Mianara, minoa, mibebaha dieny mbola tsy tara
1. didi10
(
01/02/2013 11:17)
Ny Kristiana sy ny didin'Andriamanitra
Ny Kristiana sy ny Sabata
2. Nehemiah
(
01/02/2013 13:00)
Fanafohezana ny inona moa ny FJKHFP ?
3. rvfaratiana
(
02/02/2013 10:51)
Nehemiah:
Fanafohezana ny inona moa ny FJKHFP ?
Fiangonan'i Jesosy Kristy Herin'ny Finoana Pentekosta
4. bor2lais
(
02/02/2013 12:44)
rvfaratiana:
Nehemiah:
Fanafohezana ny inona moa ny FJKHFP ?
Fiangonan'i Jesosy Kristy Herin'ny Finoana Pentekosta
Finoana Pentekosta !!!! Izay izany no mahasarotiny ilay namana amin'ny resaka Fanahy Masina a ! :-)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1196