpamitaka mahay

1. didi10 ( 28/04/2013 11:28)
Ity misy kilalao kely ity izay afaka entina tsara ampianarina any amin'ny sekoly Sabata na sekoly Alahady na fampianarana tsotra.

Misy sary iray ity ka apetraka ny fanontaniana hoe sary inona no hitanareo?
Somary atao lavidavitra no mijery ilay sary.



Ny ankamaroan'ny olona dia mamaly fa sary "rangahy be volombava mametraka tanana eo amin'ny tratra io"

Miangavy antsika indray ary aho hanakaiky kokoa ilay sary ka handinika tsara

Eo vao mahita ireto "détails" ireto ny ankabeazan'ny olona:
- rangahy be mijoro mitondra tehina
- ramatoa mitrotro zaza
- alika matory eo amin'ny pavé
- vavahady en arc sns...

ary rehefa tena nodinihina aza dia "tsy mi-existe" mihitsy ilay rangahy be volombava mametraka tanana eo amin'ny tratra.

Dia hoy ilay mpaminany sandoka mampiseho aminao fa manana an'i Jesosy izy
JEREO FA IO JESOSY



Mitandrema namana, aza manao fijery bambaray foana fa be ireo mpamitaka sy mahay mampiseho zavatra ohatry ny marina kanefa rehefa mandinika akaiky ianao dia hafa ny sary mivoaka sy ny zavatra mitranga ao anatiny.

Deraina Jesosy, Aleloia!
novalian'i sitlo ny 29/04/2013 06:44
2. Nehemiah ( 29/04/2013 05:32)
Amena !

Tena misaotra betsaka mihitsy !
3. sitlo ( 29/04/2013 06:44)
[center][/center]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518